"tambitamby lava" kaïamba tena izy!

1. bidagda ( 12/05/2007 21:39)
sao mba misy manana ny tonon'ny [TAMBITAMBY LAVA] kaïamba tena izy, nisy an-dry ôza Jerome, Charles martin izy rehetra e! merci dieny mialoha!
répondu par lost le 15/05/2007 09:48
2. ainaheri ( 13/05/2007 11:58)
Akory ataoko hamaly anao mbola tiako ô
Tsy hanoiky raha tsy tianao mahakivy
Kanefa ana tsy mino zaho fa malahelo ô
Tô vavako mivolagna mbola tia

Tsy mampanigno edy e
Zaho koa lahôsanao
manambitamby lava tô
Tsy dignin'ôlo (2)

Aza akipikipy atô koa
Raha tsy tian'igny e
Aza adigny zaho tomagny fa mbola tia
Kanefa zaha magnady raha misy alahelo
Tô vavako mivolagna mbola tia
3. ainaheri ( 13/05/2007 12:01)
bidagda
4. bidagda ( 13/05/2007 21:56)
le Jean freddy io ve le mihira ny korisakorisa?
5. lost ( 15/05/2007 09:48)
ie f'efa jo lery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.058