Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i bidagda, milahatra araka ny daty
bidagda
(
19/07/2007 06:02)
tsy ny adala no adala
zay mahita hafa na tohin'ty
tsy ny adala no adala fa hadalàn'izay adala manadàla ny adala @ fahadalàny no tena adala!!!...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/07/2007 05:20
bidagda
(
25/06/2007 16:21)
vehivavy bevohoka mamo tampona !!!
tena mahasorena ny mijery le ramatoa bevohoka be efa eo @ 7 mois nefa dia mamo tampona manara -drindrina avy eo mbola miady lelahy @ namany koa
asa mba manahoana loatra re ty toaka ao dago ao fa mila...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/07/2007 04:45
bidagda
(
23/06/2007 13:50)
tartiflette
ty mba harosoko an'zay mbola tsy nihinana
omano ny ovy, fromage reblochon, echalotte 6 somary antonony alehibeny, lardons fumés en dés
andrahoina @ rano miaraka @ hodiny ny ovy, tsy andrasana masa...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 30/06/2007 04:51
bidagda
(
22/06/2007 07:53)
vazimba, sy olona soavaly!!!!!!
hono aho? tena misy marina ve ny vazimba sa tsahontsika ramalagasy io? naheno aho taloha mantsy fa iny faravohitra iny dia be vazimba @ alina sy ilay hoe olona soavaly eny @ faritra ankatso iny de hoe...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 01/07/2007 04:15
bidagda
(
13/05/2007 22:51)
hanandrano sy hena matavy na totokena
efa nanao hanandrano sy hena ve nareo na totokena handramo hoanzay mbola tsy nanao, hena matavy misy tsoka na trafiny ireny hiver alo no fihinanay azy e!asio sakamalao de sakay ko...
tohiny
novalian'i melody ny 21/05/2007 23:07
bidagda
(
13/05/2007 22:45)
jaojoby
za hamojy jaojoby ao lyon fa sao misy hoany mba mihaona e!!!!! @ sabotsy zao io 19 MAI...
tohiny
novalian'i tynah ny 18/05/2007 21:14
bidagda
(
13/05/2007 21:47)
rainay oh! tselatra
ity indray no angatahiko rainay oh! tselatra hanao karaoke tsinona zay @ zoma zao zay no mahatonga ahy mitady tononkira misaotra dieny mialo e!...
tohiny
novalian'i bidagda ny 15/05/2007 19:17
bidagda
(
13/05/2007 11:36)
vary amin'anana sy nofokena nokapakapaina
ity ndray no mba hitako nisy ftona aho te hihinana vary @ anana saingy tsy nahita hanana navoakako ny epinard de nafangariko t@ vary nasiko kbor reny ,curry kely ihany tongololay, voatabia fa tsy misy...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 08/06/2007 22:21
bidagda
(
12/05/2007 21:39)
"tambitamby lava" kaïamba tena izy!
sao mba misy manana ny tonon'ny [TAMBITAMBY LAVA] kaïamba tena izy, nisy an-dry ôza Jerome, Charles martin izy rehetra e! merci dieny mialoha!...
tohiny
novalian'i lost ny 15/05/2007 09:48
bidagda
(
05/04/2007 15:00)
gasy ve ireo tsy miteny gasy
mba fanontaniana ny ahy, tsy hay na gesta na ambo,2 ihany zahay no gasy eto @ tanananay, hany ka raha mahita gasy hafa ohatran'ny mahita havana akaiky.
Indray andro mba nisy malagasy nandalo ka hoy a...
tohiny
novalian'i fanilo ny 18/04/2007 16:23
bidagda
(
28/03/2007 15:58)
manimpy resak
manao ahoana daholo!
hitako t@ ity site ity le n° mora iantsoana any dago 22,5 cts ny mn fa misy iray any efa nanandrana aho 9cts 0,09 ny mn raha te hanandrana nareo Téléradin no anarany...
tohiny
novalian'i bidagda ny 29/03/2007 13:33
