Ny fiteny mandreraka ny sofiko.
1. soanja
(
18/03/2007 14:29)
Tamzah mbola tanora zany dia miresaka eny ny zatovo de hoe: "Efa nomeko ny AZA MANADINO iny" mantsy izay sipa efa niarahany tany. De gaga aho hoe fa maninona ary ny bandy miteny tahak'izany. Sao de mba izy miteny aza no TSY MANADINO anle sipa de mampiakatra moraly eo.
Mahavariana tokoa any toetsaina.
Ahoana ny hevitrareo? Mbola miteny an'io ve ny gasy lahy hatramin'izao any?
Mahavariana tokoa any toetsaina.
Ahoana ny hevitrareo? Mbola miteny an'io ve ny gasy lahy hatramin'izao any?
novalian'i luciana5 ny 21/03/2007 00:39
3. fasaly
(
18/03/2007 14:38)
na ny vazà aza miteny anzany kou! tsy manelingelina anà alou lay izy e! ka ita fa tsy hadino kou zavatra nahafianritra ve no natao ho hadino aleo tsorina ny marina e! nsenséra:wink:
4. fasaly
(
18/03/2007 14:42)
raha ny tokony ho hizy samy tsy manadino samy voan'ny aza manadino dool!:-P matoa nanadino de tsy nilay zany le izy:-D:-D:-D
6. Vahinala
(
18/03/2007 16:49)
Hihihihi tsaroako mintsy tam mbola mpianatra no nalaza be zany fomba fiteny zany, asa ra mbola manao fiteny otrzany ny tanora sasany amzao.
Ka ny lhl mantsy tsy mahatanty mintsy ra vao ny sipa no misaraka aloha d anafenana le izy d mody be taimbava e !:-D:-D
Ka ny lhl mantsy tsy mahatanty mintsy ra vao ny sipa no misaraka aloha d anafenana le izy d mody be taimbava e !:-D:-D
9. luciana5
(
18/03/2007 17:59)
:-D amiko , de ze miteny no voan le zavatra
:evil::evil:za zao no voan le tsy manadino raha ny fahitako azy :-D:-D:-D
de le sipako no voan le aza manadino zany!!!
otran samihafa ny dikan reo klou!!!8-)
:evil::evil:za zao no voan le tsy manadino raha ny fahitako azy :-D:-D:-D
de le sipako no voan le aza manadino zany!!!
otran samihafa ny dikan reo klou!!!8-)
10. simplex
(
18/03/2007 18:28)
soanja:tena tsy azoko aloha no tena tiana ho lazaina @ le izy fa ra teny gasy tsotra refa miteny le ol hoe aza manadino ny dikan'zay izy mangataka hoe mba tsarovy ah. Ny filazanareo azy otra'ny hoe manao faran-teny le bandy hoe tsy ahita otranah tsony "tena" fa ndana mipa any :°):-P
Sao de mba izy miteny aza no TSY MANADINO anle sipa de mampiakatra moraly eo.
soanja:fikan'ny Ntaolo be zany fa tsy misy an'zany tsony zao. @ zao tonga d tsorina fa tsy mila manao faran-teny zany.
Mbola miteny an'io ve ny gasy lahy hatramin'izao any?
11. vale
(
18/03/2007 18:55)
Vahinala:ie:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
Hihihihi tsaroako mintsy tam mbola mpianatra no nalaza be zany fomba fiteny zany, asa ra mbola manao fiteny otrzany ny tanora sasany amzao.
Ka ny lhl mantsy tsy mahatanty mintsy ra vao ny sipa no misaraka aloha d anafenana le izy d mody be taimbava e !:-D:-D
16. sakaizakely
(
18/03/2007 21:57)
taimbava io ry Soanja a !
mbola mirefarefa be ny toetsaina sasany fa tsy mahay manaja izany fitiavana na fiarahana izany.
tsy misy tombontsoa ny ilazana izany @ besinimaro fa fomban'ny voadona ny manao vavan'ny tsy mety resy. Izay no fahitako azy.

17. vale
(
18/03/2007 22:07)
luciana5:8O
fiffi o,:{
Soanja> ary toa lasa niboredika koa ny manoratra eee? naika tsy fantatro marina ze lazainaaaaaaaaaooooo:-D
..vavan'ny tsy nahazo re izany eee, tsy atao mamaky loha be loatra fa izy aza mba hiteny an'zany e!8)
18. sasa
(
19/03/2007 05:01)
io d vavan'ny malahelo toerana io, refa mahita an'le sipa miaraka am bandy hafa d manao taimbava be, nefa izy mintsy no tena tsy nahazo
20. soanja
(
19/03/2007 11:18)
vale:
luciana5:8O
fiffi o,:{
Soanja> ary toa lasa niboredika koa ny manoratra eee? naika tsy fantatro marina ze lazainaaaaaaaaaooooo:-D
..vavan'ny tsy nahazo re izany eee, tsy atao mamaky loha be loatra fa izy aza mba hiteny an'zany e!8)
Zah refa eto ry Vale de tsy mitsitsy mihitsiny fa any an-kafa manko mahazo correction raha vao mandiso tsipelina sns. Nefa anie mba hafa koa le manala azy fa tsy de hoe marina sy mahitsy aby ny raha atao de izay no mahatonga anio azafady an. Misaotra ihany nahatsikaritra.