Ny fiteny mandreraka ny sofiko.

21. soanja ( 19/03/2007 11:22)
sasa:

io d vavan'ny malahelo toerana io, refa mahita an'le sipa miaraka am bandy hafa d manao taimbava be, nefa izy mintsy no tena tsy nahazo


Ny fahitako azy tokoa aloha dia fialonana sy alahelo tsy afaka tsara , fa tsy hay ny fomba amoahana azy dia toy io ny teny mivaoka ny vavan'ny bandikely tamzany!
Soa araka ny voalzan'i Simplex fa niova io amzao, le tena ao anaty fo no mivoaka mipololotra .
22. patrick2002 ( 19/03/2007 14:08)
de tsy haiko re fa ny ahy toa nitelina comprimé nanadino daholo zay sipa niaraka tamiko .:{
Asa nareo na mba iza no afaka manome ahy anio aza manadino io fa toa milay be izany kou .:wink:y
23. fasaly ( 19/03/2007 14:32)
patrick matoa hadino wa tsy nilay zany lay bon moments hihihih:-P:wink:
24. karinah ( 19/03/2007 14:54)
Soanja> iza koa nefa ny manao fanitsiana eto???:-D
25. karinah ( 20/03/2007 15:43)
luciana5:

:-D:-D ny sofiko tsy mety reraka re olon a an
luciana5=sitlo :roll:moa diso ve ny eritreritro?:roll::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:^)


26. rush ( 20/03/2007 15:49)
karinah:
luciana5=sitlo :roll:moa diso ve ny eritreritro?:roll::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:^)
mirediredy efa tsy mahita lazaina intsony ve e!


27. xxx ( 20/03/2007 16:41)
patrick2002:

de tsy haiko re fa ny ahy toa nitelina comprimé nanadino daholo zay sipa niaraka tamiko .:{
Asa nareo na mba iza no afaka manome ahy anio aza manadino io fa toa milay be izany kou .:wink:y


aza dia pretentieux be hoatran'io fa ny patinao aza tsy hitan'ny ankizy ka ianao no bazesta fa nitelina comprimé daholo ny ankizy! Aza mapmé fa =))=))=))
28. luciana5 ( 21/03/2007 00:39)
:lol:oadray zato resaka ato!!!

mba misy kestion ry xxx atsy fa valio azafady,
hoe te ahalala ze bandy milay bgoss gasy eto amin serasera za!maso mijery fotsiny!!
valio
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076