bozylove

1. xxx ( 23/03/2007 14:48)
mahery koa iny vehivavy iny an.
novalian'i hendrybe ny 24/05/2007 14:58
2. ikaretsaka ( 23/03/2007 15:35)
izany vehivavy izany!
3. Fiffi ( 23/03/2007 16:39)
xxx:
mahery koa iny vehivavy iny an.
:roll:


4. Vahinala ( 23/03/2007 23:27)
8O8O
5. Fiffi ( 24/03/2007 08:07)
de tsy hay hoe inona ity dinika ity na inona.....
6. xxx ( 24/03/2007 19:54)
mahery @inona
7. Kwasi ( 24/03/2007 23:32)
iza zany le?
8. Vahinala ( 24/03/2007 23:34)
Kwasi:

iza zany le?



Makanesa any am dinika hoe "gasy any andafy" d kobonao hoe iza izy :wink:
9. ds ( 25/03/2007 00:10)
Maninona ary raha tsy mihantsy e.
Resaka no tokony hiadian-kevitra fa tsy ny olona.
10. xxx ( 25/03/2007 01:57)
zany ka vehivavy, sahy maneho ny heviny milaza ny marina sy ny zava-misy rehetra, tsy matahotra sy kanosa kosa izy fa sahy mijoro hatrany!!!!! tiens pour toi bozy :-*
11. Fiffi ( 25/03/2007 07:22)
ds:
Maninona ary raha tsy mihantsy e.
Resaka no tokony hiadian-kevitra fa tsy ny olona.
f'ita !


12. bozylove ( 25/03/2007 13:31)
miasotra any ftma nampijery ahy ity dinika momba ahy ity e :-), raha tsi ise no ni orienter ahy anity tsy aiko ,Misaotra rise an 8)

Ato izany afaka miteny izay tsy tantinareo sy tsy tianareo momban'i Bozy 8)

Tsy mahery akory i Bozy fa miteny ny zavamisy sy mampiseho ny heviny e :-)
13. bozylove ( 25/03/2007 13:37)
Ito ny tarigetran'i Bozy araka ny lazain'i SENEQUE écrivain latin nanoratra "Controverse" (précieux documents sur l'éducation oratoire au 1er siècle)

Hoy i SENEQUE manampahendrena:
[size=13px]C'est une erreur de vivre selon le mode d'autrui, et de faire une chose uniquement parce que d'autres la font. C'est un inestimable bien de s'appartenir soi-même[/size]

Bozy i Bozy fa tsy voatery hanao sy hitovy @ olona rehetra . Miteny ny hevitro aho sy miteny ny zavamisy fa tsy voatery hanaraka izay tian'ny olona raha tsy mifanaraka eritreritro.

Hoy ny vaza izay "on ne peut pas plaire à tout le monde, je suis telle que je suis" 8)
14. bozylove ( 25/03/2007 13:39)
ds:
Maninona ary raha tsy mihantsy e.
Resaka no tokony hiadian-kevitra fa tsy ny olona.
.
Efa resaka Bozy ve dia mihantsa?? , fa efa ny sasany no resahiana tsy mihantsa fa manao inona hono ?? :roll::lol:8)
15. fasaly ( 25/03/2007 15:44)
:-D:-D:-D:-D
tsy azon'ny bozy no tian'i ds lazaina;
te hiteny am xxx nampiditra ity dinika ity izy hoe
ny resaka no tokony hiadiaan-kevitra fa tsy oul, lay miantsy oul mantsy lasa ady ny fiafaràny;-):-P
16. Vahinala ( 25/03/2007 17:29)
bozylove > Ary enao kay tena mahay filozofia be an !:D
17. Fiffi ( 25/03/2007 19:34)
fasaly:
tsy azon'ny bozy no tian'i ds lazaina;
toa tsy azony marina......


18. xxx ( 26/03/2007 08:37)
bozylove:

Ito ny tarigetran'i Bozy araka ny lazain'i SENEQUE écrivain latin nanoratra "Controverse" (précieux documents sur l'éducation oratoire au 1er siècle)

Hoy i SENEQUE manampahendrena:
[size=13px]C'est une erreur de vivre selon le mode d'autrui, et de faire une chose uniquement parce que d'autres la font. C'est un inestimable bien de s'appartenir soi-même[/size]

Bozy i Bozy fa tsy voatery hanao sy hitovy @ olona rehetra . Miteny ny hevitro aho sy miteny ny zavamisy fa tsy voatery hanaraka izay tian'ny olona raha tsy mifanaraka eritreritro.

Hoy ny vaza izay "on ne peut pas plaire à tout le monde, je suis telle que je suis" 8)




[size=13px]LA CULTURE, C'EST COMME LA CONFITURE : MOINS ON EN A, PLUS ON ETALE !!![/[/size]
=)) =)) =))
19. bozylove ( 26/03/2007 10:27)
fasaly, ay ve :D; ny ahy indray tsy ady fandraisako anizany, fa tokony hiteny ny heviny sy milaza izay tiany , eto anie natao hiadikevitra e. Ka raha misy tsy tantiny sy tsy tin'olona momba any Bozy aoka hanoratra f
Izaho indray aloha dia tsy miady izany fa manazava araka ny hevitro sy ny zava misy 8O, fa ny olona eto efa tsy fanaraka @ heviny sy ny tiany lazainy dia miteny fa "miady" 8)
20. bozylove ( 26/03/2007 10:33)
Tsy mi étale ny "culture" mitsy aho na ny kely aza fa manoratra ny tarigetrako :-)izay principe avy any @ olona manampahendrena SENEQUE.8O8)

XXX:
LA CULTURE, C'EST COMME LA CONFITURE : MOINS ON EN A, PLUS ON ETALE !!![/

fa raha io no interpréter nao ny soratro, dia izay izany no fahitanao azy 8)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4505