bozylove
21. dadie
(
27/03/2007 13:24)
ny tiako tenenina ato moa d i xxx mahafantatra an'i bozy sy ze soratra soroatany fotsiny ato am serasera fa mbola tsy naita azy mivantana na ninamana taminy am tena fiainana ka nanao ty dinika ty ,fa ra toa ka namany am fiainana andavanandro ianao d tsy niteny zany ,namako i bozy ary am tena izy ,tsy oatranizao izy gaga aho maita ny soroatany sy ny oul miresaka azy oatranizao ,ny tiako tenenina eto zany d am tena fiainana i bozy tsy oatran'ny fitsaran'ny namana sasany ato par contre ze heviny kosa ka tiany aseo am oul d tsy manaiky izy ra tsy ita e ,mitana ny teniny sy ny lohany hatramin'ny farany tsy izany v no tena ilaina am fiainana ? ,izahay roa tsy mitovy satria ny ahy ra vo miakatra ny feo d ny ranomaso no lasa mialoha
22. xxx
(
27/03/2007 15:43)
Fa ilay olona nanao ity dinika ity ve nilaza zavatra hafahafa momba an i bozylove e? nilaza fotsiny izy hoe: mahery iny vehivavy iny an. Zavatra ratsy izany sa tsara? Fa ny olona manadihady aty aoriana toa tonga dia ny zavatra pejoratif fotsiny no hitany. Ka tsy hitako izay mahatonga ny olona sasany eto manome tsiny an i xxx hoe ianao tsy mahalala azy ka inn no hanoavana size tahaka an io. Koa tsy lazaina aza izay tsara ataony fotsiny e. resaka objectif be io fa ny tsirairay aty aoriana no efa manana izay eritreretiny any.
Andao indray ary lazaina hoe:
Tom Cruise: mahery koa iny lehilahy iny an....tonga ve dia midika izay fa ratsy Tom Cruise?
asa klo-ny e.
Andao indray ary lazaina hoe:
Tom Cruise: mahery koa iny lehilahy iny an....tonga ve dia midika izay fa ratsy Tom Cruise?
asa klo-ny e.
24. dadie
(
27/03/2007 18:39)
azoko mihintsy lé resaka oe maery iny vehivavy iny fa ato ny hevitra momba azy d reo oul mafatatra azy ka vo aita ny anarana oe bozylove d sur fa tsy maitsy amaky ato ,satria ra any am dinika gasy atsy frantsa ary mbola i xxx no nanoratra azy d tsy ho voavaky io tiko tenenina io asa ra azonao no tiako lazaina zany oe hors sujet za fa ...nazavaiko teo ambony io ny antony nitsofohako tato tato ,ary aza mataotra enao fa tsy tsetsininona za akoriny kopy amizay enao an
25. dadie
(
27/03/2007 18:40)

26. dadie
(
27/03/2007 21:20)
efa ande hatory aho fa tsy namaly enao ry xxx d amafisiko iany oe enao milaza fa mahery io vehivavy io tsy itanao ao am zavatra teneniko koa anga oe ny azy mitana ny lohany hatraminy farany izy ary zay ny oul ilaina kay? azonao amizay sady nanoratra ny namana sasany aho oe mafinaritra izy no namaly anao koa aho ,d azonao angamba zay fa hafa dray ny dinika hatao ieritreretanay azy oooo
27. Vahinala
(
27/03/2007 22:21)
Samy manana ny toetrany re ny olona an, d miezaka samy mifanaja arak'izay fa ny mifanao vava koa tena tsy mety mantsy.
28. bozylove
(
28/03/2007 07:34)
dadie, ise no mahafantatra réelle, toute façon eto rise efa tsy mitovy hevitra @ dry zareo dia lazaina fa tsy manaja e 8).
Ary momba ny XXX, azoko tsara ny tin'ise lazaina :D eto hafa lazainy any @ dinika hafa, aleo rise samy miteny ny heviny an.
Misaotra an'ise aloha nanazava sy nampiseho ny momba ahy, Fa ireo mpamaky eto anie ny sasany mora miakatra na tsy tia ka na inona fanazavana ataon'ise tsy azondry zareo e :-)8)
Ny antsika réelle ihany no mi compte rsie an 8)8)
gros :-* I (l)

29. bozylove
(
28/03/2007 07:56)
vahinala:
Samy manana ny toetrany re ny olona an, d miezaka [size=13px]samy mifanaja arak'izay fa ny mifanao vava koa tena tsy mety mantsy[/size].
eto aza adino fa ny olona samy mampiseho sy miteny ny heviny, mety tsy araka ny eritreritrao sy tinao ny zavatra lazainy dia lazainao fa tsy manaja ny olona.
Ny fahitako ato @ dinika serasera ato dia ohatra efa [size=13px]misy code fomba famaly eto[/size], [size=13px]tsy maintsy manoratra fa eto tout "le monde est beau, tout le monde est gentil"[/size]; [size=13px]tsy azo toherina ny hevitra[/size] fa tsy maintsy lazaina fa tsara daolo, parfait daolo ny clan ny mpidinika. Raha vao misy olona tsy manaiky hiditra ao anaty ny "moule" ny mpidinika eto sy tsy fanaraka araka ny tiany eto ny famaly dia lazaina fa tsy manaja , miady sy adala.8O:roll:8)
Bozy mijanona ny maha Bozy azy e 8), mampiseho ny zava misy eto @ n'ity serasera ity araka ny fahitany azy 8) :oops: 8)
30. hery
(
28/03/2007 08:43)
Kanefa rehefa misy mitsikera i bozy dia miakatra sy mitaraina mafy mihitsy.
31. bozylove
(
28/03/2007 09:29)
Hery:
Kanefa rehefa misy mitsikera i bozy dia miakatra sy mitaraina mafy mihitsy.
Miteny ny zava misy eto aho fa tsy nitaraina mitsy 8), fa raha toa moa cautionner nareo ny olona mapanala baraka sy mpanompa sahala any siks=naina6(tsy voasakana na voafafa ny sary misy tsikerany) ,izany fampisehoana ny image nareo sy ahona ny karazan'olona misera eto.
[size=13px]Anareo tompon'andraikitra no responsable ny site nareo voahalohany. Raha mifanaraka @ ny site nareo ve ny teny fanalana baraka sy diffamation ary ny fanompana dia avelao ny sary feno izany hitambahoaka[/size].
Toute façon ilay sisk=naina6 efa miteny fa mahafantatra anareo sy important eto @n'ity site serasera ity ka tsy mahagaga,, mety mitovy fisaianana no mitambatra :oops: :roll: 8)
32. Vahinala
(
28/03/2007 11:40)
bozylove > Reraka be mintsy za manokana hiady hevitra aminao foana mikasika izany, efa fantako daoly zany lazainao zany sady de toute façon izay foana no haverimberinao tsy ankijanona ato am dinika ato. Lazao ny zava misy fa ny sasany koa manana ny zava misy tiany lazaina. Samy miteny izay tiany eto ary ny fifanajana tsy azo adinoana na izany aza, rehefa manohitra ny tenin'olonkafa d mba mahazakà koa toheriny hafa fa tsy mahita zavatra hitsikerana olona foana ianao. Tsy mety aminao anga ny mba miresaka tsotra toy ny olondrehetra fa d tsy maintsy mahita zavatra tsy mety foana ianao, te hanova ny fomba fisainan'ny rehetra angamba ianao nefa ny olona samy manana ny sainy.
Izay fandraisanao ny toetrako na ny toetrany namana sasany ato, miatsaravelatsihy hoy ianao sns tsy maninona fa anao izany.
Izay fandraisanao ny toetrako na ny toetrany namana sasany ato, miatsaravelatsihy hoy ianao sns tsy maninona fa anao izany.
34. bozylove
(
28/03/2007 11:53)

Ie izaho no Bozy Bozy aminy , izay reraka anie tsy mamaly e :-) Tsy hanova ny fisainan'iza aho na izy , miteny ny hevitro aho oua dia izay.
hitako sy voadiniko eto efa tsy fanraka @ moule ny mpidinika eto ary mbola averiko ihany dai azaian fa tsy manaja.
Raha hoe tsy manaja ny olona tsy manaraka ny hevitrareo sahala n'i bozy dia izay fandraisanareo azy; lazao fa tsy manaja i Bozy.
Izaho tsy nanompa na nanlabaraka aniza n'iza teo , fa ny olona mpanala baraka sy mpanompa angambany @ nareo no manaja , matoa avela ny soratra'izy ireo. 8)
vahinala:
Izay fandraisanao ny toetrako na ny toetrany namana sasany ato, miatsaravelatsihy hoy ianao sns tsy maninona fa anao izany
anga teo nisy niteny anao miatsaravelatsihy na inona ???, fa enao izany tao tonga dia ohatra ny miakatra :-), enao ihany anie no niteny tamiko tsy hamaly ahy intsony nefa toa mamly foana, lazaiko enao aza frustrée fa lazao izay tinao, raha te hamaly dai valio fa aza miteny hoe tsy hamaly intsony nefa toa mamaly foana.
[size=13px]Manana ny maha izy azy e 8)[/size]
35. Vahinala
(
28/03/2007 12:03)
bozylove > Aoka zay fa vizana be hoa za miady hevitra aminao, za te hamaly anao intsony saingy ny zavatra teneniko mintsy no ohatra ny tena mahafaly anao manakiana azy, malahelo angamba enao raha vao tsy misy mamaly sy mifamaly aminao !
Eissy e, aleo za angina fa marina ny teninao, mankasitrakanao bozy a ! Mahafinaritra e !
Eissy e, aleo za angina fa marina ny teninao, mankasitrakanao bozy a ! Mahafinaritra e !
38. xxx
(
28/03/2007 12:13)
ahazo eo koa ianao ry fiffi fa ataovy moa koa, lazainy fa tapenam-bava eo indray izy :-D
39. hery
(
28/03/2007 12:38)
Aleo hitarina kely
Tena i bozylove mihitsy no mpanala baraka olona eto. Taiza no mbola nisy an'izany naina6 na siks izany nanoratra teto amin'ny dinika?
Kanefa enao isaky ny miteny izao dia naina6 na siks sns... Sao dia mba zavatra ifanaovanareo any aminareo any io dia entinareo eto amin'ny serasera.

40. bozylove
(
28/03/2007 12:47)
vahinala:.
bozylove > Aoka zay fa vizana be hoa za miady hevitra aminao, za te hamaly anao intsony saingy ny zavatra teneniko mintsy no ohatra ny tena mahafaly anao manakiana azy, malahelo angamba enao raha vao tsy misy mamaly sy mifamaly aminao !
Eissy e, aleo za angina fa marina ny teninao, mankasitrakanao bozy a ! Mahafinaritra e !
Miteny ny hevitro aho, fa tsy voatery hitovy hevitra aminao; Enao anie no toa ohatra tsy mety raha tsy mamaly foana e! efa lazaiko enao fa izay leo dia tsy mamaly, izaho anga niteny taminao fa valio aho???
Raha te hamaly enao dia tohizo tsy misy manakana anao eo e 8) fa raha toa kosa enao miteny fa tsy hamaly intsony dia aza mamaly na @ ny alalan'ny sarysary aza. [size=13px]averiko tsy mamaly = tsy manoratra 8)[/size] Miteny ny zavamisy soratanao Bozy ka mety tsy tantinao angambany, izaho no lazainao fa tsy manaja satria tsy fanaraka @ tinao ny soratako 8).
Inona no tinao soratako aza e hampifaly anao ravahinala ???? 8):oops:8)