Ny finoana=>schizophrénie

1. tsimiandravola ( 21/03/2007 20:09)
http://atilf.atilf.fr/dendien/scripts/fast.exe?mot=schizophr%E9nie
Raha tsorina dia voadika matetika amin'ny hoe fisamahan'ny mahaolona.Satria manao tantanana roa lela ny mpino matetika ,ary malama toy ny savony.Sarotra be ny mandray azy ,ary mahita havaly foana ry zareo.Tsy mahagaga mihitsy raha mitady hitroatra ny mpanohitra indraindray.Ny mahagaga kosa dia ny fahatsapana fa ry zareo mpino indray no mitroatra voalohany:ohatra hoe andriamatoa Ra-Piste:diniho ange ny famaliny ny resako ê!!:D Izahay tsy mpino ange tsy voafehin'ny morale kristiana ê,fa ianareo afatotry ny morale-nareo nefa ianareo indray no miseho mitraotra!:D
Sa ahoana ra-Piste?:-*

novalian'i prime ny 02/04/2007 13:35
2. boubounezy ( 21/03/2007 20:16)
za alou dé ny tena faitako lé lazaindry zareo wé skizô ty dé refa dinihiko ny oull retra tafiditra ao anatiny ao dôly satry moindre fietsika na fiteny kely ka somary mivilana dé tsy maintsy skizô dôly zay! iza anefa no tsy mbola nanao fietsika na fiteny zay voalaza fa fietsika ny skizo??? :roll:
3. Fiffi ( 21/03/2007 20:28)
tsimiandravola: heu....ka atao ahoana zany ? samy manana ny azy io eh ! samy libre mahazo miteny zay tiany....
4. ikaretsaka ( 21/03/2007 20:37)
tsy miombok'hevitra amin'izy roa eo ambony loatra aho fa na izany aza mba manamarika kely fa:

izay no tsy tokony hanaovana sy hanovana ilay toetra hoe le hoe satria ianao kristianina na tsy kristianina /na manana firehan-jevitra sy finoana izao e hoe zao ihany no tsy azo ataosy azo atao (nefa ataonao any @ takona any ) ..

tsy sahy milaza ny marina na mahamenatra ny milaza azy dia lasa mihatsaravelatsihy avy eo

--->mila malala tsaina lalandava!
5. rakaroka ( 21/03/2007 21:14)
Misy "nuance" tiako avoitra fotsiny: misy phase d' "intériorisation" de la pensée ilana "concentration" na "méditation" na tahaka ny fisintonana @ "vie" miriorio, afin de "concretiser"
qlq possibilité de réalisation t@ zavatra tiana atao.
Ka tsy "fisamahana" io fa hafa ny finoana toa nampandriana "adrisa!:idea::wink:
6. xxx ( 21/03/2007 21:15)
ikaretsaka> tsy mazava ny tian'ny mpanoratra ambara.. fa mbo avereno kely azafady..
7. piste ( 21/03/2007 21:20)
Ataoko ny mòraly kristianina manafaka sy manandratra ny maha-olona fa tsy mangeja.
Ny finoana diso petraka no mangeja. Ny olona borné @ sciences sy ny saina(raison) koa anefa dia voageja.
Aoka samy handray izay tandrify azy.
8. fijo ( 21/03/2007 22:52)
marina tanterak aio voalazan'i tsimiandravola io.mora miakatra ny kritsianina,ary mahagaga fa tena manizingizina ny fisian'ny zavatra lazainy,na dia tsy mboalvoamarina akory aza izany fisiana izany.
tsy misy figadrana ratsy mihoatra ny finoana.ka tandremo
9. xxx ( 21/03/2007 23:03)
Ny tsy finoana => ???? alzheimer sa fanaperana??

http://fr.wikipedia.org/wiki/Maladie_d'Alzheimer
10. kiranil ( 21/03/2007 23:42)
Amiko ::

fanana finoana => fanana fitiavana.

\"Tsy mbola nisy olona nahita an\'Andriamanitra na oviana na oviana. Raha mifankatia isika, dia mitoetra ato amintsika Andriamanitra, ary tanteraka ato amintsika ny fitiavany.\" IJaona 4:12

Fitiavana ny namana tahaka ny tena, tsy famaliana ratsy ny ratsy fa fanehoana fitiavana eny hatramin\'ireo fahavalo aza. (Romana 12)

\"ny toe-panahinareo araka an\'Andriamanitra dia fitiavana ny rahalahy, ary amin\'ny fitiavanareo ny rahalahy dia fitiavana ny olona rehetra.\" II pet 1:7


\"Manajà ny olona rehetra. Tiava ny rahalahy. Matahora an\'Andriamanitra. Manajà ny mpanjaka\" IPetera 2:17


Jesosy Kristy, izay enjehinareo, no nanome ohatra tsara indrindra amin\'izany tsy fitiavan-tena izany fa fitiavana ny hafa izany, eny na dia hatramin\'ny fahavalony aza:

1- Ilay olona tonga nisambotra sy hamono Azy dia voatapaka ny sofiny, kanefa mbola nanaovan\'i Jesosy fahagagana ihany. naveriny napetaka ilay izy. Mba ho fanehoana fa tia ny olona rehetra izy na dia tsy tia Azy aza ny olona maro t@ izany fotoana izany.

2- Isika izay lasa fahavalon\'Andriamanitra noho ny fahotana vitantsika dia mbola notiavin\'i Jesosy ka nanolorany ny tenany sy ny rany teo ambon\'ny hazo fijaliana ho faty noho ny fahotako noho ny fahotanao.


\"Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy.\" Romana 5:8


Misaotra.

PS: Raha ekena ho Tenin\'Andrimanitra 100% ny Soratra Masina ka ankatoavinao izay rehetra voaray avy ao, dia izao no vokany:
- hitarika amin\'ny fitiavana ny olon-drehetra izany izany fa tsy any amin\'ny fankahalana.
- hitarika kosa amin\'ny fankahalana ny ota sy ny fankahalana ny tsy fahamarinana rehetra izay tsy avy amin\'Andrimanitra.
11. fijo ( 21/03/2007 23:57)
kiranil an,tato efa nisy nilaza fa efa nisy nahita io andriamanitra io.anontanio i salut ;
12. hery ( 22/03/2007 00:00)
:-)

Na ataonareo amboa, adala, tsy ampy saina, mararin'ny aretina rehetra sns aza izany hoe mino dia mbola hino foana aho

De ahoana indray izao ? :-p

13. xxx ( 22/03/2007 00:56)
Piste:diniho ange ny famaliny ny resako ê!! Izahay tsy mpino ange tsy voafehin'ny morale kristiana ê,fa ianareo afatotry ny morale-nareo nefa ianareo indray no miseho mitraotra!


Diniho ireto fomba famaliana roa ireto::

- Ny voalohany dia tsimiandravola no nanoratra azy::

Jamba ianao izany!
-Evanjelin'ny tahotra.
-Fanasana ati-doha no betsaka:


- Vakio indray ny faharoa izay i piste no namaly azy:

Ary tadidio fa olombelona ihany izy ireny. Ary betsaka ny kristianina no manana toetra maha-te hidera, dia ny mamanao ohatra.

Farany: raha mandefa teny henjana aminareo aho dia tsymidika fankahalana fa tsy mety kosa rah ny finoako no afokaina eto. Tsy manakana ny hevitrao aho fa aoka hifanaja fotsiny


Anareo no mitsara iza amin'ireo no misy fahendrena sy fanajana kokoa amin'ny famaly..

Misaotra.
14. prime ( 22/03/2007 06:43)
Tsimiandravola> Hoy ny voasoratra amin'ny anaran'i Jesosy :

"Fa ny fahadalan'Andriamanitra dia hendry noho ny olona; ary ny fahalemen'Andriamanitra mahery noho ny olona." I Korintiana 1:25

"Fa ny teny ny amin'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin'izay ho very, fa herin'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena." I Korintiana 1:18...

Schizophrène ve izaho? eny angamba hoy ianao... dia aleoko shchizo manana fanantenana ny amin'ny ho avy na dia lazaina ho adala aza...
15. vale ( 22/03/2007 07:19)
tsimiandravola:

http://atilf.atilf.fr/dendien/scripts/fast.exe?mot=schizophr%E9nie
Raha tsorina dia voadika matetika amin'ny hoe fisamahan'ny mahaolona.Satria manao tantanana roa lela ny mpino matetika ,ary malama toy ny savony.Sarotra be ny mandray azy ,ary mahita havaly foana ry zareo.Tsy mahagaga mihitsy raha mitady hitroatra ny mpanohitra indraindray.Ny mahagaga kosa dia ny fahatsapana fa ry zareo mpino indray no mitroatra voalohany:ohatra hoe andriamatoa Ra-Piste:diniho ange ny famaliny ny resako ê!!:D Izahay tsy mpino ange tsy voafehin'ny morale kristiana ê,fa ianareo afatotry ny morale-nareo nefa ianareo indray no miseho mitraotra!:D
Sa ahoana ra-Piste?:-*


ssss, diso aky zany tsimaindravol a, aza mety rebirebena @ zany, ny kilitiora samy manana ny azy, ny adala à ndry zareo tsy adala @ malagasy. De tandremo mioméme lava fa sao alefan'ny oul eny @ 18 eo annn,ihihihihihihi




16. vale ( 22/03/2007 07:26)
Fiffi:

tsimiandravola: heu....ka atao ahoana zany ? samy manana ny azy io eh ! samy libre mahazo miteny zay tiany....
iooooooo.hihihihi.


17. diamondra27 ( 22/03/2007 08:06)
tsimiandravola:

http://atilf.atilf.fr/dendien/scripts/fast.exe?mot=schizophr%E9nie
Raha tsorina dia voadika matetika amin'ny hoe fisamahan'ny mahaolona.Satria manao tantanana roa lela ny mpino matetika ,ary malama toy ny savony.Sarotra be ny mandray azy ,ary mahita havaly foana ry zareo.Tsy mahagaga mihitsy raha mitady hitroatra ny mpanohitra indraindray.Ny mahagaga kosa dia ny fahatsapana fa ry zareo mpino indray no mitroatra voalohany:ohatra hoe andriamatoa Ra-Piste:diniho ange ny famaliny ny resako ê!!:D Izahay tsy mpino ange tsy voafehin'ny morale kristiana ê,fa ianareo afatotry ny morale-nareo nefa ianareo indray no miseho mitraotra!:D
Sa ahoana ra-Piste?:-*


Efa niara-niana t@ schizophrène ve ianao?
Inona ny solution nentinao @ maha-tsy mpino anao?
Tena fantanao sy mazava aminao marina ve le hoe: schizophrénie?





18. rakaroka ( 22/03/2007 09:21)
hery:

:-)

Na ataonareo amboa, adala, tsy ampy saina, mararin'ny aretina rehetra sns aza izany hoe mino dia mbola hino foana aho

De ahoana indray izao ? :-p





Hi!hi!hi! Hita fa schizop.....:lol::lol::lol:
'Zaho indray aloha misy zavatra inoako! dia misy zavatra tsy inoako koa!:wink:
19. eritra ( 22/03/2007 11:41)
Ekeko fa maro amin' ny kristiana eto amin' ny forum no somary mora miakatra rehefa sendra mamaly ny hevitr'ireo tsy mpino saingy heveriko fa amin'ny maha-olombelona saro-piaro amin'ny finoany azy izany ary tsy omeko tsiny izy ireo fa kosa ny Soratra Masina dia mampianatra ny hoe "aoka ho malain-kotezitra , mihavana amin'ny olona rehetra araka izay azo "sns...
Noho izany dia tsy ny personnalité ny olona anankiray no tokony hitsarana ny mahamarina na tsia ny finoany fa ny Soratra Masina ihany.
20. piste ( 22/03/2007 12:05)
Ny hoe : kristianina akory dia tsy midika ho olona bonaika, ka manaiky ny hiharan'izao fahadalana rehetra izao. Ataoko raha izay no izy dia lasa fahasembanana ara-tsaina ihany koa. Ka manamarina ny tenin'i Tsimianadra.
Ary ny fahatezerana akory tsy heloka fa ny fitanana am-po izay manjary fankahalana no fahotana.
Ny maha-kristianina dia ny fiadiana @ tsy rariny sy ny hevi-diso dia ny fanosoram-potaka na ny fitsaratsaram-poana ataon'ireo tsy mpino ato.
Koa inona ary ny tian'ny Tsimiandra ataoko : hanao "amen" sy "aleloia" @ izay rehetra lazainao ve ?
Meteza @ toerako ianao dia ianao ihany no mahavaly azy.
Ary ny zavatra nangatahiko taminao dia tsy mbola mety voavalinao ihany : aoka ho porofoinao tsara izay rehetra lazainao. Fa tsy izay sit rehetra izao no asesikao eto.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1001