Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
malalarica ( 01/04/2007 18:18)
ny hankehitriny sy ny taloha
bjr mba te hahita ny clip sy ny tonony ny hira ny faffa rehetra aho fa g trouve pa sur internet.merci... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2007 18:26
Belly ( 01/04/2007 17:11)
ialy.ovh.org
http://ialy.ovh.org Ho an'ireo tsy naharaka loatra ireo infos momba ny toe-javatra misy any Dago dia jereo ao amin'ny "Infos sur Madagascar" ireo reportages kelikely des 5 derniers mois.... Ir... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/04/2007 21:00
Belly ( 01/04/2007 17:09)
ialy.ovh.org
http://ialy.ovh.org Ho an'ireo tsy naharaka loatra ireo infos momba ny toe-javatra misy any Dago dia jereo ao amin'ny "Infos sur Madagascar" ireo reportages kelikely des 5 derniers mois.... Ir... tohiny
novalian'i sitlo ny 01/04/2007 19:00
tsiafoi1 ( 01/04/2007 15:10)
Tonga eto Dago Nirina dia mba te hiaona amintsika rehetra
Tonga eto Dago ry reto i Niryna USA a! Dia mba te hiaona amintsika rehetra namana eto Dago izay maniry izany. Efa nihaona sy niara-nisakafo izahay tamin'ny zoma teo dia mihevitra ny hanomana fiahonana... tohiny
novalian'i mbaliana ny 14/05/2007 20:54
lanto ( 01/04/2007 10:59)
Mbola tsy mora (rbk)
Inty hoe ry zareo mba ahitsio sy fenoy : [i]Misy afo mivaivay Izay mba tokony hovonoina Nandoro ahy izay ela izay ka ilako anao Fo manam-pery anankiray Mba iriko raha tsaboinao Nampijaly ahy... tohiny
novalian'i rbkfoana ny 19/04/2007 21:03
kally ( 01/04/2007 09:41)
Aiza ary no mety hahitako an'ity?
Reko fa misy brochure tena vita milay mikasika an'i Madagasikara ho an'ny mpikarakara ny fizahan-tany.Tsy tadidiko tsara na Travel directory na travel planner ny anaran'izy io.Iza no mahalala an'io di... tohiny
novalian'i SOBIKA ny 02/04/2007 10:32
andry2007 ( 01/04/2007 09:32)
vao mambra vaovao
Mitady nmn tvvy 17-22 mba azo ifampiresahana tsara e!... tohiny
novalian'i dadie ny 04/04/2007 12:33
xxx ( 01/04/2007 09:25)
Miangatra ny tany ......sa miangatra Andriamanitra e
Naheno tamin'ny vaovao aho fa misy Bonne Soeur nahazo fahasoavana manokana tamin'i Papa J P II ,... Ny nahataitra ny foko de ilay ramatoa iray nitomany nanao hoe , miangatra i Papa fa izaho hoy izy ... tohiny
novalian'i prime ny 07/04/2007 06:58
ftma ( 01/04/2007 08:51)
biz'oroka trondro aprily
Nisy lany Tahiry mihitsy @ ilay poisson d'avril :-D Misaotra na izany aza :-*... tohiny
novalian'i ftma ny 04/04/2007 21:23
tsimiandravola ( 01/04/2007 07:37)
Nahoana no iadivana ny fivavahana?
-Marina fa samy manana ny heviny sy ny toerana misy azy miohatra amin'ny fivavahana ny tsirairay.Amiko fotsiny izao dia na inona na inona tsy fitiavako ny fivavahana tokampo (monothéisme),dia tsy af... tohiny
soanja ( 01/04/2007 06:21)
Fiteny nampiasain'i Jesoa
Raha ny fazahoako azy dia fiteny Aramaic no tenin'i Jesoa. Ka nahoana ny baiboly (Malagasy, Anglisy, Frantsay sns) no nadika na nalaina tamin'ny teny hafa noho io? Ny soratra sy ny fandikan-teny m... tohiny
novalian'i prime ny 07/04/2007 07:02
Fiffi ( 31/03/2007 22:16)
HIKATONA NY SERASERA
[size=20][color=red][b]Hikatona mandritrin'ny andro vitsivitsy ny SERASERA manomboka zao ka ho lazaina eto hiany ny fisokafany @ manaraka ![/b][/color][/size] ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/04/2007 12:17
xxx ( 31/03/2007 22:00)
fiffi, ratonga....
bonanifffffffffffffffffff! i fiffi sy ratonga e! ho tratry ny taona mitsingerina indray eeeeee!:-*:-*:-*:*:*:*:*(l)(l)(l):^):^):^)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/04/2007 06:59
xxx ( 31/03/2007 19:40)
groupe sanguin
bjr hono hoa possible ve fa ny olona mitovy ra tsy miteraka... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2007 19:29
xxx ( 31/03/2007 17:56)
volo pasohana
Tena maina be mihitsy ny voloko. Tsy mipetraka anefa raha tsy pasohana. Vonjeo. :(... tohiny
novalian'i xxx ny 11/04/2007 17:32
xxx ( 31/03/2007 17:46)
Izao no atao hoe mitory fampianarandiso.
http://youtube.com/watch?v=VvElky4Qwe4&mode=related&search= Jesoa hono izy ary tsy misy hono ny helo..... mahavariana fa betsaka ny voafitaka. ... tohiny
novalian'i prime ny 07/04/2007 07:06
Laaloo ( 31/03/2007 16:53)
MAHALEO
mpankafy mahaleo hatrany anaty tsinay mainty, mitady olona mitovy amiko hifampizara ny fitiavana azy ireo afaka mandefa direct any amin'ny adresse mail-ko koa eh! misaotra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/03/2007 20:18
paris10 ( 31/03/2007 16:39)
mitady trano
mitady trano F3 ny cousine-ko any frantsa raha mety misy aminareo mahita na manana ahofa,F2 ny azy ka afaka mifanakalo raha mety.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/04/2007 18:58
paris10 ( 31/03/2007 15:07)
mitady trano
manao aona daolo!mitady trano F3 izahay,F2 no ipetrahanay izao ka mety raha mifanakalo,misaotra betsaka!... tohiny
novalian'i paris10 ny 01/04/2007 13:52
Fiffi ( 31/03/2007 14:41)
Un mariage très insolite !
[i]Description: L'homme le plus grand du monde, qui mesure 2m 36, s'est marié Jeudi 29 mars avec une femme mesurant 1m 55 ![/i] Fa de tena mahagaga mihintsy an ! 2m36......lava beeeeeeee le bandy....... tohiny
novalian'i sitlo ny 05/04/2007 21:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.9469