Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 29/03/2007 12:57)
inn koa ,o iraharhain'ny gvt sy le8
izay traboina ery!! ny azy ny 4 avril no ao antsainy!! ianao aty indray no tangosany vola , fa ny am pelatanany tsy omeny amonjena ireo olona tra boina!! izahay tsy hanome ary tsy hanao telethon any ... tohiny
novalian'i bazylou ny 30/03/2007 19:49
kelly13 ( 29/03/2007 11:46)
efa renareo v?
tao anaty blog n'i dadatoako no nangalako azy ity d bonne lecture (za tsy mbola namaky hihihi :°)) [i]Ayant engagé la voie de recours concernant la décision de la cour criminelle qui a rendu par... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/03/2007 11:27
maintsokely ( 29/03/2007 10:09)
prolongement visa
Manao ahoana daholo, Saika mba hila hevitra amin'ny namana amin'ity situation ity ! Tonga aty izany ny mamanay nampiteraka ny zandriko vavy, ahoana ny hevitra mba hanalavana ny séjour ny satria... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/05/2007 10:54
xxx ( 29/03/2007 09:55)
Misy mahatady ve ilay hira hoe Cocorico ny Raindimby ?
Mba mitady mafy an'ilay hira hoe "Cocorico" ny Raindimby ? Misaotra reha raha mba manana an'ilay tononkira, mba alefaso any amiko azafady : holy.ramana@gmail.com Maty tandroany mantsy ny Havan... tohiny
novalian'i rvoulah ny 29/03/2007 18:54
salmo1 ( 29/03/2007 09:52)
Izahay 3 dahy mpianatra avy any ivelany
Tadidiko t@ zah voalohany niditra mpianatra teto VNG barcelone. Tao ampianaranay nisy 2 vavy Misulmanes Arabo avy any Marroquines Nord d'Afrique. Ry zareo zany no namako voalohany teto Espane. I... tohiny
novalian'i lanto ny 31/03/2007 10:34
fanaina ( 29/03/2007 09:49)
fitiavana daholo izany
ramose iray 56 ans mirefy 236cm, nanambady vhv iray 29 ans mirefy 168cm. http://es.news.yahoo.com/28032007/44-61/foto/hombre-mas-alto-mundo-casa-mujer-tierra.html ... tohiny
novalian'i andrea ny 29/03/2007 20:40
Rajoharison ( 29/03/2007 09:36)
Number one
misaotra... tohiny
sakaizakely ( 29/03/2007 08:39)
hira mifono hevitra...
Ny tarika Mahaleo dia nalaza t@ fanaovana hira mifono hevitra. T@ zany dia nolazaina fa misy hevitra hafahafa hono iny hira mitondra ny lohateny hoe [b][i][color=red]Voasary mamy[/color][/i][/b] iny. ... tohiny
adidy ( 29/03/2007 08:08)
otra
Za ry reto mba mitady centre de massage ankoatra homéopharma ao Tana , manao massage amincissant, mampiasa huiles essentielles. Efa nahita ao Isoraka fa tsy hitako intsony ilay siten-dry zareo. Sao ... tohiny
novalian'i Soahary ny 01/05/2007 12:22
Fiffi ( 29/03/2007 06:07)
Samoana......
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Fete08.gif[/img] [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire01.gif[/img] [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire02.gif[/img] [img]http://yelims2.free.f... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/04/2007 19:16
sitlo ( 29/03/2007 00:53)
tantara marina: razoky mody fanina
(kay reto rehefa tena mihomehy dia tsy mahavoaka feo fa ny kibo fotsiny no mihetsiketsika a) [center]---------------------[/center] Tamin'ny mbola kely izahay dia mpilalao baolina sase be. Dia n... tohiny
novalian'i mirana5 ny 02/04/2007 14:05
ftma ( 28/03/2007 22:04)
nofon'akoho
Tena matsatso ny nofon'akoho roti aty (France) ka tsy mety misy mihinana, mahita fomba hafa hanaovana azy ve nareo? Ny fataoko: afangaroko amin'ny olatra dia asiana perisily. ... tohiny
Rainimaharavo ( 28/03/2007 21:07)
logiciel RAW
Miarahaba ny rehetra ê ! Sahirana mihitsy aho fa manana sary vitsivitsy tena tsy foiko. Nataoko tamin'ny cd izy ireo; niova ordi-aho hany ka nony handeha hojereko ireo sary dia tsy misy mivoaka na i... tohiny
lemenakely ( 28/03/2007 16:06)
fanontaniana mipetraka ho antsika rehetra ity?
Raha omena anareo ny safidy dia iza no azo iafiana kokoa vehivavy iray niteraka tsy nanambady sa mangala-badin'olona ? misokatra ny adi-hevitra tompokolahy sy tompokovavy!...... tohiny
novalian'i pimaso ny 10/04/2007 07:23
bidagda ( 28/03/2007 15:58)
manimpy resak
manao ahoana daholo! hitako t@ ity site ity le n° mora iantsoana any dago 22,5 cts ny mn fa misy iray any efa nanandrana aho 9cts 0,09 ny mn raha te hanandrana nareo Téléradin no anarany... tohiny
novalian'i bidagda ny 29/03/2007 13:33
ari.malala ( 28/03/2007 15:11)
vergetures
salama daolo Inona ry reto ny atao analàna vergetures? tena mandreraka b mintsy fa tsy kibo tsy fe tsy dodosy fa feno! sa v marina ilay hoe ny hoditra elastik d refa miangeza d mitriatra le hoditr... tohiny
novalian'i Stretch ny 03/04/2007 22:11
zotiavina ( 28/03/2007 14:59)
Ny fitia: Lalao rabeson
Slt e! Iza kay no mba manana ny topnon'ilay hiran'i Lalao Rabeson hoe " Ny fitia no mampifankatia,.... o ry Lala o ry tiako, ianao no fifaliako." Tsy haiko izay tena lohateniny. De misaotra mialoha e!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 15:06
nikopol ( 28/03/2007 14:20)
Ho zaraiko aminao ...
Raha ohatra ka ... finamana ny resaka .... hiran'i Olombelo Ricky mba tiko zaraina amin'ny namana io ... ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/03/2007 05:59
lapino ( 28/03/2007 14:00)
Miray amin'i Jesosy
Eny, tena resaka [u]fitiavana[/u] io ! Ary hanatrika ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry isika atsy ho atsy :) Ozizy Jesosy hoe : "Izaho no voaloboka, hianareo no sampany." Ahoana tokoa moa izany... tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 10:31
salmo1 ( 28/03/2007 13:10)
Paris
Nijery vao2 t@ TV aho, omaly alina tao Paris nisy korotana, ny hakabetsahany mpanao korotana de olona miloko, (Miala tsiny, tsy fanakavahana olona miloko, raha miteny anzao aho). Fa nisy inona:?: Ã... tohiny
novalian'i sipagasy ny 29/03/2007 06:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5142