Rehafa mihaona/Misy fihaonana
121. booboo
(
23/03/2007 11:05)
Mbaliana > :-D:-D:-D dé tsika lé mijerijery fotsiny fa tsy mamboatra moa ô ? :-D:-D:-D
Cutie > raha tonga any Mbaliana, tsy maintsy lasa beeee resaka fôna, Mbaliana ve no ho any kouh hihihihihihihihihi
Cutie > raha tonga any Mbaliana, tsy maintsy lasa beeee resaka fôna, Mbaliana ve no ho any kouh hihihihihihihihihi
122. mbaliana
(
23/03/2007 12:20)
booboo> mijery mianatra e...mbola hianatra hihinana ny tsirony koa....:-D:-D:-D
booboo> ka za ve resahina ary tsy hamaly hozy ianao.. dia samy ao isika rehetra kou...:-D:-D:-D
booboo> ka za ve resahina ary tsy hamaly hozy ianao.. dia samy ao isika rehetra kou...:-D:-D:-D
123. xxx
(
23/03/2007 14:52)
ntss, izaho mahita fa miavonavona ny olona ato. mba nilaza ny handalo tany amin ny sasany aho indray andro izay, tsy nisy namaly akory. heverin izy ireo fa hangata bola angamba.
124. Fiffi
(
23/03/2007 16:42)
xxx:heu....ka nareo mihafina @ xxx koh !:roll:
ntss, izaho mahita fa miavonavona ny olona ato. mba nilaza ny handalo tany amin ny sasany aho indray andro izay, tsy nisy namaly akory. heverin izy ireo fa hangata bola angamba.
126. Fiffi
(
23/03/2007 20:29)
mbaliana: ka ny mahagaga de miafina le olona de avy eo hoe gaga hono izy fa maninona ny inona ? :roll:
127. fasaly
(
23/03/2007 21:19)
:-D:-D:-D:-D:-D ka heveriny fa xxx kou njy de hoe mifakahita hoazy ao anaty xxx ao!:roll:
