eléction présdtlle, frantsa!

21. Samoana ( 17/03/2007 16:46)
Ségô:wink:

I Bayrou nofidiako raha tena fotsy ny hoditro:-Dfa hendry raha oharina @ le sarkô.
@ maha-mbola gasy fisainana be anà anefa dia tsy afaka ny hifidy azy aho satria nahoana ? Mbola manana affinité @ droite kokoa izy. Arak'izany rehefa tonga indray ny élection législative dia mbola izay efa eo ankehitriny ihany no eo ( majorité UDF/UMP ). Dia sady mbola tsy hitombo hoy karinah izay ny karama no maika enjehin-drizalà hatrany an-dakilasy ny zaza sans papier:cry:
22. karinah ( 17/03/2007 16:58)
:cry::cry:, mampalaelo kely mijery le ankizy mba mianatra de roasina mody:cry:
23. sakaizakely ( 17/03/2007 17:06)
bayrou na :lol: besancenot :lol:

satria tsy hitako hoe iza no fidina. Za tsy tia Ségogole :evil: hypocrite no tsy tia maizina Sarko :twisted: repressif

Ségogole mantsy taranaka politikan'i Mittérand nefa hatr@ Mittérand no nitomboan'ny déficit budgétaire izay mbola mitohy mampigorabaka ny budget frantsay @ zao fotoana. Jerevo reny inauguration TGV est ireny nandaniana 1M€ t@ feux dartifisy, nefa ny etsy @ canal saint martin mbola feno tentes. Laniana @ tsisy fotony ny volambahoaka. Tapitra amidy @ amerikana sy arabo ny patrimoine immobilier hanentsenana ny banga, ho voazanak'ireo no iafarany :evil:

Mila olona mitandrina sy mahay mitondra arabola ny frantsay fa ireo taloha ireo (ps, ump) tsy misy ilana azy daholo.

Sarko-phage indray dia arak'izay anarany izay, ho faty hilevimbelona eto aby raha le botry kely io no hitondra ny fanjakana. Tsisy raha hay afatsy gadrana aby ny jiolahimboto rehetra raha vao mihetsika kely. Ka rehefa hivoaka avy eo ry zareo dia mihinan'ny fatiny daholo indray ny vahoaka.

Santionany fotsiny izany fa lavabe tsy azo anoharana ny tena votoatindresaka sady mampiady e ! Za tsy te hiady fa te hifankatia :*
24. karinah ( 17/03/2007 17:28)
"hypokrity" ? omeo porofo?:°)
25. karinah ( 17/03/2007 17:31)
sakaizakely: ny feux d'artifisy tsin @ izy le VHV de mba otsaotsan'zay, sy otsan'zay...:°)
:wink:
26. sakaizakely ( 18/03/2007 12:44)
o ry karinah a !

jerevo ty resaka trano ity. 120 m² any boulogne (92)hono ve de estimée à 197 000 € ? Trano any @ côte d'azur déclarer-ny any @ fisc 3x ambanin'ny tena vidiny. Misoloky ny ISF Segogole, tsy reviko

Lazainy fa oul mikarama 4000 euros dia sokajina ho "riche" dia imposer-na à + 40%, nefa Hollande interviewé n'i Bourdin tao @ RMC nanda mafy fa izy hono tsy "riche" fa aisé. Izy mivady amin'io samy tsy latsaky ny 30 000 € isambolana chacun ny indemnités isankarazany. Si c'est pas de l'hypocrisie, prends moi pour une potiche ! Za tsy mifidy an'ikala Ségogole
27. sakaizakely ( 18/03/2007 13:07)
otsaotsan'zay sy otsan'zay à 1 million d'Euros ? :roll: :roll: :roll:

ny zavatra iriko mbola tsisy nampanantena ahy @ reo candidat ireo afatsy besancenot angamba. Amiko manokana, ny santé (hosto, recherche) sy ny éducation nationale dia tsy tokony hanaovana restriction budgétaire na dia kely akory aza. Ny indemnités n'ireo députés parlementaires présidents de CR sns ireo anefa tsy mbola nihena na indraipa aza fa vao maika mitombo mampibotsina ny kibobendreo fotsiny dia raikitory ry zareo rehefa tonga ny ora fiasana fa sahirana mandevonkanina. Avy eo dia voatery manao heures supp hamitana ny asa, dia indemnisér na koa ny heures supp, iantohana ny sakafo, ny déplacements sns...

Ny zavabita anefa :?: :?: :?:

Resaka mampisafoaka izy ity rangah a !
28. vale ( 18/03/2007 13:18)
sakaizakely:

o ry karinah a !

jerevo ty resaka trano ity. 120 m² any boulogne (92)hono ve de estimée à 197 000 € ? Trano any @ côte d'azur déclarer-ny any @ fisc 3x ambanin'ny tena vidiny. Misoloky ny ISF Segogole, tsy reviko

Lazainy fa oul mikarama 4000 euros dia sokajina ho "riche" dia imposer-na à + 40%, nefa Hollande interviewé n'i Bourdin tao @ RMC nanda mafy fa izy hono tsy "riche" fa aisé. Izy mivady amin'io samy tsy latsaky ny 30 000 € isambolana chacun ny indemnités isankarazany. Si c'est pas de l'hypocrisie, prends moi pour une potiche ! Za tsy mifidy an'ikala Ségogole
malalaka ny safidn'ny tsi,1.1:wink:


29. vale ( 18/03/2007 13:21)
aza mora misafoaka fa mbola lavitra ny lalana! (entre parenthèse iny), débat aky ny eto fa tsy zvt hafa akory a...
mba nitarika ftsn za oe mba ho bb koukou ny hifidy an'i gogole, ms bon, malalaka ny safidy ny tsi-1.1 kah8):)
30. vale ( 18/03/2007 13:32)
sakaizakely> mba misy projet tsara ihany alou ny anatin'ny programany fa asa zah tkou angamba no jamba @?:-w
ny resaka fanatsarana ny fianaran'ny tanora, ny eny @ oniversité sns,..;de tsy aiko alou na abobo zany:idea:, fa zah mba panohana fotsiny..8)
31. xxx ( 18/03/2007 13:34)
hampandroso hampanakarena an'i frantsa ve ny tanjontsika vahiny sa hijery ny intérêt ny tsi 1. manokana:idea:
32. ikalapeta ( 18/03/2007 15:14)
ary vitsy pamaly ty a, matahotra an'i xxx tetsy sy teroa dol:o
33. booboo ( 18/03/2007 15:43)
:-D:-D ngaha biby masiaka sa manakory zao xxx zao no atahorana ?
34. ikalapeta ( 18/03/2007 15:46)
booboo: machéka be iny koh.:x
35. karinah ( 18/03/2007 17:26)
hono wa: mba inn loatra ny programan'i bayrou :idea::P
satria ve izy centriste? amiko aloha oul tsy mahalala zay tena alehany zany de aleko tsy mifidy e, pr moi c l' antoko des déçu.:^)

gogole , même si elle est nulle comme vs le prétendre, elle donne bcp d'avantage aux étrangers. ambava homana am-po mieritreritra :-/

fa malalaka ny safidy ny tsiray2 wa kah.!
36. vale ( 18/03/2007 17:38)
sakaizakely> 4000euros tsy salairen'ny ouvrier sns, zany amiko, tsy hitako zay atahorana ny hoe taxe be sns.. nareo ngamba concernés @ io :x fa ny ankamaroan'ny vahoaka kosa alou tsy chef d'entreprise :roll:, indd moa ka hoe vahiny zany(y compris moi:!::x).
... rare ny ahitàna chef d'ntreprise vahiny izany.
fa ny débat wa débat ihany, so de misafoka eo indray.>".." io.:-D :P
37. sakaizakely ( 18/03/2007 21:44)
vale> tsy indry mits no visée eto na misafoaka aza aho fa ireo mpanao polifika ireo. Malalaka ny safidin\'ny tsi11 fa tsy misy ifanerena.

Matoa za sensible @ resaka ataoko dia satria fantatro fa foutage de gueule ny an\'ireo candidats 2 voalohany ireo.

Ny fananany sous estimer-ny fa ny vahoaka tsy afaka manao an\'zany fa tena surveillé tsara mits. Tsy matiko lolo le resaka trano io satria tsy izany mits ny vidintrano eto Paris + RP.

Ny resaka karama indray, tsy voatery ho smicards daholo ny vahiny rehetra fa tsoriko aloha fa tsy concernée ny tenako. Ny tiako asongadina fotsiny dia ilay izy miteny hoe riche ny olona mikarama 4000 € nets nefa ny azy mivady 60 000 isambolana tsy sahiny akory ny milaza mivantana hoe riches ry zareo fa aisés hono. Tsy cohérent ny teny lazainy sy ny programany. Tsy mendrika ny hitondra ny firenena ny olona toy izany.

Ny programa mikasika ny fampianarana indray dia tsy hitako mits izay nouveautés n\'i Ségo, be aza ny mpampianatra tsy tia azy. Habobo araky ny lazaindry io fa jerevo rehefa tonga eo izy dia hotohizany ihany ny restriction budgétaire fa ity aho ho ento.

Ny pouvoir d\'achat n\'ny vahoaka mihena, nefa ny indemnités n\'ireo parlementaires ireo reajustés aux meilleures grilles tsy misy fihenana. Ca me :evil: :evil: :evil:
38. vale ( 18/03/2007 22:33)
:-D:-D:-D:°),ok!..:-*

ny a, gogole ihany na izany aza:P


Ny an'i Bayrou indray aza e, in nytena antony hfidiananareo azy ?:roll::P


39. vale ( 18/03/2007 22:35)
ouuuups, le programany reto a.
40. RodsyFanja ( 19/03/2007 21:38)
Le Pen ===== >> sitlo @tsika gasy. :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0935