Rehafa mihaona/Misy fihaonana

101. ftma ( 21/03/2007 21:13)
Samoana: samy be resaka izany ko:wink:

102. mbaliana ( 21/03/2007 22:11)
Fa sy samoana> nareo dahy reo mihitsy no tena be reska tssss.. tsy mahalala andro alina...efa roahina mihitsy rangahy vao misaraka.. angamba saika tsy lany resaka teo nareo....:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
103. Vahinala ( 21/03/2007 22:16)
mbaliana > :-*:-*:-*
104. karinah ( 21/03/2007 22:19)
cutie:

vale
manin za no mahazo :*:*:*:-*:-*:-*:-* bdb e :lol:
cutie: njy mimie kely:P:-*:-*:-*:-*:-*


105. karinah ( 21/03/2007 22:24)
sady tsy miavona:-*:-*:-*:-*:*:*:*:P
106. cutie ( 21/03/2007 22:25)
hihihihihihi
misaotra e :-*:-*:-*:-*:-*
107. cutie ( 21/03/2007 22:26)
de te hihaona amiko ve njy ?:lol::lol::lol::lol:
108. soanja ( 21/03/2007 23:40)
vale:

Soanja> angaha hanidina hankaty? :-P:-D:-D:-D


Zah saika hoe hilomano ho any. :-P :-D:-D

De ahoana zany raha manana ps roa na telo ny sasany eto?:roll:


109. ikaretsaka ( 22/03/2007 00:34)
dia ilay nahabotrabotra no ampiasaina...
110. Fiffi ( 22/03/2007 06:36)
raha mba nanan'elatra.....
111. fasaly ( 22/03/2007 07:12)
hummmm! hummmm! i fiffi kou lou efa hitako fa tena sakré petite bonne femme mitry eh! hummm mavitirika sarika ary mi dance be mahitsy tsy hakiala ny pista waaaaaaa:-D:-D:-D:-D mbola manao azy io an! ary ny anay alou ny vaninvany niothy hatrany e!:-D:-D:-D:-D:-D jusk'à loby no fetra waaaaaa:-D:-D:-D
fiffi:-*(l)(l)(l)
112. vale ( 22/03/2007 07:45)
soanja:

vale:

Soanja> angaha hanidina hankaty? :-P:-D:-D:-D


Zah saika hoe hilomano ho any. :-P :-D:-D

De ahoana zany raha manana ps roa na telo ny sasany eto?:roll:



:-D:-D:-D:°), i manaudo ve izany? ndry?:roll:,hihihihihihi.

de anontanio sefo kou.:lol:.


113. vale ( 22/03/2007 07:50)
cutie:

de te hihaona amiko ve njy ?:lol::lol::lol::lol:
a,a ,:-P,.. ngodabe loatra le dobo filomanosana,ihihihihihihihi:wink:


114. booboo ( 22/03/2007 11:41)
Zay namana nifanabe tava tamiko klou hatreto tsy ireo nifanasa vangy tamiko e, fa nahafinaritra beeeeeeeeeeee sy nahafaly anà nahafantatra sy niaraka t@ ndreo

:-* aby ho an-dry zareo tsirairay :wink:

115. Samoana ( 22/03/2007 14:20)
booboo/ raha 2 andro niaraka taminjy tokoa angamba nitarozaka t@ tany mihintsy ny saokako vokatry ny fiomehezana tsy an-kijanona:-D.
Saingy tsy afa-nanoatra fa norohasin'i mbaliana e:cry::wink:
116. mbaliana ( 22/03/2007 21:03)
samoana> hihihihi.. za naka avocat kely nisintona anareo tao koa...

fa i booboo koa aloha raha hihomehy .. za nieritreritra hoe mifanao gligli ary ve ry zareo ao fa tena tsy nitsahatra.. kay hono zareo nijery film hihihiii :-D:-D:-D

Ny miaraka amin'i fasaly ndray dia tsy lany ny resaka.. diso lalana foana .. soa fa volana Aout dia tsy nisy embouteillage fa raha tsy zany tara foana :-D:-D
117. ftma ( 22/03/2007 22:25)
fehiny: be resaka daholo rehefa mihaona :wink:
za tsy handriko izay hahitana an'i cutie :-*
118. cutie ( 22/03/2007 22:50)
ftma hihihihi
za tsy be resaka koa hihihihihihi
de hiaraka hanao godrogodro isika :wink:
119. booboo ( 23/03/2007 10:39)
zà kounkou ho avy fa zà hihinana fotsiny :°):°)
120. mbaliana ( 23/03/2007 11:00)
za koa.. :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3997