eléction présdtlle, frantsa!

1. vale ( 16/03/2007 19:19)
manahoana daolo,
hono hoà ho an'zay afaka mifidy, iza no fidinareo kay? (na zay mba hevitrareo momba an'io, iza no tinareo?)
ny ahy Ségolène Royale no tiko raha afaka nifidy aho...:°)
répondu par karinah le 28/03/2007 11:05
2. booboo ( 16/03/2007 19:21)
Bayrou ....:°)
3. vale ( 16/03/2007 20:05)
:( booboo!
:P
4. vale ( 16/03/2007 21:48)
:-D:-D:-D dia tsy hisy pifidy mintsyve ao na ny ray aza? mba lalina koa izy izany!8-)8-)8-) mmhhh...
5. kally ( 17/03/2007 08:06)
vale:

manahoana daolo,
hono hoà ho an'zay afaka mifidy, iza no fidinareo kay? (na zay mba hevitrareo momba an'io, iza no tinareo?)
ny ahy Ségolène Royale no tiko raha afaka nifidy aho...:°)



Safidinareo marina io! fa sao te hahita loza amin'ity Ségolène tsy mahalala izay atsimo sy avaratra ity ianareo! ny didy jadona manaraka ihany.
6. kelly13 ( 17/03/2007 09:27)
nenà kou bayrou
7. booboo ( 17/03/2007 10:21)
Vale > marina tokoa io tenin'i Kally fa sady masiaka ratsy mihitsy ange i golène golène iny :°)
8. karinah ( 17/03/2007 11:01)
ka ny ahy le karama hiakatra après 5ans no tsinjoviko koh :lol::P
9. karinah ( 17/03/2007 11:02)
booboo: ka jy zay nadiditra de vôkapoka;-)
10. karinah ( 17/03/2007 11:06)
karinah:

ka ny ahy le karama hiakatra après 5ans no tsinjoviko koh :lol::P
Kally!


iza ny an'i Kally ary e?? sa tsy hifidy.


11. karinah ( 17/03/2007 11:08)
12. karinah ( 17/03/2007 11:10)
booboo:

Vale > marina tokoa io tenin'i Kally fa sady masiaka ratsy mihitsy ange i golène golène iny :°)
Kally ngah tsy masika:°)


13. andry08 ( 17/03/2007 12:11)
Bayrou
14. karinah ( 17/03/2007 12:31)
Andry> tena tsy hiakatra njay zany ny karama:-D:-D:-D;-)
15. karinah ( 17/03/2007 12:36)
kelly13:

nenà kou bayrou
in ny antony?:°)


16. kelly13 ( 17/03/2007 13:15)
tsy d misy antony inn fa mba hitako akaiky ny vahoaka koukou, ary ndry inn no antony ifidianandry an'i segolène?
17. karinah ( 17/03/2007 14:10)
k'efa hoe karama hisondrotra koh!:lol:
18. karinah ( 17/03/2007 14:16)
de izy kou teraka tany sénégal de afaka micompr ny vahiny.:-D:-D:-D:P
19. kally ( 17/03/2007 14:57)
karinah:

karinah:

ka ny ahy le karama hiakatra après 5ans no tsinjoviko koh :lol::P
Kally!


iza ny an'i Kally ary e?? sa tsy hifidy.






Izaho angaha mipetraka any no hifidy any?
20. karinah ( 17/03/2007 16:45)
:oops:

:-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0721