Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ftma ( 24/03/2007 23:01)
Tsy fifandraisana @ malagasy
Tena nalahelo aho androany naheno hoe nisy ramatoa namoy ny zanany (10ans) nefa tsy manana havana sady tsy mahalala gasy aty, olona vazaha no nanome numéro ny gasy fantany mba hahafahan'ilay ramatoa ... tohiny
novalian'i ftma ny 27/03/2007 17:41
simplex ( 24/03/2007 22:16)
bonannif sitlo
kiiiiiiiiiiiiiiii, kay annif an'i rasit androany kle :P arabaina lesy eee :-*:-* d mirary soa, hitombo FAHENDRENA, ;-) ho tratry ny taona e :°) "[i]atsipy ny tady eny antandroky ny omby, atsi... tohiny
novalian'i niryna ny 03/05/2007 05:11
sitlo ( 24/03/2007 19:04)
OMDA
raha manisy hira amin'ny blaogy ve dia mety ho enjehin'ny OMDA?... tohiny
novalian'i kelly13 ny 05/04/2007 06:16
xxx ( 24/03/2007 18:54)
fasaly & pachinot
manja be mihintsy nareo izany ah. Tonga de lany MISS SERASERA raha vao misy ny fifidianana... tohiny
novalian'i poly ny 06/04/2007 15:13
xxx ( 24/03/2007 18:38)
tsy aiko intsony
manana tantine(T) mitovy taona amiko za , zany we , vadiny tonton-ko , nanao sipa i T , zany we niodina izy satria naditra b ilay tonton-ko , d taty aoriana niova ilay tonton-ko satria natahotra izy f... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 05:41
bodab ( 24/03/2007 17:37)
tsara tso-drano, Dadah sy Nanah
Mba mila ny tonon'io hira io ny tenako ra mba azo atao, na ny clip mits aza ramety e, mahafinaritra ahy mantsy izy io. Afaka alefa ao @ adress mail/ bodam_b@yahoo.fr. Msotra mialoha anareo ny tenako.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:02
salmo1 ( 24/03/2007 12:27)
Manahirana, nefa tsy afaka andoha.
http://www.bebesymas.com/images/padre_hijo.jpg ny faniriny dada :°):D. http://www.dailymotion.com/visited/search/kaiamba/video/xt5bm_kaiamba-hasambarana fa milay ah. Nefa misy tsy dakôro mihintsy... tohiny
novalian'i Vahinala ny 24/03/2007 23:38
xxx ( 24/03/2007 09:58)
Marika
Ao @ baiboly oa misy hoe ny mariky ny bibidia na ny devoly de hoe 666 e! fa ny marik'Andriamanitra kosa mba inona e? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 20:51
mazavaloha ( 24/03/2007 08:17)
IO ANAY PRODUCTIONS MANOLOTRA ANAO "MADAGASCAR SPEAKS"
MAZAVALOHA "MADAGASCAR SPEAKS" www.myspace.com/mazavaloha www.myspace.com/ioanaymazavaloha misaotra ary mankafiza. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:02
bozimanga ( 24/03/2007 08:04)
anglais
mba misy afaka manome site ahafahana mianatra anglais en ligne ve ianareo? misaotra mialoha eh!... tohiny
miredareda ( 24/03/2007 03:01)
tononkira Eliane sy Emma
Sao dia misy manana tononkiran'i Eliane sy Emma, hira taloha lay hoe "na sarotra aza ny dia na mafy ny manjo, ... tsy haiko mantsy ny lohateniny Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:03
salmo1 ( 24/03/2007 02:25)
PRISCILA & soffia
raikitra ny lamaody fampisehoana helika. Ny an'iza no tena madio:?::°)... tohiny
novalian'i simplex ny 24/03/2007 11:21
soanja ( 23/03/2007 18:33)
Vidin-tsakafo any Dago
Azafady indrindra mba raha mba misy afaka manome ahy ny vidin'ireto dia ho faly tokoa aho. Ny vidiny amin'izao an. -Omby iray velona. -Henomby 1 kg -Misy mivarotra tonga de kitoza ve? ohatrinona ny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 05:32
salmo1 ( 23/03/2007 17:38)
haleo resa-dehilahy toy izay resa-bevavy
Izao ny antony: Ny ao @ resa-behivavy de fitarainana @ fisika no tena betsaka. oh: zah kely nono kely, ny sipako tsy de ti ahy fa matavy loatra, innn no atao mba hapalamalama ny tarehy... sns :-D ... tohiny
novalian'i tynah ny 24/03/2007 21:12
salmo1 ( 23/03/2007 17:07)
2 katôlika sy 1 protesta
niryna: mahafinaritra ny firesahanao tamiko, milay be mintsy :-* ^:^ (izao ndray aza, ity misy resaka tiko hatao aminao sy ny rehetra, tsy resaka sipa ah!). Izaho nanana akamavavy katôlika, sy na... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 11:05
xxx ( 23/03/2007 17:06)
iza no sipa milay indrindra ato aminy serasera??
i fiffi aloha no hitako taminizah nandefasany sary manokana e:*... tohiny
novalian'i xxx ny 10/04/2007 19:59
jentilisa ( 23/03/2007 15:34)
Souriez!
Somary ataoko amin'ny teny frantsay izy ity satria mba fanomanako ny amin'ny alahady e! Souriez! souriez! (Souri(s)ez!) Nous allons gagner Si Les Elephants ont peur de souris Alors les barea vont... tohiny
novalian'i jentilisa ny 26/03/2007 08:53
xxx ( 23/03/2007 14:48)
bozylove
mahery koa iny vehivavy iny an. ... tohiny
novalian'i hendrybe ny 24/05/2007 14:58
xxx ( 23/03/2007 14:29)
isemination artificielle
bjr tena mila vonjy raha azo atao; hono hoa sao de misy namana mitovy cas amiko afaka manazava io zavtra io azafady! de ny momba azy sy ny riskany... tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2007 17:28
xxx ( 23/03/2007 14:26)
isemination artificielle
bjr ny insemination ve tena mipetrka tokoa de inona no risque aminy de zaza firy no azo atao misaotra de mba valio re... tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2007 11:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.3606