Rehafa mihaona/Misy fihaonana
22. sipagasy
(
20/03/2007 19:21)
hihihi lasa fiomehezana kely aho fa miala tsiny, tsy injy akory ry soanja no mampiomehy annn, efa nihatra tamiko mantsy izy ity ka izay ny mampiomehy e! izay namana mpandeha RNS mety hahatadidy ihany, satria dia maro no nilaza fa handeha RNS 3 taona lasa izay nefa dia mpinamana vitsy izahay no tena nifankahita tany, fa avy teo kosa aho dia naheno ny hoe "iny ilay sipagasy ao @ serasera, tsy azoko, moa hoe inona ny nataoko, no tsy nanantona ahy ireo olona ireo hihihih izaho aloha nefa efa niteny ihany hoe sady gila ny masoko, no sima ny vavako , no kilemaina aho annnn ka mety hoe menatra ngamba ry zareo???? sa tsy haiko e!!!! hihihi fa dia ho hita eo indray @ ireo be resaka ireo hoe iza avy ny ho tonga @ fihaonana any Vichy e! :-*;-)
24. fasaly
(
20/03/2007 19:30)
torp de raha tara de tara zany kou misy otrzany aiza ndray:°) zé namana tsy faly tsy ahoako:-P
25. mandrak
(
20/03/2007 19:59)
fasaly:
izaho aloha liana te ahita sy te hahalala an'i torp! zà tsy niady taminy fa izy no manana olana kely amiko fa na izany aza te hifankafantatra aminy aho:-P:-P:-P
"sode oé tsy miady tsy miady nefa kobay akelika any é" :-P :-D
26. kelly13
(
20/03/2007 20:03)
za klou sure fa tonga d vanitika e! za zao t hande le rns fa otran'ny dezaka b le vichy kle, tsy tongan'ny b.m.doublepied-ko :°)
27. fasaly
(
20/03/2007 20:06)
mandrak::-D:-D:-D:-D zà try manao anzany kounnnnn:?:(:cry:
kelly: njy nge akaiky noho izaho e! zà aza tonga tany foana izay efa idroa nefa aty am tsy mahay maka aty! fa amity klou zà try hafaka fa misy fety vondrena am paka e!:-P
kelly: njy nge akaiky noho izaho e! zà aza tonga tany foana izay efa idroa nefa aty am tsy mahay maka aty! fa amity klou zà try hafaka fa misy fety vondrena am paka e!:-P
28. mandrak
(
20/03/2007 20:13)
soanja:
Samy milaza ny ps-ny ve sa tonga de le tena anarana ?
tsy aleo ve samy manonona ny anarany satry mety isy fetsifetsy ao de atôny xxx nenazy sa aona ozy nareo :?:
29. mbaliana
(
20/03/2007 20:13)
Tany amin'ny RNS dia nifankahita tamina sipa iray zay niadivako tao amin'ny karajia... fa ny niadivanay hozy nareo noheveriko fa nataony tena zah tamin'izy niresaka tamiko dia tonga dia nanaovako vavabe hoe aza mba za kely no tenatenaina fa tsy tonta tany aminao akory aho... dia tsy niresaka tamiko intsony izy sady izy koa moa tsy haiko fa miova2 io.. fa nony nifanena tany dia niresaka dia nifanazava dia zao zahay mpinamana be..
tonga zao dia fantatry fasaly sy sipagasy io :D:D
tonga zao dia fantatry fasaly sy sipagasy io :D:D
31. fasaly
(
20/03/2007 20:22)
mbaliana: tsy miafina am endriny zay oul zay!:-D:-D:-D:-D:-D milay e!:-P zà kalou tsy mpiditra karajia fa kosa i mbalina no hitako tany am rns toundé de lasa nifarana nilalao lac tany italy zahay:-D
33. ftma
(
20/03/2007 20:34)
za sy fasaly nifakahita fa mbola tsy nifakalala de arahaba fontsiny :D
Misy miresaka be ko eto fa rehefa mifakahita vao miady
Misy miresaka be ko eto fa rehefa mifakahita vao miady
34. fasaly
(
20/03/2007 21:13)
ftma: ié! tany am gospel nice trika no niaona hihih! zà kou alou mande mitry e!:wink::-P
de nifamperaba fotriny alou fa avy teo vao henoko hoe iny hono lay fa:-P:-D:-D:-D:-*:-*:-*:-*:-*
de nifamperaba fotriny alou fa avy teo vao henoko hoe iny hono lay fa:-P:-D:-D:-D:-*:-*:-*:-*:-*
35. fijo
(
20/03/2007 21:22)
za koa izao tena miady be amin'io fasly sy mbaliana ary cutie sy soanja,ka tena mila mifanena amin'ireo mihintsy.hi hii ;blagy iny ry soanja,fa rehefa mifanena tsy mbola nahita mifangarika izany aho .ny resak akoa anie no miady fa tsy ny olona e
38. vale
(
20/03/2007 21:58)
soanja::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Hono hoa nareo le mila hifandramatra eto amin'ny serasera ireo. Na aleo ataoko hoe isika e.
Rehefa mihaona na misy fihaonana mba ahoana. Samy milaza ny ps-ny ve sa tonga de le tena anarana dia samy mifaminavina eo iza iry sy iry sa ahoana? De refa mifankafantatra hoe ahy iann ity na iry. De mifangarika ve sa ahoana raha nifamaly sy nifanasa vangy teto? Misaotra mialoha mitantara. :D
