Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Riamainno
(
28/03/2007 12:21)
Mandrakizay
Hiran'ny Faniah ka ny Lohateniny " Mandrakizay " no ilaiko raha misy manan tompoko!
Misaotra Mialoha eh!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 13:46
LazaDaddy
(
28/03/2007 11:16)
Vokatry ny Fanahy Masina
Inona avy ny vokatry ny Asan'ny Fanahy Masina ao amin'ny olombelona?...
tohiny
novalian'i prime ny 03/04/2007 10:51
Imahaka
(
28/03/2007 11:04)
I lov u
ho anao
http://www.dailymotion.com/related/1439121/video/x1fd8o_tsiliva-i-love-you/1
(l)...
tohiny
novalian'i fatakamana ny 02/04/2007 06:44
salmo1
(
28/03/2007 09:57)
vhv 1 tsy maha lhl
[img]http://www.musiqueonly.com/disques/compils_dance_divers/mariage/photos/mariage_digipack_.jpg[/img]
Mbola ho avy ny anjaran-tsika 2 http://www.dailymotion.com/visited/search/kaiamba/video/xt58s...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 11/04/2007 12:38
nikopol
(
28/03/2007 09:18)
lalao
Voasary lalao e!
Nde tsika ilalao e ......
tohiny
novalian'i Zina ny 01/04/2007 02:05
salmo1
(
28/03/2007 08:51)
mix
[u]fascination[/u]
Tsy maintsy tongako any ianao
fa efa izay no tanjoko
lay trano bongon'ny fitia no nomaniko
ho vantaninao any e e...
[u]3 isan-jato[/u]
Madama anie manjamanja e!
Tiako be...
tohiny
novalian'i cutie ny 28/03/2007 23:51
hery
(
28/03/2007 08:42)
Ho an'izay hifidy
Mety betsaka no misalasala manoloana an'ity fitsapakevibahoaka ho avy ity. Hanao Eny sa hanao Tsia.
Ny zavatra tokony ho fantatra fotsiny dia fitsapankevibahoaka momba ny lalam-panorenana io. Izany...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/04/2007 21:19
Piksou
(
28/03/2007 07:38)
SÔ DE MBA MISY MAHITA
Saly a !!!
Sô de mba itanareo oe aiza ho aiza kay ny misy ny CONSULAT ESPAGNE eto Antananarivo :idea::idea::idea:
@ Zany VILLA MADRID zany fa tsy itako lé toerana
Mba mila fanampiana avy @are...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2007 12:39
maamybe
(
28/03/2007 07:10)
Asa Ianao
Mba te hanana ny tonon'ilay hiran'i delacr hoe "Asa ianao" iny aho raha mba miasy afaka manome....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 13:47
pissoa
(
28/03/2007 07:08)
Amin'ny teny gasy
Manahoana :)
Inona kay ny fiantsoana an'ireto amin'ny teny gasy :
- serum
- bande dessinée
- jupe "cloche"
- terrasse
- piscine (sa io hoe dobo filomanosana :oops::-D )
- Vernis (à ongles...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 13/04/2007 23:25
bloumpe
(
28/03/2007 06:43)
biz'oroka
fiffi ô!ndry oa tô b biz'oroka b:?:za zao mbola tsy manana,eny e!anisany fitiavana zany e?za zao te andefa biz'oroka ho andry nefa tsy mahay,d aôna zany:?::?: ...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 07/04/2007 09:11
soanja
(
28/03/2007 06:02)
vorivorin-kena na garadobo
Tsy manezana akory aho na ahoana fa dia sambany aho androany hatramin'izay nahatongavako taty fa tena noana garadobo le fahandro any Dago le mainty sy be menaka ireny.
Ireny ve mba misy mivarotra at...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 10/04/2007 21:42
xxx
(
28/03/2007 01:10)
TSETSATSETSA TSY ARITRA
Resy lahatra hatraminy manampahaizana sy ny mpanao fikarohana fa atomotra ny farany. A DIEU !!!!!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 08:59
xxx
(
28/03/2007 00:37)
Mitady asa
Iza no site ahitana asa eto france eto? sao dia mba misy mahafanatatra.
Misaotra ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/03/2007 05:58
LazaDaddy
(
28/03/2007 00:25)
Aza mitsara
Rehefa nandinika aho hoe ahoana no tena endrika isehoan'ny "[i]fitsaratsarana[/i]" olona eto dia ito ny hitako mateti-pitranga:
1) ny fitsarana olona ho "mpitsara"
2) ny fanamarinan-tena (fitsar...
tohiny
novalian'i prime ny 03/04/2007 11:47
bazylou
(
27/03/2007 21:39)
hay ve
mba mangataka ny tompony station radio eto @ ville (tana), ny antony nanajanonana ny radio ANTSIVA 97.6fm sy freqaunce Plus 92.8fm,fa dia mampalahelo mihitsy fa lasa tena mangina be ny analyse politik...
tohiny
novalian'i paris10 ny 28/03/2007 17:55
hery
(
27/03/2007 21:32)
Lehibe sy zaza: Marimaritra iraisana
Zavatra tsapako tato ho ato teto amin'ny serasera ity ka holazaiko anareo... dia izay fitsaranareo azy.
Ekena fa ny serasera dia natao ho an'ny rehetra, manomboka hatr@ 13 taona ka hatramin'izay an...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/03/2007 11:19
bazylou
(
27/03/2007 21:16)
tsy afa miala amin'ny frantsay ianao
le8 a!! ts na efa alikainy aza dia mbola mandadilady any aminy ihany, ary ny traboinanao raha tsy omeny saosy ianao tsy avotrao ireo , ( ilay nifidy anao ireo),pauvre gasy...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/04/2007 21:37
booboo
(
27/03/2007 19:58)
Ndao mbola hilalao aby aby ô
Efa édition fan'efatra sa fanin-dimy akory aza angamba ity lalao ity fa tsy quoi :°):°).
[u]Tanjona[/u] : mahaforona angano tsika
[u]Zava-kendrena[/u] : -fanarahana fitsipi-dalao :-P...zay kl...
tohiny
novalian'i simplex ny 02/04/2007 12:25
salmo1
(
27/03/2007 19:57)
2 Bacc
Raha efa afaka bacc enao.
Mba hazavao kely oe inona ny tena antony hamerenany sasany klasy, hakana bacc fanindroany, de am zay hono bi-baccs:?:
Zany ve de normaly:?:...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 13/04/2007 07:34
