Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andrea ( 27/03/2007 19:35)
Leo BE ..
Hono waaaa .. Tsy haiko na izaho no somary niova .. na bestaka ny namana no lasa ni-grevy. Na tato ato, betsaka loatra ny resaka tsy misy lohany , tsy misy dikany ato amin'ny forum !!! Na izaho no... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/03/2007 20:33
xxx ( 27/03/2007 18:16)
fahafiry @ regle no manao le injection raha hano le insemin
bjr daholo ny injection le atao kay fahafiry @ cycle sa vao miandoha ny regle de atao... tohiny
novalian'i meva2 ny 30/03/2007 09:18
Bita ( 27/03/2007 17:44)
jojoby
Dia hadinoko indray izay saiky ho hangatahiko nefa hiran'i Jaojoby ka aleo @ manaraka indray e. Biz... tohiny
novalian'i Bita ny 29/03/2007 16:42
salmo1 ( 27/03/2007 17:14)
principe sy izaho
http://www.youtube.com/watch?v=kjLeWDw-kj4 Tsy Dinamarca no firenena hivantanany ilay anakiray fa Spain. Mety aminy ve zany:?: ... tohiny
novalian'i nathie86 ny 13/04/2007 08:56
pissoa ( 27/03/2007 16:00)
SOS « Rado » ou Georges Andriamanantena
Depuis quelques temps, « Rado », de son vrai nom Georges Andriamanantena, souffre d’une maladie du coeur. Son rétablissement nécessite une intervention à l’étranger et le coût est hors de p... tohiny
novalian'i adidy ny 04/05/2007 08:33
bazylou ( 27/03/2007 14:56)
be izany no tsyhandva amin'io referandaomy io an
dia ry le8 mianakavy manambady vazaha ireo ve dia handovan'ny fitondran'ilay 8 iry?? Na ny fiancén'ny zanak'i lery aza vazaha ka ahoana izany no andovany ny fitondrany e??:wink::wink:... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 02/04/2007 05:37
majesty ( 27/03/2007 13:58)
Nantsoin'ny Ray !
Amin'reny taratasy filazana manjo ireny matetika ahitana hoe:@ alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny havana malalanay dia [b][u]nantsoin'ny Ray nody any aminy[/u][/b] ...sns Tsy haiko iana... tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 10:11
kantoirina ( 27/03/2007 13:10)
Le pardon
Inona no hevitrareo @ pardon. Manambady ianareo dia nampirafy anareo ny vadinareo pour des raisons strictement sexuelles. Nanaiky fa diso izy. Pourrez-vous lui pardonner? Manan-janaka aminy ianareo.... tohiny
novalian'i pimaso ny 24/04/2007 13:32
bloumpe ( 27/03/2007 12:45)
tafa latsaka b!
(l)tonga d tia b oa nefa vô aingana,d lasa blèm b!nefa le ray mbola tsy any tsara!d mampalahelo b:oops:d aôna ary zany?... tohiny
novalian'i bloumpe ny 30/03/2007 09:52
salmo1 ( 27/03/2007 12:27)
vary roa kapoaka malgasy
color marrones, mbola milay no couleur blancas ... tohiny
novalian'i salmo1 ny 28/03/2007 21:16
boubounezy ( 27/03/2007 11:44)
pôlèn
tonga ndray ny pôlèm ka betsaka ny ho voany allergie, hikosoka maso sy ievonevona, ary mikoakoaka.:roll:... tohiny
honooree ( 27/03/2007 11:43)
Hangataka hira
Ah!Salut daholo nareo an! Milay be le serasera eh !izay manana ny parolen'ny hirann'i Voara misy hoe "fa fitia mandramaty izay mitoetra ato anaty zaho sy anao" Ny titre TSY HO RARa.Mba ale... tohiny
prime ( 27/03/2007 11:40)
Dia ahoana izany????
Hoy ny soratra masina : [i]"...Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa? Tamin'izany rehetra izany dia tsy nanota tamin'ny molony Joba."[/i] [b]Joba 2:10[/b]... tohiny
novalian'i prime ny 13/04/2007 10:15
salmo1 ( 27/03/2007 10:58)
hafatra
Misy joba zay ato, tsy mba mifidifidy tenenina mihintsy rehefa mandefa hafatra. Ôtrany efa fahazarana mihintsy zany aminy, ka na dia hijery ny mahabandy an-le olona aza: izy tsy mahalala oe bandy ... tohiny
novalian'i salmo1 ny 27/03/2007 22:43
salmo1 ( 27/03/2007 10:47)
ilay namako avy any Amerika Latine
Misy bandy zay namako avy any Bolive, vao telo taona izy no teto Barcelone, ledala efa manana vady fa tsy vita soratra, rehefa tafaraka amiko ledala manafina zavatra @ vadiny,:°) izy roa de samy Boli... tohiny
novalian'i xxx ny 23/04/2007 17:35
Fiffi ( 27/03/2007 10:47)
Quand un malgache immigré et naturalisé français a ........
(miala tsiny raha @ teny frantsay) Quand un malgache immigré et naturalisé français a de l’admiration pour Nicolas Sarkozy Je suis un malgache naturalisé français. Je vis en France depuis... tohiny
novalian'i xxx ny 12/06/2007 12:41
Stretch ( 27/03/2007 10:26)
mila namana
Izaho dia vaovao vao niditra efa elaela , ka mba mila namana hifanoratana tsy manana e-mail . misaotra betsaka :°)... tohiny
novalian'i kelly13 ny 31/03/2007 11:24
bloumpe ( 27/03/2007 10:14)
lasa2 saina oa eh!
:-w:-w:-wd zany fôna eh!mety oe malahelo nefa tsy zany fa tsy fantatre!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 11:13
fanantenana2003 ( 27/03/2007 08:39)
groupe toto
iza no mapakafy ny groupe Toto ianareo ato, nisy nijery ve le concert tao paris bercy omaly hariva! ny groupe toto dia groupe rock californien , ka izay mpakafy dia afaka miresak izany eto, ny tenako ... tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2007 15:25
kitika6 ( 27/03/2007 07:06)
tononkira
Mba mitady ny tonon'nireto hira roa ireto svp:Iao de Rossy,Lambahoany de Rossy. Misaotra mialoha e.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 10:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.7411