tsy ny adala no adala
1. bidagda
(
19/07/2007 06:02)
zay mahita hafa na tohin'ty
tsy ny adala no adala fa hadalàn'izay adala manadàla ny adala @ fahadalàny no tena adala!!!
tsy ny adala no adala fa hadalàn'izay adala manadàla ny adala @ fahadalàny no tena adala!!!
novalian'i Jeankely ny 27/07/2007 05:20
6. johnnyandri
(
19/07/2007 08:16)
Tadidio fa ny olona mandinika ny adala no mora lasa adala, ohatry ny adala:P
7. mandrindra
(
19/07/2007 09:07)
tsy ny hendry no hendry fa fahedren'izay hendry no mampianakendry ny efa hendry amin'ny fahendreny no tena hendry !!!
bidaqda, mety ve?:wink:
bidaqda, mety ve?:wink:
8. pissoa
(
19/07/2007 11:48)
tsy ny adala no adala fa hadalàn'izay adala manadàla ny adala @ fahadalàny no tena adala!!!
tsy ny adala no adala fa hadalan'izay adala manadala ny adala @ fahadalana manadala ny efa adala voadalan'ny adala hafa koa :oops::lol:
14. tslem
(
20/07/2007 16:15)
rehefa adala dia miadaladalà f'aza manadala ny mbola tsy adala tsy te ho adala sao lasa adala eo va tena ho adala ka ho adalain'ny adala :-D:-D:-D
17. Samoana
(
21/07/2007 10:36)
Hadalàna ny manao hendry mody voky fa manadala mpahandro feno fahendrena mamoky ny adala:roll:
18. dadie
(
21/07/2007 17:37)
Hadalàna ny manao hendry mody voky fa manadala mpahandro feno fahendrena mamoky ny adala
ny hendry hono no mody voky fa ny adala no misesika iany
19. meva2
(
24/07/2007 06:47)
Ary ny zanak'adala ????
Iza no tena adala? ny ray, ny reny sa ny zaza?
Iza no tena adala? ny ray, ny reny sa ny zaza?
