OMDA

1. sitlo ( 24/03/2007 19:04)
raha manisy hira amin'ny blaogy ve dia mety ho enjehin'ny OMDA?
novalian'i kelly13 ny 05/04/2007 06:16
2. simplex ( 24/03/2007 22:19)
ao @ blaogy.org atao d mi-stream ny mpihaino fa tsy afaka mandika ;-)

ps: tsy manambola hitaingenana taxi lesy ny OMDA, mety tsy ho tratra ela :@
3. sitlo ( 24/03/2007 22:43)
Mersy letsy
efa nataoko blaogy.org

lazainy tsy olona izahay fa lazainy fa taxi:°)
4. jefra ( 26/03/2007 10:14)
simplex:

ao @ blaogy.org atao d mi-stream ny mpihaino fa tsy afaka mandika ;-)

Sarotra kokoa ny mandika azy fa azo adika foana!

Raha te hanenjika ny OMDA dia ny mpitantantana ny tranonkala no ho palany voalohany, dia Hery indray no hiezaka hanilika azy amin'izay azo tsiniana.


5. ds ( 26/03/2007 11:58)
Tsy ny fandikana fotsiny no voararan'ny lalàna fa ny fandefasana azy eraky ny aterineto koa (Youtube, Dailymotion...).
Na ny mpamoronkira aza tsy manana alalana raha efa nivoaka kapila ny hirany.
6. simplex ( 26/03/2007 12:57)
jefra:
Sarotra kokoa ny mandika azy fa azo adika foana!
tena vitsy dia vitsy no afaka hanao izany (za mbola tsy anisany fa misaotra an'la aloha nanome an'zay hevitra izay 8)).

jefra:
Raha te hanenjika ny OMDA dia ny mpitantantana ny tranonkala no ho palany voalohany, dia Hery indray no hiezaka hanilika azy amin'izay azo tsiniana.
Voalohany alou d tsy ny olona fisika no voa fa ny orinasa (ndlr: blaogy.org) ra misy ho voa.
Faharoa, Tsy haiko na efa manana code manokana mikasika ny internet isika fa mety tsy manana juridiction @ site hoster-na any Frantsa ny OMDA.
Farany, miangoza foana ny internet, politika tsaratsara kokoa hoan'ny OMDA na ny mpanakanto ny miara-miasa @ tompon'ny site au lieu de hoe hanenjika azy.

ds:
Tsy ny fandikana fotsiny no voararan'ny lalàna fa ny fandefasana azy eraky ny aterineto koa (Youtube, Dailymotion...).
Na ny mpamoronkira aza tsy manana alalana raha efa nivoaka kapila ny hirany.
azony hialana bala ihany iny. Otran'ny hoe diffusion @ media: Tv na radio, ihany. Tsy mino aho manko fa mandoa vola any @ OMDA ny RTA mandefa klipn'i AmbondronA. Mety AmbondronA aza no mandoa vola any @ RTA :)
7. sitlo ( 26/03/2007 16:04)
Ohatra mandoa vola amin'ny OMDA ireny kah. Fa tadidiko aloha ny OMDA niteny tamin'ny radio Don Bosco hoe misy tsy mandoha ny radio sy televiziona malaza hafa eh. Fa tsy haiko hoe RTA ve?

Faharoa dia ny host koa efa miteny:
"Be sure you own the copyright to the uploaded file." ohatra ao amin'ny minorcrisis.net

Nefa betsaka hira linkin park, snoop dog, ... be da be ao. Dia hoy aho hoe ireny ve dia nanana copyright daholo.

Amin'ny lafiny ilay.
Raha tadidintsika ny edonkey dia nirodana noho io mizara hira io. Dia tsy haiko. Fa dieny mbola mandeha aloha dia http://sitlo.blaogy.org/hira/ :wink:.
8. kelly13 ( 26/03/2007 16:24)
:o tapatapaka mintsy ny tsinaiko ato miheno le hira kle, taiza no nahitanao an'ireo? =))=))=))
9. sitlo ( 27/03/2007 18:09)
tsy tadidiko ny nahitako azy fa ohatra ny efa tao anaty ordiako izany ireo zay aho vao tonga saina. :lol:
10. Stretch ( 27/03/2007 18:34)
:-*:evil::-*
melsy lesy ry lery ry lery natsiaro am le hira vôloany a !
tsy adino lesy fa valina raha sendra matsiaro a !
raha sendra oa an ! mbola tsiay tsiay vôlavo :-D
okay , sikisa.
11. Stretch ( 27/03/2007 18:36)
fa iza klou zany omda zany e !
kôfbay tena mafy be nga zany hitondratsika an'i
Bôby sy Medor :P
12. sitlo ( 27/03/2007 20:03)
:-D, ampikotrano tsara aloha i Boby fa i medor angamba efa ampy izay.
13. kelly13 ( 31/03/2007 09:59)
hééééé fa ampio klou le vazo fa milay e, za tia railovy sy kalon'ny fahiny 8)8) eo mamalandresaka eo dol
14. lanto ( 31/03/2007 10:48)
hihihii
valabalaka aho mimé =))
15. kelly13 ( 31/03/2007 11:34)
tanjemo sao torana ao an! :-D:-D:-D za tsy mbola tafiditra kroa rouzy hanao bosabosa hihihihi
16. sitlo ( 04/04/2007 23:16)
za nefa efa miandry mpiasan'ny kroa rouge manja mihitsy :lol:
17. sitlo ( 04/04/2007 23:17)
vazivazy iny fa nojereko tao amin'ny blaogin'ny RVG

Interdit également de modifier les titres diffusés, de donner les moyens de copier le flux audio, de proposer des services d’écoute à la demande ou correspondant à un profil prédéfini de l’auditeur. Interdit aussi d’annoncer précisément l’heure de passage des titres. Pour éviter la copie, la SCPP demande explicitement « l’utilisation de logiciels de diffusion propriétaires ou bien de logiciels pour lesquels il n’existe pas de moyens de captation non autorisée des flux numériques audio ».
http://radiovazogasy.artiste-malgache.com/
18. sitlo ( 04/04/2007 23:19)
oups rohin'ilay blaogy fotsiny ilay teo fa ity ilay hevitra milaza ny hira eo amin'ny internet

http://radiovazogasy.artiste-malgache.com/2007/03/31/lindustrie-du-disque-reclame-son-plan-marshall/#respond
19. kelly13 ( 05/04/2007 06:16)
adikao teny gasy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2602