hanandrano sy hena matavy na totokena

21. bidagda ( 15/05/2007 19:26)
misy trafikena eny @ grande surface eny ry kelly13 an! miaraka @ henamatavy misy tsoka reny tsy tadidiko ndray ny anarany @ tenimbaza jereo fa tsy ataon-dry zareo betsaka le izy fa kely ihany de tsy de tazana
22. kally ( 15/05/2007 19:40)
kelly13:



za tsy mbola nahita trafikena taty



Trafo-kena no izy fa bedy eo indry an!:-D



23. melody ( 15/05/2007 20:39)
sipagasy
tsy tezitra aho akory annn fa nankarary ny masoko ny nahita ilay izy, manana zanaka kely mba te hianatra manoratra teny malagasy aho mantsy ka na izy aza gaga hoe nenyyyy inn ny dikan'izany 'hanandrano?????'

fa firy taona ny zanakao no mijery ny resaka ato?

Mpandefa : mignone [ Valio ] 14-05-2007 15:37:38
Lohateny : Re : hanandrano sy hena matavy na totokena
refa azo ze lazaina de tsy blem klé

miray hevitra @ mignone... sady resaka sakafo ange ny ato e
24. sipagasy ( 16/05/2007 06:48)
melody annn, efa io nosoratako io ambony io kosa akia ny taonan'ny zanako annn, 8 taona izy, teraka taty frantsa ary mazava ho azy fa miteny gasy, fa mianatra manoratra teny gasy kosa, ary hainy tsara ny serasera.org, sy ny radiovazogasy;-)
25. sipagasy ( 16/05/2007 06:52)
xxx:

tsetsatsetsa tsy aritra, sady hors sujet :

izaho taloha nanao remarque momba ny tsipelina teto dia nahazo kabary be : izany hono no fomba fanoratra rehefa amin'ny forum sy tchat e. Indraindray nefa dia mandany andro kokoa ny mi déchiffrer an'ilay voasoratra



marina tokoa izany, lany andro tokoa miezaka mamantatra ny voasoratra indraindray :{;-)
26. kelly13 ( 16/05/2007 09:38)
kally>lollll trafo-kena, hihihi

fa trafony zany v klou tsy ilay bosse @ omby any amintsika e? nga ny omby aty misy trafony?
27. kally ( 16/05/2007 12:27)
kelly13:

kally>lollll trafo-kena, hihihi

fa trafony zany v klou tsy ilay bosse @ omby any amintsika e? nga ny omby aty misy trafony?



Fa inona ary ity trafiny tian-dry lazaina e?:-D
28. kelly13 ( 16/05/2007 12:33)
ka le bosse @ ombilahy reny ny trafiny amiko (trafony kou sa trafiny e? fanina aho kle :°)), d le atao kitoza milay b hohanina @ vary sosou na vary @ "hanana" hihihi
29. xxx ( 16/05/2007 12:57)
karinah:
ary misy sarotiny be mints 8O ato ah :^):-D,
mba manoro ny fomba fiteny ranona a!tsy misy an'izany hoe sarotiny izany a!raha manan-janaka gasy ny olona ka mba te-hanoro sy hampianatra ny zanany dia rariny raha milaza an'izany izy e!


30. bidagda ( 16/05/2007 14:02)
marina ny omby aty tsy misy trafony satria zebu mo ny antsika ka le bossena zebu iny mihitsy no trafo (azafady fa mbola diso ndray tetsy ambony e!)ka le hena ohatran'ny trafony hitako eny @ grande surface zany hafa kanefa de efa nandramako fa de tsy misy hafa @ tsirona trafokena, tsisy tsirony mo ny henamatavy fa de menaka fotsiny
31. melody ( 16/05/2007 18:46)
sipagasy: azafady fa tsy hitako ilay 8 taona fa na dia izany aza akia, indray2 manondrana ange ny ankizy sasany, mety tsy ho mendrika hoany ankizy -13 ans e, asa anefa.. ilay radio indray aloha tsy maninona:)
32. butchers22 ( 19/05/2007 20:14)
Matsiro kosa aloha ry bidagda ny anandrano sy totokena eh, za tsy dia malany sakafo matavy loatra,somary manitra Mada koa moa ilay izy hi hi:D "matsiro!!!",tsy hitako izay mandreraka @ izay nisoratan'i bidagda eo sady mazava no azo tsara izay lazainy, za aloha rehafa @ word na ohatr'izany vao miasa loha @ orthographe eh!!!, raha ijery izay adisoana hataon'ny olona rehetra manoratra eto dia eh he!!, lany andro sady misy fomba hafa ilazana azy koa ANGAMBA fa tsy hoe :"MANDRERAKA",zay aloha ny ahy fa de mazotoa mikarakara sakafo daholo eh!!!,


Misaotra ry bidagda fa matsiro ilay izy!!!, indrindra fa vary amin'anana miampy sakamalaho!!!!:roll: hummmmmmm
33. johnnyandri ( 20/05/2007 16:44)
ataovy anandrano sy tsipelina indray ary e, dia ataovy ketsaketsa, afaka mivaofy soson-kevitra maro afangaro aminy, manalazy koa anie eto ka sady mety ny mikozy rapida no tsy ratsy koa ny manoratra amin'ny tena tokony ho izy ny teny malagasy e:)sa ahoana hoy ianareo???ny sira kely tsy hoadinoina...sur ary e.
34. sipagasy ( 20/05/2007 17:07)
melody, ny zanako tia mikarakara sakafo dia matetika izy no mankato kann, efa hainy rahateo koa ny serasera hatrizay e! masaka beeehhhh, tsara annnnn mmhhh
35. melody ( 20/05/2007 21:37)
sipagasy: tsara akia izany rehefa mahay mikarakara sakafo ny ankizy a!:miam::miam:
36. bidagda ( 21/05/2007 14:49)
salut daholo e! inona indray no hatao laoka? lentille sy totokena, asiana lasary voatabia, na lasary karôty somaru endasina kely @ huile d'olive ny karôty sy poivron kely asiana curry kely, vinaigre eran'ny sotrokely mazotoa e!
rahampitso laisoa sy hen'omby
37. JR2 ( 21/05/2007 16:30)
ny ahy ron'anana no tiako izany:-*
38. melody ( 21/05/2007 23:07)
ny ahy ravitoto sy henakisoa na trondro sôsy vôtaby sy tongolo, hmmmmm:miam::miam::miam::miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1848