bozylove

41. salmo1 ( 28/03/2007 12:49)
Amiko ndray, ôtrany jamba i ramatoa, de mampitandrina ahy foana isakiny mampetraka sary :oops:

Toy izao:

-Ary tsy hita ny sarinao hovoafafa ny tompn'andraikitra io sary io :(

-lazao aty rise raha voafafan'ny tompon'andraikitra ito sarinao ito :)

-sns... :-w ^:^ ^:^ ^:^
42. bozylove ( 28/03/2007 13:48)
salmo1:
Amiko ndray, ôtrany jamba i ramatoa, de mampitandrina ahy foana isakiny mampetraka sary

Toy izao:

-Ary tsy hita ny sarinao hovoafafa ny tompn'andraikitra io sary io

-lazao aty rise raha voafafan'ny tompon'andraikitra ito sarinao ito

-sns...


manontany anao aho satria ny sary apetrakao ao sary rehetra tsy fanaraka @ ny sarinao, sarin'olona fangaro be , na sary ny lamosinao ; sary ny tapidohanao; ny sarin'ny anabavinao... Ary raha araka n'ity serasera ity izany sary rehetra izany tsy ilainy satria tsy misy ny sary ny tavanao.
hitako ka 8O , ny sarinao tsy misy ny saritavanao tsy voafafa satria enao angambany ny clan serasera e!
Ma toa manontany mijery ny zava misy eto; efa ny sariko nefa dia voafafa daolo fa hoe tsy fanaraka @ ny ilainy eto ;-); izay fotsiny manontany e;mampiseho ny zava misy eto 8)
43. xxx ( 28/03/2007 13:51)
hery:

Aleo hitarina kely

Tena i bozylove mihitsy no mpanala baraka olona eto. Taiza no mbola nisy an'izany naina6 na siks izany nanoratra teto amin'ny dinika?

Kanefa enao isaky ny miteny izao dia naina6 na siks sns... Sao dia mba zavatra ifanaovanareo any aminareo any io dia entinareo eto amin'ny serasera.




[center]ESORY ANY IO DISKA RAYE IO E ![/center]
44. bozylove ( 28/03/2007 14:28)
hery:
Aleo hitarina kely

Tena i bozylove mihitsy no mpanala baraka olona eto. Taiza no mbola nisy an'izany naina6 na siks izany nanoratra teto amin'ny dinika?

Kanefa enao isaky ny miteny izao dia naina6 na siks sns... Sao dia mba zavatra ifanaovanareo any aminareo any io dia entinareo eto amin'ny serasera.


Efa fantatrao ny intervention ko tany @ nao, fa izay tinao andraisanao azy ry tompon'andrikitra an 8). Enao moa namaly ankitsirano izao fa tsy misy rarahinao tompon'andraikitra anizany resaka fanompana sy fanalana baraka izany.

ny "sary rehetra" azo asin tsikera sy ny dinika eto site serasera mitovy ; amiko enao no tompon'andraikitra 1er an'ireo satrai enao no webmaster ny site.
asehoko anao ny zavamisy, fa ma toa moa avelanao ny sary misy tsikera fanalana baraka dia izay izany no image entinareo eto.


[size=13px]Ito ny porofo fa i siks=naina6 ihany izy no manoratra (raha tinao ho hita ireo tsikera ireo andana jereo ao @ sariko rehetra fa sao lazainao fa mamorona aho)[/size]

siks : 10/03/2007 19:05:55 Fafao | Sakano ny hafany
io ranenybe fa romotra be oooo! mahatsiaro tena voadona mafy tato nga?. [size=13px]IZAHO NAINA6 tsy maintsy mi corriger anao vao mi deconne kely[/size] enao . Raha tsy reven'ny olona ao @ karajia enao dia tsisy dikany zany fa mba ampiasao hoa ilay atidoha arafesinao iiiooooo ho ho ho


bozylove : 11/03/2007 22:12:34
Fafao | Sakano ny hafany
[/size]
siks=naina6 , [size=13px]déja aloha efa mitono tena sy tsy menatra enao fa enao kay no naina6 aminy; fa naninona tsy natao naina6 ny psedo noa fa miovava foan raha manana ny maha izy azy???
Tohizo koa ny révelation hafa momba anao raha tsy matahotra ???[/size]


siks : 12/03/2007 06:07:13
Fafao | Sakano ny hafany

fantatrao matoa za mitono tena ry tsisy saina? [size=13px] enao de grosse merde dia izao lasa bedesiko foana. ny eto @ net raneny be kilalao fa enao no te hitantara[/size] ny mmba anao eto de zao tratrako fa mafy ady sy tsisy sôsy hividianana zaridaina aty frantsa tena a ouhahahahahahaha.


Ny santionany asehoko eto ry tompon'andraikitra, ka anjaranareo no manao izay mety.

Lazainao fa ny tenako no mamorona an'ireo soratra ireo, Izay izany no tinao andraisana azy.8O8)

Na atao hoe izaho aza no manao an'izao araka ny fahitanao azy ; avelanao ny soratra fanalana baraka sy fanompana ao @ sary inona no dikan'izany????....


Ny ahy fotsiny mampiseho ny zavamisy hitako eto.8)


45. bozylove ( 28/03/2007 14:33)
Ary mbola averiko sy hamafisiko fa sary sois disant tsy ilainareo eto @ n'ity site fa tsy fanaraka @ tadiavinareo vetyvety dia voafafa Ohatra sary tsy misy tavan'ny olona mpitondra psedo , ny sary ny fianakaviany, sary sakafo... , (marihina kely ny sary ny mpisera sasany aloha tsy voafafa na hoe tsy mifanaraka @ ny tadiavin'ny eto aza , jereo ny sary ny salmo1).
Ny Sary feno tsikera fanalana baraka izany fanaraka @ tadiavinareo ve?? tafajanona ao fona tsy voafafa :roll::oops:8)
46. xxx ( 28/03/2007 14:37)
bozymôla a !

tsy aleo ve esorina any io kapila io fa manimba ilay tete de lektiora ?
47. bozylove ( 28/03/2007 15:01)
XXXX:
bozymôla a !

tsy aleo ve esorina any io kapila io fa manimba ilay tete de lektiora ?


Tsy tantinareo eto mitsy ny mamaky zava misy an 8)

Izaho mamerina foana izay leo tsy mamaly fotsiny dia izay, tena hitako aloha fa mety misy marina ny lazain'i Bozy dia tsy tantinareo ampisehoako : ny karazan'olona eto tsy beau sy gentil daolo 8)ohatra ny fitetsik'ilay naina6=siks izay avelan'ireo tompon'andraikitra eto hanisy fanalana baraka sy fanompana 8)8O 8).
48. xxx ( 28/03/2007 16:12)
o ry hery a, esory faty any doly ny sarin'io ramatoa io d @ zay tsisy kabary tsony fa tena makaleo b ilay finaonaonany ato. sady mihevitra ho manana ny rariny ka aleo omena ny rariny ary ka dia ny hendry mody voky (dia esorina zany ny sariny) fa ny adala manesika iany (aleo himenomenona eo indray hoe nesorina doly ny sariko etc...) maha be :twisted:
49. salmo1 ( 28/03/2007 16:17)
bozylove:
ny sarin'ny anabavinao...

Enao aza mba mapseo ny sariny zanakao, na ny namanao kou:!::?:
bozylove:
na sary ny lamosinao ; sary ny tapidohanao

De zany ve de makarary ny lohanareo:?:
bozylove:
ny sarinao tsy misy ny saritavanao

Misy kosa ao e :!: Fa aza mandainga :!:
bozylove:
jereo ny sary ny salmo1


:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b
50. bozylove ( 28/03/2007 16:40)
salmo1:
Enao aza mba mapseo ny sariny zanakao, na ny namanao kou


izaho anga mandà anizany , fa ireny sariko ireny tonga dia voafafa tsy ohatra ny anao tafajanona ao foanana tsy misy ny sarinao aza, mampiseho ny zava misy Bozy oua :oops: 8).
Ny sary feno fanompana sy fanalana baraka tafajanona fona koa e ;-)
51. xxx ( 28/03/2007 16:42)
kiiiiiiiiiiiiiii raha zah aloha no hanao an'zao de tena faran'zay menatra zah klé ! tsy aleo ve manaja tena eh ? efa mba mamie hiany klé ! zao ve no toetra hampisehoan'ny zafikely klé ?
52. Vahinala ( 28/03/2007 17:50)
D mahagaga fa misy olona efa firy zao no miteny azy fa d eeeee, azy ihany ny marina ! Mampalaelo
53. dadie ( 28/03/2007 18:16)
bozy a aoka hono zay rise a ,manomboka mitangorina ny oul lol...... ampy zay sa.... aoka marina e
bizzzzzzzzzzzz
54. Fiffi ( 28/03/2007 18:25)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/18c_blue.gif[/IMG]
55. bozylove ( 28/03/2007 18:56)
XXX:
kiiiiiiiiiiiiiii raha zah aloha no hanao an'zao de tena faran'zay menatra zah klé ! tsy aleo ve manaja tena eh ? efa mba mamie hiany klé ! zao ve no toetra hampisehoan'ny zafikely klé ?



vahinala:
D mahagaga fa misy olona efa firy zao no miteny azy fa d eeeee, azy ihany ny marina ! Mampalaelo


dadie:
bozy a aoka hono zay rise a ,manomboka mitangorina ny oul lol...... ampy zay sa.... aoka marina e
bizzzzzzzzzzzz


Izaho mampiseho ny zava misy eto @ n'ity serasera ity, ka misy tsy mahantanty ny ampisehona ny zava misy satria tsy mahazaka ny marina angambany.

Izaho Bozy fa tsy mitovy anareo akory, ary ny marina @ anareo mety tsy marina amiko, ary ny marina amiko tsy voatery ho marina @ nareo.
Ny ahy kestion de principe ma toa eto mamela olona hanala baraka sy hanompa ny fahitako azy manaiky izany ilay site na hoe anjarako aza afaka manakana azy. Bozy mampiseho ny zava misy averiko indray ary betsaka ny sosotra @ ny famerimbernena fa tsy olana izany 8)8O

[size=13px]dadie, efa fantatry ise ny aty :D, na hitangoran'olona aza tsy misy maha menatra ahy izany, miteny ny hevitro aho ary asiko porofo ny zava misy eto 8) biz toi :-* [/size]

Efa menatra tsy sahy mijoro ny @ maha izy enao ra XXX enao izany e fa tsy izaho Bozy.

Ny eto terana fotsiny ny olona hanaraka izay tian'ny clan mpidinika eto.

entre pas nareo clan ny mpidinika etokoa aloha mamerina foana ahy hangina sy tsy hanoratra fa nahoana???? Manenlingelina ny fiananareo anga ny soratako :?: :roll: 8)
56. dadie ( 29/03/2007 13:21)
dadie, efa fantatry ise ny aty , na hitangoran'olona aza tsy misy maha menatra ahy izany, miteny ny hevitro aho ary asiko porofo ny zava misy eto biz toi[quotebozy=]message[/quote]

fantatro tsara zany fa andao alo andihy eeee ,mbola isakafo ary tsika am dimanche ih ih ih :P
57. dadie ( 29/03/2007 13:22)
dadie, efa fantatry ise ny aty , na hitangoran'olona aza tsy misy maha menatra ahy izany, miteny ny hevitro aho ary asiko porofo ny zava misy eto biz toi
message


ih ih ih andao ary eeee
58. bozylove ( 29/03/2007 18:34)
dadie, tena mety tsy afaka aho ny alahady rise an , WK amoureux @ n'io e :-) (l) 8)
59. dadie ( 30/03/2007 17:00)
gen né t surrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr ok ary e
biz(l)
60. bozylove ( 30/03/2007 18:19)
dadie :-*, @ manaraka rise an, omeko tuperoara toi hihihhi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3581