Ho an'izay hifidy
1. hery
(
28/03/2007 08:42)
Mety betsaka no misalasala manoloana an'ity fitsapakevibahoaka ho avy ity. Hanao Eny sa hanao Tsia.
Ny zavatra tokony ho fantatra fotsiny dia fitsapankevibahoaka momba ny lalam-panorenana io. Izany hoe fanontaniana hoe ankasitrahinao ve sa tsia ny fanovana. Tsy fifidianana fanindroany an-dRavalomanana io. Noho izany na dia tsy nifidy Ravalomanana aza ianao ka mahita hoe tsara ilay lalam-panorenana dia afaka manao ENY. Ary na nifidy an-dRavalomanana aza ianao kanefa hitanao fa tsy mamely ilay izy dia afaka manao TSIA.
Aza mieritreritra hoe lasa akaman'i bazylou ianao raha manao TSIA... ary aza mieritreritra hoe mpamadika palitao raha manao ENY.

novalian'i fijo ny 04/04/2007 21:19
3. pissoa
(
28/03/2007 09:04)
Noho izany - manana adidy ianareo hifidy ( :-P ) hahafantatra ny lalam-panorenana taloha sy ny lalam-panorenana aroso amin'io fitsapakevibahoaka io. Mety manana adidy hampahafantatra izay tsy mahafantantra koa ... fa tsy manadinga an :-D:-D:-D
4. fijo
(
28/03/2007 22:36)
izay mihintsy.saingy indrokely....sao manao toa an dralison roger.
asio logika le resaka.
i ralison roger dia tsy nanaiky ny MAP.izao anefa izy manaiky an'io lalampanorenana izay lazaina fa hovana mba ahafahana mampiasa ny MAP io.efa tsy nanaiky ny MAP ve de hanohana ny fanatanterahana azy?????
ny mifanohitra amin'izay kosa tsy diso.afaka hoe nanaiky ny MAP saingy tsy mankatoa io lalana hanatanterahana azy io.izany hoe mila mitady lalana hafa

5. xxx
(
01/04/2007 12:12)
Sarotra ho ahy aloha ny hifidy zavatra izay tsy fantako akory ny votoatin'ilay lalam-panorenana tiana ho laniana e.Ary mino aho fa ilay 85% maro an'isa tsy mahalala izay hasaina hampanaovana azy ENY na TSIA.Tahotra sisa angamba no handehanany handatsaka ny ENY na TSIA fa tsy fantany izay ataony.
6. wooda
(
02/04/2007 21:20)
xxx:
Sarotra ho ahy aloha ny hifidy zavatra izay tsy fantako akory ny votoatin'ilay lalam-panorenana tiana ho laniana e.Ary mino aho fa ilay 85% maro an'isa tsy mahalala izay hasaina hampanaovana azy ENY na TSIA.(...)
Anisany aho sady mbola tsy afaka @nay loatra ny loza izay nentin'ilay cyclone Indlala farany teo taty, sady efa misy hafa indray ho avy ka hifidy ve? Tena tsy hay intsony!
7. ds
(
03/04/2007 12:42)
wooda:
Anisany aho sady mbola tsy afaka @nay loatra ny loza izay nentin'ilay cyclone Indlala farany teo taty, sady efa misy hafa indray ho avy ka hifidy ve? Tena tsy hay intsony!
Iza no ndeha hifidy ao anaty rivodoza JAYA
[IMG]http://img472.imageshack.us/img472/9059/jayath5.th.png[/IMG]
THE SYSTEM IS EXPECTED TO MAKE LANDFALL OVER MALAGASY COASTLINE (IN THE VICINITY OF SAMBAVA) IN THE NEXT HOURS
[IMG]http://img147.imageshack.us/img147/4536/jaya1tw6.th.png[/IMG]