Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ftma ( 30/03/2007 08:57)
firaisan-kina
tohin'ilay resaka nalefako tetsy ambany http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4605adddb3fc4 , tena tonga nirodoro ny gasy taty namangy ilay renim-pianakaviana na dia nifanontany aza hoe... tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2007 10:09
xxx ( 30/03/2007 08:52)
lahy sa vavy?
Adinony ianao fa fitaka ny toky Adinony ianao lasa izy fa voky Tsy tazany ianao tena tsy hitany intsony Nataony veloma niova koa ny fony Tsy tadidiny ianao tsy tsaroany intsony Nataony veloma... tohiny
novalian'i pimaso ny 06/04/2007 13:44
sitlo ( 30/03/2007 08:45)
tonon-kira
Ahoana kay no manova tonon-kira raha mahita diso?... tohiny
novalian'i dadie ny 02/04/2007 10:59
booboo ( 30/03/2007 08:09)
"authentification docs." eto frantsa
Misaotra mialoha izay afaka hanoro ny tokony hataoko. Nametraka taratasin'i mr booboo tany @ Mairie (Sens-Yonne) zaho teo : original n'ny kopia (lava) nahaterahany @ teny frantsay, misy ny sonia s... tohiny
novalian'i fijo ny 24/05/2007 20:25
rix ( 30/03/2007 07:26)
hira milay kosa
Za mba mangataka ny laisses passez an'i Rajerry Marcos:) Tena reveko be mantsy io vazo io indrindra le feon-kira ao anatiny tena milay an... tohiny
novalian'i Stretch ny 30/03/2007 18:57
Fiffi ( 30/03/2007 07:25)
Rameaux.....
[img]http://img90.imageshack.us/img90/208/rameauxrj6.jpg[/img] Hiditra @ fotoanan'ny Rameaux isika zao @ Alahady zao.....Ohatran'zao ny fankalazana an'io andro io aty @ misy ahy aty fa ny anarao mba ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/04/2007 17:22
pouns ( 30/03/2007 06:51)
hangataka hira
mba hangataka hira Tsiliva "I LOVE YOU", sy izay rehetra mety hira nampalaza an'i Tsiliva... tohiny
novalian'i Stretch ny 30/03/2007 18:23
bazylou ( 29/03/2007 23:09)
izay no nataony e!!
niletsy ssahady ny bypasynareo hoy ihebdo!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-P:-P:lol::lol:... tohiny
novalian'i Vahinala ny 30/03/2007 09:31
memerz ( 29/03/2007 23:05)
Inona no mampitovy sy mahasamihafa ?
1-) inona no mampitovy ny playstation 3 sy ny nonon-dreny ? 2-) inona no mahasamihafa ny tandramokotra sy ny tanalahy ? 3-) inona ny mampitovy ny sipa banga sady be molotra @ nivaquine ? 4-) inona ... tohiny
novalian'i pissoa ny 04/04/2007 19:57
salmo1 ( 29/03/2007 21:16)
Tafandry mandry
Any Mscar @ 00h:00mn alina, efa tokony hatory daholo ny olona. Handefasany lay zaza antso tapaka ny bandy, rehefa natsoiko izy de izao: Elle: -Allo! salmo1 ve zany:?: salmo1: -Ie..! Za ihany i... tohiny
simplex ( 29/03/2007 20:42)
sekta [ ]
ahoana kay ny fananganana sekta e? :P... tohiny
simplex ( 29/03/2007 20:38)
karajia, aia ty hombagna
Niditra karajia (tsaty serasera, http://karajia.org ) wa za androany, mba hoe mijery ny tolotra serasera rehetra zany e. Nafinaritra aloha ny fandraisan'ny ekipa solida mpandray vahiny e :-*. Fa n... tohiny
novalian'i Stretch ny 02/04/2007 21:01
zozofa ( 29/03/2007 19:36)
aza ela
manakory mba mitady ny tononkiran 'ny Suzy Raivo hoe "aza ela " raha mba misy mahay. misaotra e... tohiny
novalian'i zozofa ny 31/03/2007 23:08
soanja ( 29/03/2007 17:56)
Ndao horesahina de ailika
Mieritreritra aho hoe tokony ho tanisana eto hoe inona avy ireo topics na size tena mampanasa vangy eto na hoe ifamaliana tena tsy misy indra-fo eto. De avy eo ailika raha vitantsika manao izany: ... tohiny
novalian'i soanja ny 30/03/2007 23:59
beto ( 29/03/2007 17:47)
number one 18.2
tokony mba hisy hira am teny vahiny(l)... tohiny
novalian'i Stretch ny 30/03/2007 18:26
Bita ( 29/03/2007 17:07)
Malemilemy-Jaojoby
Efa mba hazoko t@ Fiffi io saingy ny toniny no tsy azoko fa ny fampisehoan-dry zareo no azoko. Betsaka anefa ny hiran'i Jaojoby tena ilaiko fa tsy ao to anatin'ity fandaharantsika ity ka raha mba misy... tohiny
novalian'i Bita ny 03/04/2007 17:32
kelly13 ( 29/03/2007 15:45)
mahatsiaro
asa ry reto fa za ty talou d potika sy rava tanteraka t@ i jason donovan a! mijery ny clips-ny talou reny aho zao d tena mbola rava iany a :) ty hirany 1 ty, na d reprise aza tena mmmhhhh http://... tohiny
soalaina ( 29/03/2007 15:24)
ile au tresor
mba ome ry zalahy ny tonon-kira ilay ile au trsor sur la plage............... merci ... tohiny
novalian'i soalaina ny 02/04/2007 13:57
booboo ( 29/03/2007 14:50)
ora...
@ firy zao any aminareo ? ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 10/04/2007 13:10
nikopol ( 29/03/2007 13:07)
Izany ve ny fitiavana ?
Nisy bandy namako izay, asa na izany no atao hoe fitiavana, fa izay tenen’ny sipan’nedala dia ataony daholo. Indray andro izay izahay, niaraka nandeha soirée, dia nolazain’ilay sipa nedala ... tohiny
novalian'i paris10 ny 10/04/2007 19:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.6122