Rehafa mihaona/Misy fihaonana

1. soanja ( 20/03/2007 16:49)
Hono hoa nareo le mila hifandramatra eto amin'ny serasera ireo. Na aleo ataoko hoe isika e.
Rehefa mihaona na misy fihaonana mba ahoana. Samy milaza ny ps-ny ve sa tonga de le tena anarana dia samy mifaminavina eo iza iry sy iry sa ahoana? De refa mifankafantatra hoe ahy iann ity na iry. De mifangarika ve sa ahoana raha nifamaly sy nifanasa vangy teto? Misaotra mialoha mitantara. :D
2. cutie ( 20/03/2007 17:08)
:-D:-D:-D:-D
ndao alou tsika sy njy no hihaona
EFa nisy 3 nihaona tamiko tato fa nahafinaritra ka , tsy nifangarika fa tonga de nifampitsiky , de ps no nolazaina ka :lol::lol::lol::lol:
3. diamondra27 ( 20/03/2007 17:16)
hahaha soanja koa tena mampime ,

mahalasa eritreritra tokoa le izy e!

io ve akia tsy hoe: manontany any ambadika we iza kay no andeha any? de mahalala le olona hoe hay i ranona ho avy any de tsy mande izy.

Ahatsiarovako le fihaonana iray izay ity size ity,
Za aloha sambany mba nandeha fa efa olona 10 sisa no hitako tao satria faraparan ny fety za no tonga, fa mpikarajia daholo ny ankamaroany le tao fa tsy mpi-forum

de nahafinaritra le fotoana kely niarahana tao

za koa neutre foana na aiza na aiza fa za tsy te-hiditra @ resaka tsy ifankazahoan ny ranona sy ranona izany

Misy olona tsy mifankahazo izao ato nefa samy namako daholo ary samy hafa ny infinité-ko aminy, efa nolazaiko izany ilay olona. Dia tsy misy olana aminay

4. booboo ( 20/03/2007 17:21)
Cutie > ngaha Cutie efa nifanasa vangy t@ namana tato :o? tsary mbola hitako zany fa tara sambo angamba zà :-D
5. fasaly ( 20/03/2007 17:28)
izaho aloha liana te ahita sy te hahalala an'i torp! zà tsy niady taminy fa izy no manana olana kely amiko fa na izany aza te hifankafantatra aminy aho:-P:-P:-P
6. salmo1 ( 20/03/2007 17:31)
zah kou ti hahita any zoky:oops::-*
7. fasaly ( 20/03/2007 17:44)
salmo: hanao vokasy any am zanjy any aho am été! rakitsa ve????:roll::wink:
8. cutie ( 20/03/2007 17:46)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 20-03-2007 18:21:35
Lohateny : Re : Rehafa mihaona/Misy fihaonana
Cutie > ngaha Cutie efa nifanasa vangy t@ namana tato ? tsary mbola hitako zany fa tara sambo angamba zà

hay ve resaka mifanasa vangy izy ty hihihihi
za koa tsy namaky tsara, fa heveriko we fihaonana tsotra koa:-D:-D:-D:-D
9. cutie ( 20/03/2007 17:48)
Rehefa mihaona na misy fihaonana mba ahoana. Samy milaza ny ps-ny ve sa tonga de le tena anarana dia samy mifaminavina eo iza iry sy iry sa ahoana

booboo io no novakiako de namaly za koa:-D
10. cutie ( 20/03/2007 17:59)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 20-03-2007 18:21:35
Lohateny : Re : Rehafa mihaona/Misy fihaonana
Cutie > ngaha Cutie efa nifanasa vangy t@ namana tato ? tsary mbola hitako zany fa tara sambo angamba zà

oups tadidiko
efa nifanasa vangy ihany t@ i hery :):-D
11. ftma ( 20/03/2007 18:21)
cutie de hifampiavonavona ve nareo rehefa mifakahita?
tokony hifamihina sy hifalifaly daholo fa tsy miady izany rehefa mifakahita e, le aty eto anie virtuel e :-*
12. cutie ( 20/03/2007 18:23)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 20-03-2007 19:21:21
Lohateny : Re : Rehafa mihaona/Misy fihaonana
cutie de hifampiavonavona ve nareo rehefa mifakahita

raha asiany tsiky de ampy :)moa ve de hiavona :-D:-D:-D:-D:-D
13. ftma ( 20/03/2007 18:26)
cutie: mitsiky foana izy ka :lol:
14. cutie ( 20/03/2007 18:28)
ftma
serieuse ve njy
za manadala fotsiny, fa efa tsy tadidiko tsony ny @ iny :-D:-D:-D:-D
15. Vahinala ( 20/03/2007 18:37)
Za aloha zao d tsy afaka ny handainga ra misy fihaonana satria ny ps ko dia tena anarako ihany ka avy hatrany dia afaka miresaka amiko zany ny rehetra na ny mitovy hevitra amiko na tsy mitovy !
16. aaramahaay ( 20/03/2007 18:39)
hehehe. Nga misy tsy mataty lagy moa eo @ sera lol.K'aiza zany rehefa tena izy hehehe.Aoka fotsiny hum.Tsiky de ampy:wink:
17. torp ( 20/03/2007 18:48)
fasaly:

izaho aloha liana te ahita sy te hahalala an'i torp! zà tsy niady taminy fa izy no manana olana kely amiko fa na izany aza te hifankafantatra aminy aho:-P:-P:-P

manjary tara amiko enao ra mifanena tsika de tezitra daholo ny namako tsy ty anao de ahoana?Hifanena any am RNS zany ih?.

18. mim ( 20/03/2007 19:12)
fa ialahy no iza ?
19. booboo ( 20/03/2007 19:15)
:-D:-D:-D
20. ikaretsaka ( 20/03/2007 19:17)
za zao misy olona mifandramatra be atmiko ato nefa rehefa tena mihaona toa ok ihany ko.
fa misy miara mitsikanikany amiko koa ato.
fa lasa ohatran'ny serieux izany rehefa mihaona (sa tsy izany ravato?)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0935