Rehafa mihaona/Misy fihaonana
63. ari.malala
(
21/03/2007 07:29)
za efa niaona tam namana vitsivitsy teto, fa nahafinaritra daolo, i fasaly zao anisany;) nafinaritra ka, efa nifanena elaela vao samy tonga siana hoe ty zany le ol, za ts mpijery sary d zay n ots nahalalako azy, mo za ts nametraka sary tao am momba ana d ts hainy fa nafinaritra ka, sa aona aky fasaly? d iza ko re eeee... efa nisy iany ka, fa mafinaritra daolo ny namana :-*:-*
64. booboo
(
21/03/2007 09:13)
Ny lehibe mihoana amin'ny lehibe ary ny zaza/tanora be mifandray amzaza/tanora be.
Tsy midika akory zany hoe antitra isika fa mba hoe efa ela netezana de mba mahalala izay atao sy tsy miatakataka zany e.
Asa anefa mety diso io fihevitro io.
Zah mantsy tsy maharaka ny feeling-n'ireny tanora be reny intsony.
:-D:-D:-D:-D:-D rehefa nahay nanomana programmes tsara ny mpikarakara = sahaza ny sokajin-taona rehetra mety ho tafavory eo ny raha atao, dia tsisy an'izany hoe tsy maharaka feeling-n'izao sy ny izao, na hoe hiatakataka sns zany ...
65. vale
(
21/03/2007 09:14)
cutie:le mifananihany ky aaaa,hihihihihihi
in alou le mampime, le za te hihaona @ fijo ve :lol:
(l)
66. ftma
(
21/03/2007 09:20)
booboo efa nanana experience :wink:
Marina io lazain'i booboo io fa t@ fihaonana t@ faran'ny taona nifangaro tato ny antitra sy ny tanora ary ny zaza,
Raha mitovy taona aza miaraka rehefa tsy mahay miaraka tsy misy feeling izany
Fasaly: za tonga de fatatro njy (efa hitako tato ny sary) saingy tsy nisy présentation moa dia tsy niteny za ko :wink:

67. hery
(
21/03/2007 09:21)
Efa vitsivitsy (na maromaro) ihany ny nihaona tamiko aloha :-) hatramin'ilay sipa fahavaloko be iry fa kanefa tonga sy nitsiky ary nihomehy tao @ fihaonan'ny serasera. De nony après fety indray dia wawawa.
Ho valin'ny fanontanian'i soanja dia matetika ps ihany no hanaovana présentation. Tsisy anarana hafa. Ny mombamomba hafa dia hoe jereo ny ao @ serasera (na marina na lainga). Ho an'izay namana hoe nila fanazavana fanampiny dia niresaka manokana (he he pv) tamin'ny namana tiany ho fantatra... be tokoa ny mpandeha pv rehefa mihaona (i annn io aloha raha tratrako :-D)
Fa @ ankapobeny milay foana ny fihaonana kah. Betsaka fotsiny ny oul tonga @ fihaonana dia angamba matahotra na menatra dia tsy miteny hoe izaho ilay ps otr'izao.
Ny mpitsikera @ sisiny aloha (surtout ny vehivavy) tsy maintsy misy foana... mbola tsy ampy traikefa @ fiainana ireny e :-)

68. vale
(
21/03/2007 09:21)
fasaly:
fijo:
za koa izao tena miady be amin'io fasly sy mbaliana ary cutie sy soanja,ka tena mila mifanena amin'ireo mihintsy.hi hii ;blagy iny ry soanja,fa rehefa mifanena tsy mbola nahita mifangarika izany aho .ny resak akoa anie no miady fa tsy ny olona e
tsika aza ireny nifanena ! tena nodirididriko be otrzao 8O i fijo tsy sahy mijery mitry fa ny ankziy foana no mody bedesina hoe "oh rakizy a! sao menjera any anaty rano any eeeeeh!":?:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
69. vale
(
21/03/2007 09:36)
cutie:cutie:-*:-*:-*(l):-*:-*:-*
Rehefa mihaona na misy fihaonana mba ahoana. Samy milaza ny ps-ny ve sa tonga de le tena anarana dia samy mifaminavina eo iza iry sy iry sa ahoana
booboo io no novakiako de namaly za koa:-D
70. vale
(
21/03/2007 09:40)
ftma::? tsy maha te handeha koa izy izany .
za sy fasaly nifakahita fa mbola tsy nifakalala de arahaba fontsiny :D
Misy miresaka be ko eto fa rehefa mifakahita vao miady
71. vale
(
21/03/2007 09:45)
cutie::*:*:*(l)(l)(l):*:*:*:* cutie.
cutie: serieuse za ka efa hoe tsiky dia ampy ko
za mitana lolom-po ka :-D:-D:-D:-D
73. kally
(
21/03/2007 11:16)
Izaho mbola tsy nihaona tamin'iza n'iza tato nefa mba tena te-hihaona fa ny fotoana sy ny toerana matetika no tsy mety e!:cry:
Izahay sy Ravato aza mba efa saika nihaona fa izaho indray no tsy afaka...:oops: dia hany heriko tsy mifanome fotoana fa manala-baraka kah.
Izahay sy Ravato aza mba efa saika nihaona fa izaho indray no tsy afaka...:oops: dia hany heriko tsy mifanome fotoana fa manala-baraka kah.
74. fasaly
(
21/03/2007 11:24)
hummm! ny fiaoanana tam ari.malala kou nilay an! de tena bla bla bla be mitry tsy nisy fitsaharana:-D:-D:-Dmanginy fotsiny ny soupe chinoise nohanina tam midi:-P:-D:-D:-D resaka ity resaka ity:-D:-D:-D iza aza no tena noresahitsika sy njy tamin'iny ooo!;-):-w:-$
75. fasaly
(
21/03/2007 11:28)
ftma: hummmm! hay kôcha efa hainjy zà de navelanjy hihanahana eo fotsiny:? zany ve de mbo tiko! fa toundé de (l) be mitsy njy fa itako ny fikarakaranjy anlay groupe gospel de ozy za hoe izany ka tena olona mahafinaritra tia manao soa olona....efa ela ve ky vao nolazaina ahy lay izy kou!:wink::-D:-D:-D:-Dtsy nisy presatasiô marina:-D:-D:-D
76. fasaly
(
21/03/2007 11:30)
ari.malala a! tadidinjy ve lay mifampi fone hoe aiza indry e! de we efa eto zà e! kay mi face à face tsika roa nefa tsy mifakahalala:-D zay vao we sao de njy lay manao pataloha maitsomaitso:-P:-D manja e!
77. fasaly
(
21/03/2007 11:32)
aà koa efa niaona tam hery fa hay tena bandy cool beuh refa reel fa ato am maha sefo azy de somary mapatawatsa ahy ihany:-P:-D
78. fasaly
(
21/03/2007 11:35)
zà kounkou efa niaoana tam ds fa ny anay mbola nitoy tam fiaoanana reel ihany ny forum fa tena manja eeeeee!:-D:-D:-D kay bandy santimaka be nedala:-D
ds:-*:-*
i samoana kou efa hitako fa mody nibitsika mangina hoe ianao izany no fasaly aminy an! hahahaha! zà kou tsy nisalasala fa tonga de fatako hoe i samoana ny endrina:-D:-D:-D milay an!
ds:-*:-*
i samoana kou efa hitako fa mody nibitsika mangina hoe ianao izany no fasaly aminy an! hahahaha! zà kou tsy nisalasala fa tonga de fatako hoe i samoana ny endrina:-D:-D:-D milay an!
80. ftma
(
21/03/2007 11:57)
Fasaly: tsy adisoantsika le izy e ilay mahalala antsika no tokony hipresenter antsika ko :wink: za ve hitonantonana hoe fatatro njy nefa ...
fa na izany aza (l) avy eo :lol:
fasaly: samoana be resaka e :wink:
fa na izany aza (l) avy eo :lol:
tsy maha te handeha koa izy izany .vale: mandehana foana fa mahafinaritra ny mihaona amin'ny namana eto
fasaly: samoana be resaka e :wink: