Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
salmo1
(
22/03/2007 09:01)
Anakiray ihany hoy Papa & Mama
^:^ Inn re no hataoko e:?::roll::oops:
Ry takaka samy manana talentany daholo, simpatikas, samy tres belle ^:^
Samy manana faniriana ho vinantony Papa sy Mama daholo izy ireto. Zany oe: tsy mai...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 22/03/2007 22:34
jentilisa
(
22/03/2007 08:24)
Ahoana izay hijery Scorpion?
Mba ahafahana maka an'i Scorpion eto Mada dia mila mividy tapakila any amin'ny CA BNI izay liana e! Ar70.000 hoe ny olon-droa amin'ny andro voalohany. Ny andro faharoa kosa Ar25.000 olon-dray kosa sam...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 22/03/2007 14:41
navax
(
22/03/2007 07:02)
Inona no ataoko????
Ataokoi hoe nathan ny anarako mba tsy hahafantaranareo ny tena izy.
Ny tantara izay holaszaiko eto de niatra tamin'ny fiainako.
Misy tovovavy iray izay miaraka tamiko, efa 1 taona izahay no niarak...
tohiny
novalian'i bozylove ny 05/04/2007 15:57
mignou
(
22/03/2007 06:17)
samanta sy Kaya number one
mba mangataka ny hiran'y Samanta sy kaya number one...
tohiny
novalian'i mabloo ny 23/03/2007 09:09
soanja
(
22/03/2007 00:14)
ny siansa
"Hatramin'izay dia nisy ny aizina sy ny alina. De hoy Andriamanitra hoe Misia i Newton, de nisy ny mazava".
Ekenao ve io sa tsia?...
tohiny
novalian'i soanja ny 01/04/2007 00:28
bazylou
(
21/03/2007 23:23)
izany tokoa no hoe.....
Il n'y a pas lontemps que ca :
""Source L'Express 21-02-07
(empiffrer 800 invités et demander de l'aide contre la famine, quelle décence!)
Gouverner c'est prévoir.
Depuis la nuit des...
tohiny
novalian'i jefra ny 22/03/2007 11:44
Vahinala
(
21/03/2007 22:17)
Mika & Davis Franklin
Tsy haiko nareo fa za d babo tanteraka, na ny tononkira na le rythme, mety be amiko !...
tohiny
novalian'i zoubelou ny 07/04/2007 15:45
tsimiandravola
(
21/03/2007 20:09)
Ny finoana=>schizophrénie
[url]http://atilf.atilf.fr/dendien/scripts/fast.exe?mot=schizophr%E9nie[/url]
Raha tsorina dia voadika matetika amin'ny hoe fisamahan'ny mahaolona.Satria manao tantanana roa lela ny mpino matetika ,a...
tohiny
novalian'i prime ny 02/04/2007 13:35
rakaroka
(
21/03/2007 18:27)
Iza aza no mba manana ny tonon'ity?...
Sao mba misy manana ny tononkiran'i Bouboul (Etienne Ramboatiana ilay hoe "[b]Tsara ny andro anio?....".[/b]
Mille Bisous avec "cadeau" izay mahita izany sady mahavaly mialoha!":*:*:*:*:*(l)(l)(l)...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 29/03/2007 06:27
Aino
(
21/03/2007 17:10)
izy efatra mitambatra ve?
2em tour ny sipa kely ny salmo!!
aza dia izy efatra no indray atambatra fa asio 2em tour dia hita eo izay tena lany!!!
nefa raha misy sary izao no milay ry salmo hihihi
salmo izany no tena panj...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 22/03/2007 17:32
niryna
(
21/03/2007 15:12)
Raha tsy tonga any mihitsy ny filazantsara dia ahoana?
Efa miely erak'izao tontolo izao ny fitoriana ny filazan-tsara ary Jesosy mihitsy no nanambara fa mihoatra ny zavatra hataony no hataon'ireo izay mino azy.Ny fiheverako izany dia tsy voatery mandeha l...
tohiny
novalian'i Zina ny 23/03/2007 18:17
xxx
(
21/03/2007 14:08)
mahagaga
:Dakory diaby zareo a,ahoana ny eritreritrareo fa miasa eto tana aho,ary manana tany lehibé zay,mijery ny any am-banivohitra aho dia malaelo ary noméko ho hiasany syhivelomany ny taniko,dia mba mamo...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/07/2007 18:23
niryna
(
21/03/2007 13:24)
Mifanoratra/mifanome oroka/misangisangy/sera2!
Ahoana tokony ry ireto ny ao an-tsainareo na ny tena marina hoe ahoana no hieritreretanareo isaky ny mifanoratra isika(ianao/ny hafa/izaho) ato dia ahoana ilay olona azonao veroka hoe io ranonana ,...
tohiny
novalian'i dadie ny 27/03/2007 13:38
LazaDaddy
(
21/03/2007 06:55)
ahoana ny ataonareo?
Miala tsiny fa averiko ilay fanontaniako teo aloha fa misy manodin-dresaka sy faly hanelingelina fotsiny. Aoka ho matotra ny valiteny azafady fa tsy toerana fampisehoana tsy fahamatorana ito sehatra i...
tohiny
novalian'i Zina ny 22/03/2007 14:56
LazaDaddy
(
21/03/2007 01:38)
Fitiavana ny Tenin'Andriamanitra
Mba mila torohevitra kely e :) Ahoana ny ataonareo mba hampitombo ny fitiavanareo ny Tenin'Andriamanitra?
Indraindray mantsy misy Tenin'Andriamanitra tena manindrona ahy mihitsy (Hebreo 4:12) ka mi...
tohiny
novalian'i Zina ny 22/03/2007 15:01
luciana5
(
21/03/2007 00:35)
iza ny bandy gasy milay, bgosse eto amin serasera é
salama daholo!!!!!!!!!
saika hanontany re eh raha tsy mahadiso o:iza no tena milay sy bgoss ato aminle serasera ry zareo?
mba te haka namana eto ihany...maninona moa??:wink: fa mba te ahazo toro hev...
tohiny
novalian'i challenge ny 02/06/2007 04:54
fijo
(
20/03/2007 23:32)
fihaonana mada
misy moa izany ny namana avy aty mety tsy hoafaka hanatrika le any mahajanga.toa ny tenako.ka mba milaza izay namana avy aty rehetra mandeha juillet de mba miaraka mihaona amin'ny namana any isika e....
tohiny
novalian'i mbaliana ny 28/05/2007 19:04
reltsa
(
20/03/2007 17:23)
Mahatsiaro tena tia za nefa tsisy mpitia hatramin'izao
Angamba ho gaga nareo fa za de lehilahy tsotra' charmant nefa tsy sahy mamoraka ny ao am-poko. Tia za nefa tsy mahasahy mba toroy hevitra za ry reto fa tena marary fo eto za an...
tohiny
novalian'i BOYSGOSS ny 05/04/2007 10:31
soanja
(
20/03/2007 16:49)
Rehafa mihaona/Misy fihaonana
Hono hoa nareo le mila hifandramatra eto amin'ny serasera ireo. Na aleo ataoko hoe isika e.
Rehefa mihaona na misy fihaonana mba ahoana. Samy milaza ny ps-ny ve sa tonga de le tena anarana dia samy m...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 26/03/2007 14:12
rurik
(
20/03/2007 16:15)
tsaramaso
Manahoana daholo, saika mba hanotany izay mahalala
rehefa feno viry volana angaha ny zaza vao afaka mihinana tsaramaso .
Maro manko ny milaza fa mankaharary kibonjaza hono ny tsaramaso.
Misao...
tohiny
novalian'i rurik ny 26/03/2007 09:59
