Vidin-tsakafo any Dago
1. soanja
(
23/03/2007 18:33)
Azafady indrindra mba raha mba misy afaka manome ahy ny vidin'ireto dia ho faly tokoa aho. Ny vidiny amin'izao an.
-Omby iray velona.
-Henomby 1 kg
-Misy mivarotra tonga de kitoza ve? ohatrinona ny 1kg
-Vary iray gony 50 kg
-Vary 1 kg- Vary fotsy
-Tsaramaso 1 kg
-Makamba maina na crevety maina 1kg
-Trondro maina 1kg
-Lamoria 1kg
-Lentil 1kg na sachet
-Makaronia 1 sase
-Anana toy ny ramirebaka sy ny hafa 1kg na hefezany
-Voatabia 1kg
-Tongolo gasy 1kg
-Tongolo tsotra 1kg
-Ovy 1kg
-Vomaga 1 kg na izay misy
Misaotra mialoha o. Vidiny any Dago (Tana na Tulear)

novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 05:32
3. sipagasy
(
23/03/2007 19:28)
ny ahy indray ny tiako ho fantarina dia ny vidin'ny:
- ronono velona 1L
- fromazy mahavoky 100g
misaotra mialoha
- ronono velona 1L
- fromazy mahavoky 100g
misaotra mialoha
8. Stretch
(
23/03/2007 20:45)
http://www.mondialprox.com/index.php?id1=rubriques&id2=alimentation&id3=alim_liste&idv=tana
io zao ny mpivarotra am internet any , de alaivo an keviny eo ny eny an tsena.
9. Stretch
(
23/03/2007 20:47)
http://www.mondialprox.com/index.php?id1=rubriques&id2=alimentation&id3=alim_liste&idv=tana
manondrana ndray , eto jerena e !
manondrana ndray , eto jerena e !
10. tynah
(
23/03/2007 21:02)
-Tongolo oignon: 4 000 fmg
-tomate : 3 000 fmg
-macaronie : 6 000 fmg
-ovy : 2 500 fmg nefa arakarakin\'ny habehany.
-anana : mandeha am toko
-vomanga : mandeha am toko
-trondro maina : misy karazany d samy manana ny vidiny .
-omby iray velona : arakin\'ny lanjany no hamarotana azy satria misy mahia misy matavy misy kely misy be.
- vary : efa nisotrotra be d tsy haiko tsony 6 000 angamba
-hen\'omby 1kg : 24 000fmg
tam zah mbola tany dago reo fa tsy haiko tsony na efa niova na tsia
- ronono 1L : 6 000fmg

11. tynah

12. tynah

15. soanja
(
23/03/2007 22:58)
tynah:

Misaotra betsaka fa ampy ampiasaiko ireo nomenao ireo.
Vola 2 Millions ve mety mahazo omby ray azafady?
16. soanja
(
23/03/2007 22:59)
patrick2002:
F'angaha indry hanao famadihana sa fisoratana :roll:
Inona no tian'i Ra-Pa ataoko de atao?
Hanao joro izahay ka.
17. ikaretsaka
(
23/03/2007 23:44)
soanja:
Vola 2 Millions ve mety mahazo omby ray azafady?
mahazo maro any Isalo sy Ihorombe iny
18. soanja
(
24/03/2007 00:12)
ikaretsaka:
soanja:
Vola 2 Millions ve mety mahazo omby ray azafady?
mahazo maro any Isalo sy Ihorombe iny
Hay any mihitsy no aleha ka. Tsara raha mahazo io vola io FMG anie io e. Iray ihany anefa no ilaina ny omby. Misaotra Ika an!:-*:-*:-*
19. ikaretsaka
(
24/03/2007 01:07)
eo @ telo hetsy eo ny omby vondraka..efa 4 bolana lasa aloha izay tanyan
20. soanja
(
24/03/2007 04:25)
Stretch:
http://www.mondialprox.com/index.php?id1=rubriques&id2=alimentation&id3=alim_liste&idv=tana
manondrana ndray , eto jerena e !
Misaotra fa tena nanampy ahy tokoa ny vidin-javatra amin'ity website ity. :-*:-*:-*:-*