Ny antitra ,antitra iany!!!!

1. karinah ( 17/03/2007 15:49)
mandreraka be miady hvt @ ol antitra (na aiza io na aiza) fa tsy mba mahalala kely mihintsy ny sasany!...
:twisted:

nareo ve efa sendran'izany, de raha efa de in ny ataonareo?

tandremo njay stretch hiteny oe refa tsy faly mitômany eo an!;-)

novalian'i vale ny 19/03/2007 09:35
2. Stretch ( 17/03/2007 16:08)
ary efa malaza ratsy mintry a an !

a a a , mbô mahay hendry ko a njainjay:-D
a a a , arakaraka ny fiainana niainany talou ihany io.
fa izy ary ky we antitra , ny a alou avelako hinônôna eo e !
ary tena manana antitra tsy laitra zay mintry a justemt.
tiny bôfy ho araka daôly zao feeling ko retra zao nefa izy amn'io efa 87 taona an !
3. vale ( 17/03/2007 16:12)
:-D:-D:-D

de le zoky tsy mahalala zandry njay aza e!:-D
4. vale ( 17/03/2007 16:14)
:wink:
5. Stretch ( 17/03/2007 16:20)
maninn alo no manao tanalà e:wink:

fa le zoky ndray za hirarah ntsony , fa tena nataony reo nitondra faisana tokony lou za tam mbôla bitika an !
fa zao za ndray ny ngeza no zareo fa tssssy , omeko ny mibotsina be fotsiny :
aaaaôna ? mila fanapinaaa ?

:-D :-D
laingako zany fa le zokiko nampijaly be ana tam za mbola kely teny resy be am fiainana zao .
de mapalaelo.
tatara talo retsy zany a ! :cry:
6. vale ( 17/03/2007 16:28)
Stretch: ka avy mamaly hafatra de kamo iova kou:-D:-D:P

tena marina ve zany ttara zany aky ry stretch? :roll:

:-*:-*




7. karinah ( 17/03/2007 16:32)
fa njy lou tena mbola hitako tsy "lebé" iany h@ zao kah:-D
:-*
8. Stretch ( 17/03/2007 17:07)
tena marina le ttra:D mbô e!

ary hitako eo ndry fa te hampijaly a ko an !:-w
za ko mataty ngé e !
efa vita vaksiny:-P

fa aza stretchevana be le resaka fa manjary ôr sizé:-D ny antitra antitra ihany nefa ny feany mihena antoerana ny an ol miadongadonga ôtrany antitra:°)
9. karinah ( 17/03/2007 17:15)
:-D:-D:-D:-D stretsh.

non,non,non!:-P tena try mbola vaksiné mintry njy , mba hé!:-D:-D:wink:

(entra pa, mbola tadidin-jy fona ve le simèn badi;-) létié!:oops::cry:)




10. karinah ( 17/03/2007 17:17)
ojyy:{, diso tsipelina aky za fa sô de lazain-jy fa tsy mahay abidia eo an;-)
11. Stretch ( 17/03/2007 17:29)
fananin-dry disona mintsy rangà ny ps ako a !
naninn tany am badi iii?
niboooooridana niboridana.
misy an reny piscine miboridana obligatoire reny retsiny ty aty amnay a !
fa ny antitra wa antitra ihany .

fa shimen badi marina pamplemosy be an !
12. karinah ( 17/03/2007 17:56)
:-D:-D

zah tsy nidista tsiiiin:°):-D
13. Stretch ( 17/03/2007 18:13)
f'iza ko nefa no . . .
fa any am le badi (lava be le piscine)
le dobofilomanosana manko e , misy le manao 2piece de le slipo string ko inn fa tsy aleo tsy asina:-P

ny a alo tairiko am le flanel f'etina matory iny e !
any anaty rano vo miala tsikelikely.

fa ny antitra antitra ihany:-o
14. karinah ( 17/03/2007 18:22)
stretch>:-D, tena zay vo may zzkely:lol:
:P

:°)aza badi-badi-vana kosa le resaka fa tss:x

15. Stretch ( 17/03/2007 18:25)
hita mintry we miady hvt am antitsa beuuu(18em siecle)

ko za n lazaina zzkely :D
tsy arakin-dry tsony zany ry bebe a !
16. karinah ( 17/03/2007 18:54)
:-D
eo de faly ery fa we zzkely:lol:
17. Stretch ( 17/03/2007 18:54)
tsia tsia tsia
18. karinah ( 17/03/2007 19:12)
92:°)
19. karinah ( 17/03/2007 19:13)
20. fasaly ( 17/03/2007 19:47)
ny mahatonga ny antitra manao anzany aky ry karinah dia noho izy efa miverina ho sainjaza de te hiahantahanta otran'ny zaza ireny ihany an! itanjy lay pourri gaté:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1278