Rehafa mihaona/Misy fihaonana

81. vale ( 21/03/2007 12:28)
ftma: mbola tsy nandeha mihintsy aho kah:P

:-*:-*

82. niryna ( 21/03/2007 12:48)
sako mbola tsy nandeha mihitsy fa ilay xxx keliko izay tsy tia maizina izay tiako ho hita,ahoana tokoa re e.Izaho aloha tsy tezitra aminy fa maty ny fihomehezana fotsiny aho indraindray.Olona tsy fantatra dia atao ahatezitra.Mety vao maika aho tapa-tsinay indrindra raha manonona hoe izaho no xxx.Ilay mifampisangisangy ahy indray dia vao maika to hifanantona be .
83. vale ( 21/03/2007 13:04)
amen!
84. Samoana ( 21/03/2007 13:20)
soanja:

Samy milaza ny ps-ny ve sa tonga de le tena anarana dia samy mifaminavina eo iza iry sy iry sa ahoana?


Raha vao mifampiantso @ tena anarana de rava ilay maha-namana(na maha fahavalo:D) serasera azy kouh !Tsy tadidy intsony avy eo ny resaka na rangirangitra efa nifanaovana teto @ forum.
i booboo izao tsy mety tadidiko ny anarany na dia efa nolazainy aza:-D


85. Samoana ( 21/03/2007 13:25)
ftma:

fasaly: samoana be resaka e :wink:


aleo njy lanin'ny matotoa ao fa tsy hiresaka introny za:x....mandrapifankahitana:-D

86. Zina ( 21/03/2007 16:00)
:D
Vazivazy ity fa iza no mahalala mety ho marina ndray andro any hihihih
Ny ahy zao mba te ahita an'i Fijo, sy rakaroka sy Tsim.... raha voa mahita ahy ireo dia lasa mivadika ho Kristiana:wink::)
87. Zina ( 21/03/2007 16:49)
misy ho tezitra ve?:oops::oops:
88. Samoana ( 21/03/2007 17:09)
Zina/ Fijo sy Tsim efa samy nilalao kanetibe niaraka tamiko. Tsy mbola nasiako presentation sô mipaoka eo ny lanitra:-D. Aleo miandry an-dry izany:wink:
89. ftma ( 21/03/2007 17:47)
vale: ndao hifakahita izany ko :wink:
samoana: za tsy mangina izany na tsy hiresaka aza njy ko za misy mi phone foana :wink:
nyrina: de ho hantsoina XXX ve XXX na izany aza
90. ikaretsaka ( 21/03/2007 18:47)
zahay sy ry kally Ravatorano sy i Kitjo tena mpifananihan ysy mpifanasa vangy be mihitsy tato, indraindray mpifanasa vangy, fa nony tena tafahoana, ndraaaaaaay..
i kally no tsa nipitra,, asa nga hoa nanakoryyyyy?
fa ny ao @ forum Bira ao lo toa tafahoana amin'ny namana aby rehefa mankany an-tanindrazana e.de lasa nifankafantatra ankoatran'izay niray kilasy fony fahakely
91. vale ( 21/03/2007 18:54)
Zah mba gaga ry ika, tsy hitako hoe in ny hanafenana an'le mifanàla, aterineto ange ity eeeeeeeee, pam!haha
92. vale ( 21/03/2007 18:58)
aleo ihany mipirimpirina, marina!:wink:


93. vale ( 21/03/2007 19:08)
io lolo,lolo io ihany wa é...
94. mbaliana ( 21/03/2007 19:52)
vahinala>
mbaliana > Fa maninn enao no menatra beu !!!


tena niaraka nanoratra isika roa dia ny anjy no lasa voalohany,fa ho an'i cutie akia io an .. za le nandiso ny anarany e fa na izany aza :-*:-*:-* be ho anjy ....

dia zahay tsy avy any bira zany mba ahona? :-P

ny anaranako zany aloha dia tena tsy niafina intsony nony mba tany amin'ny fihaonana .. misy mamalan-kira foana :-/:-/
95. ftma ( 21/03/2007 20:37)
ny anaranako zany aloha dia tena tsy niafina intsony nony mba tany amin'ny fihaonana .. misy mamalan-kira foana
soa ihany nisy namala-kira raha tsy izany tsy nahita cousine njy ko :-*
96. cutie ( 21/03/2007 20:42)
Vinavinao ary raha fantanjy o. Any mail sao tezitra eo zay voatonina anarana eto fa zah mantsy tsy tadidiko nifanasa vangy matetika teto afa tsy ireto xxx ireto.

ok akia
mail:lol::lol::lol::lol:
97. cutie ( 21/03/2007 20:46)
vale
manin za no mahazo :*:*:*:-*:-*:-*:-* bdb e :lol:
98. Fiffi ( 21/03/2007 20:57)
humm....
99. Samoana ( 21/03/2007 21:10)
ftma:

samoana: za tsy mangina izany na tsy hiresaka aza njy ko za misy mi phone foana :wink:


mody za no tondroina fa kay njy no tena be resaka matoa ny olona mifandrombaka mi phone any:-D:-D


100. Zina ( 21/03/2007 21:10)
Samoana [ Valio ] 21-03-2007 18:09:19
Lohateny : Re : Rehafa mihaona/Misy fihaonana
Zina/ Fijo sy Tsim efa samy nilalao kanetibe niaraka tamiko. Tsy mbola nasiako presentation sô mipaoka eo ny lanitra. Aleo miandry an-dry izany


Samoana a 8O fa ahona? hihihihiihh
ho avy ve ny tadio sy ny rivotra mahery be? :D:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3964