tsy ny adala no adala

1. bidagda ( 19/07/2007 06:02)
zay mahita hafa na tohin'ty

tsy ny adala no adala fa hadalàn'izay adala manadàla ny adala @ fahadalàny no tena adala!!!
novalian'i Jeankely ny 27/07/2007 05:20
2. booboo ( 19/07/2007 07:01)
maha-lasa adala sahady zany raha zany :-D:-D
3. xxx ( 19/07/2007 07:29)
tsy sitrapon'ny adala ny ho adaladala aterina any anjanamasina :-D
4. kanota ( 19/07/2007 07:49)
Adala miresaka amin'adala mahalasa adala
5. princesseN ( 19/07/2007 08:13)
ny hono tsy misy fa ny ondrakondrafana no betsaka:-D:-D
6. johnnyandri ( 19/07/2007 08:16)
Tadidio fa ny olona mandinika ny adala no mora lasa adala, ohatry ny adala:P
7. mandrindra ( 19/07/2007 09:07)
tsy ny hendry no hendry fa fahedren'izay hendry no mampianakendry ny efa hendry amin'ny fahendreny no tena hendry !!!
bidaqda, mety ve?:wink:
8. pissoa ( 19/07/2007 11:48)
tsy ny adala no adala fa hadalàn'izay adala manadàla ny adala @ fahadalàny no tena adala!!!

tsy ny adala no adala fa hadalan'izay adala manadala ny adala @ fahadalana manadala ny efa adala voadalan'ny adala hafa koa :oops::lol:
9. xxx ( 19/07/2007 12:35)
mahita volana alohan'ny aogositra ireto kle :roll::^):-/
10. bidagda ( 19/07/2007 16:42)
mandrindra!! tsy ratsy ka!!:lol:
11. sitlo ( 19/07/2007 18:25)
bidagda tafin-damba :°)
12. bidagda ( 20/07/2007 14:28)
:lol:o^o
13. Samoana ( 20/07/2007 14:56)
ny adalan'ny hendry ve maha hendry ny adala?
14. tslem ( 20/07/2007 16:15)
rehefa adala dia miadaladalà f'aza manadala ny mbola tsy adala tsy te ho adala sao lasa adala eo va tena ho adala ka ho adalain'ny adala :-D:-D:-D
15. kanota ( 21/07/2007 06:59)
Hendry tafahoatra miavadika adala.
16. xxx ( 21/07/2007 08:00)
Ny adala tafahoatra mivadika ho hendry :°)
17. Samoana ( 21/07/2007 10:36)
Hadalàna ny manao hendry mody voky fa manadala mpahandro feno fahendrena mamoky ny adala:roll:
18. dadie ( 21/07/2007 17:37)
Hadalàna ny manao hendry mody voky fa manadala mpahandro feno fahendrena mamoky ny adala

ny hendry hono no mody voky fa ny adala no misesika iany
19. meva2 ( 24/07/2007 06:47)
Ary ny zanak'adala ????
Iza no tena adala? ny ray, ny reny sa ny zaza?
20. Jeankely ( 24/07/2007 13:53)
Ary ny tezitra aminadala ve adala?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0811