Pretra vavy
1. nikopol
(
30/03/2007 12:34)
Tsy aiko ty resaka ty na efa nandalo teto na tsia, fa mba mandalo ao antsaiko dia raha mba misy mahalala ny antony dia mba afaka manazava.
Fa inona no antony tsy hahafahan'ny vehivavy manao pretra ao amin'ny fiangonana Katolika ? Exposé des motifs no tiako ho fantatra fa tsy hoe satria "zay ny lalànan'ny fiangonana andininy faha xxx " ...
Raha misy andininy ao amin'ny baiboly koa moa azo hiarovana izany dia azo lazaina ...
Ny tiako tenenina dia hoe ny lalàna rehetra matetika dia misy antony nanaovana azy daholo, na farafaratsiny nisy antony nanaovana azy tamin'ny andro namoronana azy. Indraindray aza na efa tsy mitombona intsony aza ny antony namoronana azy dia mbola mitoetra foana ilay lalàna aty aoriana.

novalian'i ikaretsaka ny 02/04/2007 12:45
2. ikaretsaka
(
30/03/2007 12:53)
za koa nanontany an'io ry nikopol..
dia hozizy ilay rangahy izay hoe tsy 12 mianadahy hono no nalain'i lery na 12 vavy fa 12 lahy!
izay ry Madelenina sy ry Marta vao tonga ...
Sady efa nomena anarana hoe "Masera" ireny ary ko!
Asa! fa sangisanginay tany @ seminaire ny hoe : rehefa mety hatao hoe Masera ry Mompera angamba dia hivadika koa ho Mompera ry Masera! =))
Fa na izany na tsy izany.. mitovy anie ny asany afa tsy ny asa fisoronana sy fanamasinana ihany e!
Samy mitory teny, mampianatra katesizy.. mandray anjara @ fizarana komonio...
fa ny ahy tsotra ihany ny principe-ko.. 2000 taona ilay izy ohatran'izay dia nety... dia ialahy izany lasa Jesosy koa hanova azy tampoka 2000 taona aty aoriana?:roll:

3. nikopol
(
30/03/2007 13:13)
Eritreritra mandalo ny ahy ka, fa hatramin'izao kalo tsy mitaky an'izany ny mpino katolika e, na ireo vehivavy aza !
Fa tsy mitovy kosa ilay izy, satria raha miaramila dia hoe tsy misy Jeneraly ny vehivavy :lol:
Fa tamin'ny andron'i jesosy ohatrany azo eritreretina ihany fa tena samy hafa be ny rôle jouer-ny vehivavy sy ny lehilahy tamin'izany ...fa amin'izao fotoana izao azo lazaina hoe nisy fiovana kely ...

4. simplex
(
30/03/2007 13:15)
za kou efa niady hevitra t@ mompera Jezoita :-P t@ ity resaka iray ity, d izao no fandehany:
* voalohany indrindra aloha d i Jesoa: lehilahy
* faharoa, ny apostoly rehetra: lehilahy
* teo @ tantara, testamenta taloha, ny mpisorona rehetra: lehilahy
* ny pretra dia "leader", mitarika ny mpiangona, ray ampanahy, matanjaka kokoa ra lehilahy no mitondra :) ny vehivavy malemy fanahy loatra
* i Jesoa nanome ny fahefana an'ny apostoly, hitondra ny fiangonana. Mila consily (sahala @ vatican II) ra te hampiditra izany.
:@:@

6. kelly13
(
30/03/2007 13:49)
ary nga tsy oe efa nisy pretra vavy taty avignon taty e? efa t@ talou ela b zany a!
ary maninn kou tsisy papa mainty?
ary maninn kou tsisy papa mainty?
7. ikaretsaka
(
30/03/2007 13:52)
kelly> efa nisy papa mainty ka... hatramin'izao aza
ny superieur generalen'ny zezuite.. "black pope" no fiantso azy!:wink:

8. ranini
(
30/03/2007 14:17)
voasoratra ao @ baiboly anie ny hiérachie tsy mantsy arahina eo @ fiainana ee! ao @ IKoritinanina 8:5-6-7-8 de misy milaza fa ny lahy no lohany vavy, kristy no lohan'ny lehilahy ary Andriamanitra kosa no lohan'ny Kristy donc tsy azo ovanna io rafitra io. Lazain'ny Ikor 11: 40-48 koa fa ny vavy de mangina ra ao @ fiangonana.Tsy azo atao ary ny mandika io llàna io.
9. majakely
(
30/03/2007 14:22)
lazai?ny Ikor11:40-48 koa fa ny vehivavy de mangina ra ao @ fiangonana ..wayy ary ny vevavy mitory teny sy mihira zany de aona ?' mandika lalàna ve?? mba manotany fotsiny za an
12. hery
(
30/03/2007 18:51)
xxx> fantatra be xxx hoe tsy katolika :-)
Resaka lava be io resaka vehivavy tsy hatokana ho pretra ao amin'ny Fiangonana Katolika io. Ary ny Papa Joany Paoly II dia niteny hoe tsy ho tonga mihitsy izany ary tsy tokony hasiana resaka akory.
Ny anisan'ny antony lehibe dia ireo nolazain'Ikaretsaka ireo. I Kristy dia lehilahy, ny mpianatra 12 dia lehilahy. Ny dimbin'ny apostoly rehetra dia lehilahy.
Ny tsara ho fantatra dia:
Tsy resaka baiboly aloha ilay izy. Ho an'ny katolika dia tsy ny baiboly irery ihany no ahitana ny hafatr'Andriamanitra. Raha tsy izany dia kely loatra ilay hafatra... hoy i Jaona ao amin'ny filazantsarany hoe na ny tany rehetra aza tsy ho omby raha soratana ao anaty Baiboly daholo izay fampianarana sy zavatra nitranga. Ho an'ny katolika dia misy tsy voalaza ao anaty baiboly ny fampianarana fa nifampitàna teo anivon'ny Fiangonana. (Ny teny hoe Trinite sy ny fanazavana momba izany ohatra tsy ao anaty baiboly kanefa inoan'ny rehetra)
Tsy hoe resaka culture ihany fotsiny koa. Betsaka mantsy no miteny hoe fomba jiosy izany ka tsy tokony hiainana amin'izao. Raha tsy fanahinian'Andriamanitra ny haha lehilahy an'i Jesoa dia azony natao ny nifidy vahoaka hafa noho ny vahoaka jiosy. Fantany fa misy fomba hafa izay manome vahana kokoa ny vehivavy fa nofidiany manokana mihitsy ny fomba Jiosy izay efa lehilahy hatrany ny pretra mba haha-lehilahy ny pretra.
Tsy resaka vanim-potoana fotsiny koa. Hoe taloha ny lehilahy no ambony noho ny vehivavy sns... Azon'Andriamanitra natao tsara ny niandry hoe tamin'ny taonjato faha 20 vao nalefany ny zanany raha nilaina. Fa io vanim-potoana io mihitsy no nofidiny hahatongavan'ny zanany ary Lehilahy izy.
Efa nisy hatrany ireo vehivavy izay nanaraka an'i Jesoa, nanampy ny mpianatra sns (Maria Madalena t@ andron'i Jesoa, Lydia tamin'ny andron'i Paoly sns.) fa tsy nofidiany ho apostoly ireny, ary tsy nataon'ny kristianina ho Pretra.

13. hery
(
30/03/2007 19:18)
Misy ireo vondrona fiangonana izay nisintaka na voasintaka tao amin'ny Fiangonana Katolika manamasina pretra sy diakona vehivavy.
http://www.romancatholicwomenpriests.org/
http://www.womenpriests.org/
Ireo olona ireo, na dia milaza fa Fiangonana Katolika Romana aza dia nanàla tena tao anatin'ny Fiangonana Katolika Romana raha vao nanamasina pretra fotsiny. (Satria ny Eveka no manamasina pretra, ary ny papa ihany no manome alalana hanamasina Eveka)

15. cutie
(
30/03/2007 23:50)
: fijo [ Valio ] 31-03-2007 00:28:12
Lohateny : Re : Pretra vavy
ka ny fiangonanan ry zalahy tsy tia vehivavy an;izay no tena antony
:-D:-D:-D:-D:-D
18. tywa68
(
31/03/2007 06:52)
fijo : tsy hoe tsy tia vhv fa tsy te-ho taritin'ny vhv, satria ny vhv natao hanaraka fa tsy hitarika ! d niala zay nanana moko-ndoha hafa ! zany akory tsy manala ny essentiel hinoantsika (izay mbola lavinao satria leo ny fitondra-tenan'ny sasany enao) :lol:
19. cutie
(
31/03/2007 17:28)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 31-03-2007 05:25:30
Lohateny : Re : Pretra vavy
cutie> resaka lava be hoa io (cf hery io ambony io)
marina zany
aleo tsy handaniana andro e :-D
20. Stretch
(
31/03/2007 17:32)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 31-03-2007 01:51:25
Lohateny : Re : Pretra vavy
ampidiro hatrany @ resaka Adama sy Eva aza e
manaôna cutie , mbola nisy koa ary talohany adama sy eva tsy maninona e !
ny anjely ary e !