izay no nataony e!!
1. bazylou
(
29/03/2007 23:09)
niletsy ssahady ny bypasynareo hoy ihebdo!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-P:-P:lol::lol:
répondu par Vahinala le 30/03/2007 09:31
3. kally
(
30/03/2007 07:43)
Io zavatra tandrametaka io tokoa aloha dia tena mahatezitra, manao ihany nefa zara raha vita fa tsy te ho lany vola be nefa avy eo ny mahihitra ihany no lany be.
Saingy amin'ny lafiny iray mba nampiova zavatra ny fisian'iny teo, izany hoe naleo ihany nisy na dia tandrametaka aza.:cry:
Saingy amin'ny lafiny iray mba nampiova zavatra ny fisian'iny teo, izany hoe naleo ihany nisy na dia tandrametaka aza.:cry:
6. kally
(
30/03/2007 09:14)
Vahinala:
tsy azoko le resaka
Raha ny fahazoako ny tian-drabazy ho resahina dia niletsy (nihotsaka) ny bypass, ilay lalana vavao karazana ring manodidina an'Antananarivo vao vita vao haingana.
