tartiflette

1. bidagda ( 23/06/2007 13:50)
ty mba harosoko an'zay mbola tsy nihinana
omano ny ovy, fromage reblochon, echalotte 6 somary antonony alehibeny, lardons fumés en dés
andrahoina @ rano miaraka @ hodiny ny ovy, tsy andrasana masaka be loatra, esorina ny hodiny avy eo tetehina en petit dés, avy eo atao mitovy tetika koa ny echalotte sôtina @ beurre ny lardons avy eo araraka ny echalotte efa voatetika sy ny ovy aroroina matetika hitambatra tsara ireo zavtr ireoavy eo une fois vita zay de atao anaty plat à gratin, tetehina ny reblochon de atao eo amboniny hatao anaty lafour @ zay miandry 15 à 25 MN eo de arosoy @ salady mazoto omana o!
hafanao ny lafour e!
2. booboo ( 23/06/2007 16:11)
euh..tsara² kokoa raha tsy endasina miaraka @ dobera tsony lé lardons hono ...
3. xxx ( 23/06/2007 19:54)
Andramo hasiana ail kely sy crème fraîche anie e!:miam:
4. bidagda ( 23/06/2007 22:23)
mety na endasina @ dobera na tsia ny ahy manokana tsy asiako dobera tsony fa io no fahandron'ny resto sy grand mère kanefa kosa ny tavin'ny lardons de tsy ampy hanendasana ny ovy sy ny echalotte tsony satria ny ovy maina be ary mihina-menaka be, raha mbola asiana crème zany kosa angamba de efa tsy misy tsirony tsony fa diso matavy loatra
5. booboo ( 24/06/2007 07:14)
aaa, mampisy tsirony kokoa lay crème fraîche kah :°):miam: ...dia samy manana ny fanendasany azy tokoa isaka ny toerana samy hafa raha zany....

Ny ahy elanelaniko ny ovy sy ny fromazy, dia ny fromazy no mamarana azy
6. meva2 ( 25/06/2007 07:27)
Bjr,
ity koa misy re7 kely:
Ingrédients:
- épinards hachés
- crème liquide
- oeufs
- echalottes
- fromage râpé
- sel, poivre

* Endasina @ beurre na huile ny échalotte voatetitetika, arotsaka ny épinards dia endasina tsy dia ela loatra.
* Andrahoina atao oeuf dur ny atody (astuce: arotsaka anaty rano mangotraka misy sira ny atody, 10mn après deia masaka).
* Arotsaka ao anaty épinards ny crème liquide, tsy atao be na kely loatra, aroaroana tsara mva hifangaro.Saler, poivrer.
*Maka plat jobo fanao @four, alefa ao ny épinards, atao eo amboniny ny atody voasasaka roa, ny jaune no ao ambany.
* Rakofana fromage rapé ary avy eo chapelure.
* Alefa ao anaty four à 200 degrés 10mn.
Aroso mafana.
Mazotoa homana

7. Fiffi ( 25/06/2007 07:58)
http://www.recoin.fr/recette/tartiflette.html
http://www.aufeminin.com/w/recette/r386/tartiflette.html
http://www.marmiton.org/recettes/recette.cfm?num_recette=6933
http://www.supertoinette.com/recettes/tartiflette_savoyarde_to_de.htm
http://www.meilleurduchef.com/cgi/mdc/l/fr/recettes/tartiflette_ill.html

de mazotoh daholo.....:miam::miam::miam: au choix..
8. booboo ( 25/06/2007 10:42)
:miam::miam::miam:
9. dongadonga ( 27/06/2007 19:42)
anjay tena manitsa be an,hummmmmmmm:miam::miam::miam:
10. xxx ( 28/06/2007 19:09)
ny tartiflette de tsy manitra fa maimbo!!!
11. xxx ( 28/06/2007 20:56)
xxx:

ny tartiflette de tsy manitra fa maimbo!!!


ka rehefa maimbo dia aza mihinana! dia ampy zay!
12. Fiffi ( 29/06/2007 20:41)
xxx:

ny tartiflette de tsy manitra fa maimbo!!!
ka raha le fromage maimbo be ireny ve no ampiasainao tsy ho maimbo le izy ? :roll::roll:


13. dongadonga ( 30/06/2007 04:51)
ka na maimbo io na manitsa tsy maninona fa zah no hihinana anazy kou:miam::miam::miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3728