hanandrano sy hena matavy na totokena

1. bidagda ( 13/05/2007 22:51)
efa nanao hanandrano sy hena ve nareo na totokena handramo hoanzay mbola tsy nanao, hena matavy misy tsoka na trafiny ireny hiver alo no fihinanay azy e!asio sakamalao de sakay ko
novalian'i melody ny 21/05/2007 23:07
2. Fiffi ( 14/05/2007 06:50)
heu......ka ny olana am hena matavy de ny koléstérola koh ! zah aloha mba manao sakafo tahak'zao hiany fa le hena matavy tena tsy lasako eh ! (na de tsy misy cholést aza)

Zah ndray rehefa mahandro hena de ritina aloha de hariana daholo iny menaka nivoaka tao iny fa iny manko no tena ratsy be am fahasalamana...(Mieux vaut prévenir que guérir
3. bidagda ( 14/05/2007 07:44)
afaka ritina @ voalohany de ariana ny menaka avy eo handrahoina miaraka @ hanana @ zay fa tsara ihany tsy de misy tsirony loatra le hena avy eo fa na de izany aza misy tsiron'anandrano
4. diamondra27 ( 14/05/2007 07:48)
za efa elabe tsy ninana hena ritra

efa nanandrana an'io za fa matsiro io k!
5. sipagasy ( 14/05/2007 09:18)
mandreraka be ny mahita ilay hoe "hanana' tss fa ianareo ve tsy mba malagasy e! eritrereto hoe inona ny fototeny avy @ ilay teny vao manoratra, ekeko fa arakaraky ny fahenoinareo azy ny hanoratanareo azy fa na izany aza tssssss

tsy hanana fa ANANA, vary amin'anana fa tsy varyamin'hanana tsss izay anie dia ohatra mora raisina e!!!

izay ry reto ny tsetsatsetsa tsy aritro annnn fa mazotoa homana daholo e!

tsy tezitra aho akory annn fa nankarary ny masoko ny nahita ilay izy, manana zanaka kely mba te hianatra manoratra teny malagasy aho mantsy ka na izy aza gaga hoe nenyyyy inn ny dikan'izany 'hanandrano?????':-*:-*
6. diamondra27 ( 14/05/2007 09:40)
sipagasy: :lol:

refa manitsy de ahitsio hatr@ farany akia a!

anandrano fa tsy hanandrano
toto-kena fa tsy totokena
andramo fa tsy handramo
ho an'izay fa tsy hoanzay
fihinananay fa tsy fihinanay
sakamalaho fa tsy sakamalao

;-);-);-);-)
tsetratsetra tsy aritro koa io!


lasa angadrano eo io hanandrano io @ farany=))=))=)):oops:
7. Fiffi ( 14/05/2007 10:37)
heu.....(anisan'mpanisy H koh zah) :oops:
8. majakely ( 14/05/2007 12:33)
howayyy zato nareo handrayyy kosehhhh:-D
9. mignone ( 14/05/2007 13:37)
refa azo ze lazaina de tsy blem klé ;-)
10. bidagda ( 14/05/2007 14:00)
misaotra manitsy fa na de zany aza mba aza manao kizitina rehefa manoro sy manitsy olo fa tsy mety, za ra mba te hanitsy ol de lazaiko tsotra fotsiny hoe tsy mety le hanana fa anana no izy fa tsy hoe mandreraka be ny mahita le hanana, ary ty ko ne minitra no enjehina ka atao fotsiny zay ahazoanareo le resaka eh! mande hoazy fotsiny ny tanana tsinona
11. kally ( 14/05/2007 18:03)
Raikitra izany fa hanana ny laokanay halina ka saika hadino mbamin'ny helo nefa havy ny horana.:wink:
12. booboo ( 14/05/2007 18:08)
haoka hizay ny momba ny tsipelina fa harosoy hamin'izay hilay motika

:°)
13. sipagasy ( 14/05/2007 18:13)
mmhhhh izaho hoa tsy tezitra anie e! fa ny zanako mantsy mba mpandeha eto rehefa misokatra ity ka ny azy ny alehany dia ny sakafo satria ao mba hoe feno voambolana hainy izany e! ny akora ampiasaina sns dia gaga izy hoe innn injay ny dikan'izany hanana fa tsy mbola hainy e! (teraka taty ary miezaka miteny gasy ny zanako 8 taona izy)

tsikitsiky lava hatrany e!

miala tsiny ry bidagda raha somary nanafintohina anao ny teniko annn, avereno amiko ny nolazaiko e!, misaotra anao.:-* .
14. diamondra27 ( 15/05/2007 00:07)
soloy katsaka , voanjobory sns... ravi-mbomanga indray raha tsy tia hanana nareo e!
15. karinah ( 15/05/2007 08:14)
ary misy sarotiny be mints 8O ato ah :^):-D, (tsetsatsetsa tsy aritra koa ny ahy iny:!: );.. tena matsiro ankia bigdada ny anandrano miaraka @ hen'omby koa ah , fa atao rony fa tsy ritra :P :miam: ;six dry! :P:-*:-*
16. bidagda ( 15/05/2007 11:55)
ok ry sipagasy f'efa adino iny a! mba arosoy indray ny laokanareo ao TSY LOAKANAREO io fa sao mandreraka anareo ndray, totokena sy kabaro ndray hatao
17. xxx ( 15/05/2007 12:01)
tsetsatsetsa tsy aritra, sady hors sujet :

izaho taloha nanao remarque momba ny tsipelina teto dia nahazo kabary be : izany hono no fomba fanoratra rehefa amin'ny forum sy tchat e. Indraindray nefa dia mandany andro kokoa ny mi déchiffrer an'ilay voasoratra
18. pissoa ( 15/05/2007 16:33)
mandreraka be ny mahita ilay hoe "hanana' tss fa ianareo ve tsy mba malagasy e! eritrereto hoe inona ny fototeny avy @ ilay teny vao manoratra, ekeko fa arakaraky ny fahenoinareo azy ny hanoratanareo azy fa na izany aza tssssss

tsy hanana fa ANANA, vary amin'anana fa tsy varyamin'hanana tsss izay anie dia ohatra mora raisina e!!!

izay ry reto ny tsetsatsetsa tsy aritro annnn fa mazotoa homana daholo e!

tsy tezitra aho akory annn fa nankarary ny masoko ny nahita ilay izy, manana zanaka kely mba te hianatra manoratra teny malagasy aho mantsy ka na izy aza gaga hoe nenyyyy inn ny dikan'izany 'hanandrano?????'


Sipagasy kosa e ! i sipagasy aza rehefa manoratra tsy hoe "tsy nahafantatra" ohatran'ny olona manoratra "hanana" na "hiany" fa tena inina mihitsy ny manoratra hoe "inn" "nenyyyyyy" ... ! sa efa hain'ny ankizy dia tsy maninona raha atao eto ! Tsy ratsy ny manoro, fa ilay hoe mankarary maso ... Miala tsiny fa ny masoko indray no narary nahita anao nanitsy nefa minia mandiso koa ! :-*:roll:
19. kelly13 ( 15/05/2007 17:18)
bidagda:

efa nanao hanandrano sy hena ve nareo na totokena handramo hoanzay mbola tsy nanao, hena matavy misy tsoka na trafiny ireny hiver alo no fihinanay azy e!asio sakamalao de sakay ko



za tsy mbola nahita trafikena taty
20. mignone ( 15/05/2007 17:19)
oka akia pissoa a ! marina mafy e ! :-*:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1626