tafa latsaka b!
1. bloumpe
(
27/03/2007 12:45)
(l)tonga d tia b oa nefa vô aingana,d lasa blèm b!nefa le ray mbola tsy any tsara!d mampalahelo b:oops:d aôna ary zany?
novalian'i bloumpe ny 30/03/2007 09:52
4. sasa
(
27/03/2007 13:16)
za koa efa tratran'ny otran'io fa avelao hande ho azy fa aza tonga d mirotoroto fa manjary manimba zavatra, tokony tsy hisy blem io raha mahay mifanaraka tsara e
6. Vahinala
(
27/03/2007 13:25)
Enao tafalatsaka be nefa iz mbola tsy any tsara ? Ataovy izay hambaboana ny fony mba ho revo aminao tanteraka ko izy dia amzay milam tsara !
7. hery
(
27/03/2007 14:00)
Tandremo sao dia rehefa tonga izy enao efa tsy eo intsony fa lasa aloha...
10. sasa
(
28/03/2007 05:09)
sarotra ihany io fa miankina aminao, ny manao izay mba hitiavany anao ihany koa, fa refa tena tara loatra ny avy any aminy mantsy mety efa tsy any tsony ianao
11. fasaly
(
28/03/2007 05:56)
bloumpe:
(l)tonga d tia b oa nefa vô aingana,d lasa blèm b!nefa le ray mbola tsy any tsara!d mampalahelo b:oops:d aôna ary zany?
zà kou klou mitovy blem am bloumpe matetika e! rehefa tia de tafalatsaka haningana lôtsa mitsy fa matetika tafa wazy am lay iray!;-)
12. bloumpe
(
28/03/2007 06:06)
ka zao ange e!iz tena lasa tsy mivaky lo nefa oa tafa latsaka sahady e!tena vô aingana nge e!mety oe manana hafa iz e?enie aleo ranga mitady afa an!sa tsy zany!
14. bloumpe
(
28/03/2007 06:19)
eny oa aky ry fiffi ,ndry manoro hevitra milay fôna ko!eny e,faly mafantatra nareo rehetra reo alo za fa tsy!milay e!de aloe ary za mba itady vao2 ato @namana serasera!
15. Fiffi
(
28/03/2007 11:04)
bloumpe: de aza misalasala akia fa namana daholo ny eto an ! :):-*:-*:-*
16. Vahinala
(
28/03/2007 11:31)
bloumpe > D mazotoa zany e, ko rehefa tsy tena tsy any mintsy ve mo izy inn nefa enao niezaka nisarika azy ( niezaka ve klo enao e ? ) aza no azo atao fa mitady hafa marina angamba no mety.
17. bloumpe
(
28/03/2007 16:25)
tena hitady mintsy mo zany ko ina ndray e!fa le olana ko nge d tsy mahay mitady e!:oops::oops::oops:,d mbola mampanahelo iany!
18. rakaroka
(
30/03/2007 06:28)
Aza kivy na mamoy fo! Misy maro anie eto @ sera e,
efa fanaon'ny hafa aza hoe "alefa fotsiny ny "annonce" sy ny "ctitère" tédavinao sy ny momba anao dé anjaranao avy eo ny misafidy:lol::lol::-D:-D
efa fanaon'ny hafa aza hoe "alefa fotsiny ny "annonce" sy ny "ctitère" tédavinao sy ny momba anao dé anjaranao avy eo ny misafidy:lol::lol::-D:-D
19. bloumpe
(
30/03/2007 09:52)
nga enao ko mitady sa te ho anisan'le mangataka critère ry rakaroka!:-D:-D,laingako zany e!za mantsy tsy kivy sady tsy mandefa annonce fa tonga oazy eo io:wink::wink::wink:
