Rehafa mihaona/Misy fihaonana

41. vale ( 20/03/2007 22:01)
vale:

:-*:-*:-*
cutie:}


42. cutie ( 20/03/2007 22:02)
in alou le mampime, le za te hihaona @ fijo ve :lol:
43. mbaliana ( 20/03/2007 22:18)
i fijo sy fasaly efa nifankahita fa aza mody miafina eo ry fijo..

hatramin'ny ovian i fijo no nahay nangarika. fa angaha vhv?
tonga dia iadivana tamba-be i fijo raha vao hita :-D:-D:-D

cuite njy koa mihomehy nefa avy eo manontany hoe inn aloha no mampme e? :-D:-D:-D
44. cutie ( 20/03/2007 22:19)
cuite njy koa mihomehy nefa avy eo manontany hoe inn aloha no mampme e?

:-D:-D:-D:-D:-D
hain-jy nga le mampime:-D
45. mbaliana ( 20/03/2007 22:22)
cutie> tsy haiko fa lasa cuite akia le nosoratako .. hahaaha azafady e
46. cutie ( 20/03/2007 22:24)
tsy hitako akory
fa zao vo hitako :-w:-w:-w:-w:-w
47. xxx ( 20/03/2007 22:30)
mbaliana:

i fijo sy fasaly efa nifankahita fa aza mody miafina eo ry fijo..

hatramin'ny ovian i fijo no nahay nangarika. fa angaha vhv?
tonga dia iadivana tamba-be i fijo raha vao hita :-D:-D:-D

cuite njy koa mihomehy nefa avy eo manontany hoe inn aloha no mampme e? :-D:-D:-D

:-D:-D:-D

48. Vahinala ( 20/03/2007 22:32)
fijo:

za koa izao tena miady be amin'io fasly sy mbaliana ary cutie sy soanja,ka tena mila mifanena amin'ireo mihintsy.hi hii ;blagy iny ry soanja,fa rehefa mifanena tsy mbola nahita mifangarika izany aho .ny resak akoa anie no miady fa tsy ny olona e



Efa elaela mintsy ange fijo zay tsy hitako tao am dinika e !
Nareo ze any ampita any manaova pro miaraka makaty Dago d mihaona doly tsika e !
49. mbaliana ( 20/03/2007 22:32)
:oops::oops::oops:
50. Vahinala ( 20/03/2007 22:42)
mbaliana > Fa maninn enao no menatra beu !!!
51. fasaly ( 21/03/2007 00:05)
fijo:

za koa izao tena miady be amin'io fasly sy mbaliana ary cutie sy soanja,ka tena mila mifanena amin'ireo mihintsy.hi hii ;blagy iny ry soanja,fa rehefa mifanena tsy mbola nahita mifangarika izany aho .ny resak akoa anie no miady fa tsy ny olona e

tsika aza ireny nifanena ! tena nodirididriko be otrzao 8O i fijo tsy sahy mijery mitry fa ny ankziy foana no mody bedesina hoe "oh rakizy a! sao menjera any anaty rano any eeeeeh!":?:-D:-D:-D:-D


52. fasaly ( 21/03/2007 00:07)
cutie: zà mbo tena te hiaoana aminjiko:?:wink: na lay nahazo lay carte avy aminjy aza defa otsan hoe nahita anjiko fa injinja fa injy lmivatana:-P:-*:-*:-*:-*
53. cutie ( 21/03/2007 00:10)
fasaly zany ve hiihhiihhi:wink:
54. soanja ( 21/03/2007 00:18)
sipagasy:

hihihi lasa fiomehezana kely aho fa miala tsiny, tsy injy akory ry soanja no mampiomehy annn, efa nihatra tamiko mantsy izy ity ka izay ny mampiomehy e! izay namana mpandeha RNS mety hahatadidy ihany, satria dia maro no nilaza fa handeha RNS 3 taona lasa izay nefa dia mpinamana vitsy izahay no tena nifankahita tany, fa avy teo kosa aho dia naheno ny hoe "iny ilay sipagasy ao @ serasera, tsy azoko, moa hoe inona ny nataoko, no tsy nanantona ahy ireo olona ireo hihihih izaho aloha nefa efa niteny ihany hoe sady gila ny masoko, no sima ny vavako , no kilemaina aho annnn ka mety hoe menatra ngamba ry zareo???? sa tsy haiko e!!!! hihihi fa dia ho hita eo indray @ ireo be resaka ireo hoe iza avy ny ho tonga @ fihaonana any Vichy e! :-*;-)


Mba mafy koa zany nanjo anjy zany ry sipagasy. Rehefa nandinika aho de tsara angamba rehefa hihaona dia tonga de lazaina hoe ity fihaonana ity dia ho an'ny 30 taona miakatra. (Rated R)
Mety tezitra ve ry zareo?
Amzay tsy mahatsapa hoe iza avy no any ary mifanaraka amin'ny taonako sy ny feeling-ko ve? ilay hifanenana any.
Azafady ho an'izay mbola kely taona fa izay ny fisainako e.
Ny lehibe mihoana amin'ny lehibe ary ny zaza/tanora be mifandray amzaza/tanora be.
Tsy midika akory zany hoe antitra isika fa mba hoe efa ela netezana de mba mahalala izay atao sy tsy miatakataka zany e.
Asa anefa mety diso io fihevitro io.
Zah mantsy tsy maharaka ny feeling-n'ireny tanora be reny intsony.


55. soanja ( 21/03/2007 00:22)
fijo:

za koa izao tena miady be amin'io fasly sy mbaliana ary cutie sy soanja,ka tena mila mifanena amin'ireo mihintsy.hi hii ;blagy iny ry soanja,fa rehefa mifanena tsy mbola nahita mifangarika izany aho .ny resak akoa anie no miady fa tsy ny olona e


Zay njinja mantsy. te hahafantatra aho raha azo atao andolompo ity virtuel ity?:D:-*:-*:-*:-*:-*

Zah aloha efa nihaona tamzay olona iray nifanasa vangy tamiko tato izay. Fa nony nihaona izahay de hehy lavareny no niafarany. Tsy mipasoka ny efa malama aho hoa mantsy azy dia nilamina ny resaka rehetra. :-*:-*:-*

56. ikaretsaka ( 21/03/2007 00:34)
fijo> za koa mila mihaona @ la mihitsy fa misy zavatra tsy matiko lolo am la!:wink:
57. cutie ( 21/03/2007 00:39)
Zah aloha efa nihaona tamzay olona iray nifanasa vangy tamiko tato izay. Fa nony nihaona izahay de hehy lavareny no niafarany. Tsy mipasoka ny efa malama aho hoa mantsy azy dia nilamina ny resaka rehetra.

ohtran'ny azoko an-tsaina le nihaona t@ njy :lol::lol::lol::lol:
58. soanja ( 21/03/2007 03:53)
cutie:

Zah aloha efa nihaona tamzay olona iray nifanasa vangy tamiko tato izay. Fa nony nihaona izahay de hehy lavareny no niafarany. Tsy mipasoka ny efa malama aho hoa mantsy azy dia nilamina ny resaka rehetra.

ohtran'ny azoko an-tsaina le nihaona t@ njy :lol::lol::lol::lol:


Vinavinao ary raha fantanjy o. Any mail sao tezitra eo zay voatonina anarana eto fa zah mantsy tsy tadidiko nifanasa vangy matetika teto afa tsy ireto xxx ireto.


59. mandrak ( 21/03/2007 05:50)

(fa in lony le fanalavanan' ny lé oe RNS é :?: )

60. fasaly ( 21/03/2007 06:24)
zà kou te hiery hiaoana am ikaretsaka juste hijerevako ny sokatriny:?:-D:-D:-D


mandrak fihaaonambe n'ny gasy mapanao sport ao frantsa aky io a!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.234