Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sissizoa ( 31/03/2007 12:38)
aôna e
zay manana ny tonon'ilay hira:tsara tsodrano "dadah sy nana" re mba zarazarao e!Misaotra... tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2007 20:08
kelly13 ( 31/03/2007 11:20)
miantso mada
misy pub izay oa hitako mande eto @ sera² eto oe 22.5 cts/mn ny miantso any dago, d nefa mampiasa ilay num special io 0892... izay 0.34cts/mn, donky refa atao ny kajy majinijinika d lasa eo @ 50cts/m... tohiny
novalian'i vale ny 09/04/2007 14:12
jefra ( 31/03/2007 10:50)
Fanambarana sy
Entérinant les deux déclarations, d’une part, du Conseil Permanent des Evêques de Madagascar, du 23 février 2007, et d’autre part, du Conseil Episcopal Justice et Paix, du 19 mars 2007, Nous,... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/04/2007 07:32
ravakarama ( 31/03/2007 10:45)
LALAO RABESON
Mba mangataka ny tononkiran'i Lalao Rabeson mitondra ny lohateny hoe "sao adinonao"!misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i sitlo ny 01/04/2007 01:27
diamondra27 ( 31/03/2007 07:22)
izany no atao hoe: fitiavana amiko
http://youtube.com/watch?v=kEfJpJ1lhQc&mode=related&search= Minoa fotsiny ihany (l)(l)(l)(l)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2007 07:18
patrick2002 ( 31/03/2007 07:13)
Tsy ny namanao no ifaninananao fa ny tsara vitanao omaly
Hahatsiarovako ny pub nataon'i cour arcade io tamin'izao mbola nianatra . Raha mandinika izao dia betsaka ny manana eritreritra isika fa ilaina ny [color=red]defi[/color] eo @ fiainana ,tsy hitako a... tohiny
novalian'i soanja ny 01/04/2007 13:58
soanja ( 31/03/2007 02:35)
Mahalia
Misy an'ity fanafody vita gasy sady efa ao anaty boaty tsara tarehy antsoina hoe "Mahalia". Fanafody inona kay izy io azafady sao misy mahalala? Efa nisy nampiasa ve ary mandaitra tokoa ve?... tohiny
novalian'i soanja ny 31/03/2007 20:45
soanja ( 31/03/2007 02:32)
Saint Augustine na St Augustin
Mba hazavao kely anie ry izy mianakavy izay mahazo azy ny tian'i St Augustin tenenina eto fa tena very be zah. "Tompo o, Ataovy "madio" na "tsy manao firaisana na mitandrin-tena" na "chaste" aho, kan... tohiny
soanja ( 31/03/2007 02:25)
Manina
Mba omeo hevitra anie hoe inona avy ny fomba atao mba hanalana ireny hangomana ireny. Zany hoe lasa ilay olon-tiana de malahelo be eo tsy hita izay hafitsoka fa na hihinan-kanina aza dia aleo tsy mihi... tohiny
novalian'i soanja ny 18/04/2007 14:37
xxx ( 30/03/2007 23:42)
O.V.N.I
nareo ve mino ny fisiany? inona no lazaian ny baiboly momba azy io? ... tohiny
fijo ( 30/03/2007 22:29)
sampy
henjehan'ny kristianina ny finoan agasy fa hoe manompo sampy.ilay sampy anie ka mpanelanelana amin'ny gasy e.io sampy io no lalana hiresahana amin'i zanahary. ka raha samy mpanelanelana,sampy koa iza... tohiny
novalian'i prime ny 10/04/2007 14:40
rakoly ( 30/03/2007 16:18)
tononkira
mba mitady ny tononkiran'i(bodo&poopy) mitondra ny titre hoe MIDLEY.Azafady... tohiny
novalian'i saroun ny 05/04/2007 15:21
sakaizakely ( 30/03/2007 16:15)
camp de redressement pour "zaza maditra"
Tankina aho ry zareo nahita Envoyé Spécial (France2) omaly. Ankizy 13-18 taona ampidirina any @ camp militaire hono fa maditra dia tsy araky ny rad intsony ny fitaizana azy. Araky ny santionan... tohiny
novalian'i Vahinala ny 09/04/2007 20:40
saho ( 30/03/2007 13:27)
Ho avy hangataka vola aty Allemagne indray ra8
Mahagaga fa tena mangataka vola foana ny mpitondra any mada kanefa ny vahoaka madinika tsy mahatsapa izany hoe misy fanampiana izany fa midangana foana ny vidim-piainana... Be dia be ny olona mandr... tohiny
novalian'i vale ny 02/04/2007 07:54
arias ( 30/03/2007 12:36)
GMMC
mbo managataka le tonon ny hira ny GMMC le ho anao ry reto a! mbo mangataka e!!... tohiny
novalian'i Vahinala ny 30/03/2007 21:39
nikopol ( 30/03/2007 12:34)
Pretra vavy
Tsy aiko ty resaka ty na efa nandalo teto na tsia, fa mba mandalo ao antsaiko dia raha mba misy mahalala ny antony dia mba afaka manazava. Fa inona no antony tsy hahafahan'ny vehivavy manao pretra ... tohiny
lapino ( 30/03/2007 11:58)
Mba tandremo ihany ny ankizy
Mety tsy ho tongatonga saina akory ny lehibe, mety hoe zavatra tsy grave akory fa lamaody sy tendances an'ny tanora, nefa lasa manompo devoly ny ankizy http://quebec-en-feu.com/les_dansgers_du_sata... tohiny
salmo1 ( 30/03/2007 11:50)
mpianatra adala
Ny mpianatra de samy manana; ny adalany, ny fahaizana, ny fahendreny ary fahaditrany... Ny mpianatra de misy karazany, ary hita avokoa; ny namana manana probleme indraindray... Nisy mpianatra ba... tohiny
novalian'i salmo1 ny 02/04/2007 10:59
meva2 ( 30/03/2007 09:52)
Tandremo
Bjr daholo, Efa akaiky indray ity ny été dia hanomboka ny fitadiavana régime surtout hoantsika vehivavy. Ity ny expérience hitako:Nisy régime narahako izay t@ izaho avy teraka kelikely, nisy gÃ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2007 06:55
boubounezy ( 30/03/2007 09:29)
nareo lhl reo mety mafantatra wé
inn kay ny matonga ny lhl sasany mbola tanora kely reny ka tsy ty miaraka afa tsy @ femme mure???:idea:... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.8901