Ny antitra ,antitra iany!!!!
22. sakaizakely
(
18/03/2007 08:51)
misy aza moa tsy miandry ho antitra akory dia efa mandaginina sahady ny mikozy aminy kou :-o
ny reko hoe mitombo avo folo heny hono ny toetra ratsy rehefa miha antitra. Raha vao tanora dia efa be kiry dia miomana fa ho kizitimbelona mandreraka rehefa antitra :-D :-D :-D
ny reko hoe mitombo avo folo heny hono ny toetra ratsy rehefa miha antitra. Raha vao tanora dia efa be kiry dia miomana fa ho kizitimbelona mandreraka rehefa antitra :-D :-D :-D
23. vale
(
18/03/2007 13:00)
:lol::-D:-D:-D:-D
fasaly> ny bebe sy ny dadabe anefa tokony hitantara angano fa tsy izy ndray no hitantaraina anie;-)
fasaly> ny bebe sy ny dadabe anefa tokony hitantara angano fa tsy izy ndray no hitantaraina anie;-)
24. vale
(
18/03/2007 13:02)
sakaizakely, fa ny antitra antitra ihany wa:-D:-D parole de stretch io an:-D
30. Stretch
(
18/03/2007 20:05)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 18-03-2007 16:10:42
Lohateny : Re : Ny antitra ,antitra iany!!!!
za manao zemanfo ary mbola azo jerana
apotray eo zany sariny zany manao zemanfo zany
:-D
31. niryna
(
19/03/2007 04:41)
Toa rehefa antitra matetika dia be kizitina daholo kou.Misy indray ny zanaka tsy manaja ireny ary indrindra tsy miantso azy dada sy mama intsony na eo imasony aza fa tonga dia manevateva hoe rabofy sy rabainy.Tena mila mandefitra mihitsy raha tratra amin'ireny fitaizana azy ireny
33. vale
(
19/03/2007 09:32)
niryna> raha mandefitra be eo ndry de ndry ihany no hijaly satria zanakin-njy anie iny fa tsy hoe olon-kafa e!!:P> nenay aloha ny rainay tena henjana mihintsy t@ fitaizana, sinon, efa nanevateva koa angamba!:P:-*:-*:-*
de mbola :cry: be fona zah fa tena diso strct BE loatra dadanay de mbola tsy levon'ny vavoniko h@ zao:-D:-D:-D. zay le masika, masika ny antitra:twisted:.
:-*:-*:-*:-*
de mbola :cry: be fona zah fa tena diso strct BE loatra dadanay de mbola tsy levon'ny vavoniko h@ zao:-D:-D:-D. zay le masika, masika ny antitra:twisted:.
:-*:-*:-*:-*
