Pretra vavy

21. Fanambinana ( 31/03/2007 18:18)
Fijo:
Lohateny : Re : Pretra vavy
ka ny fiangonanan ry zalahy tsy tia vehivavy an;izay no tena antony

Rehefa tsy mahalala dia mahaiza mangina fa aza miteniteny foana e. Aiza no ahitanao izay momba ny fiangonana nefa na dia ny varavaram-piangonana aza tsy hitanao akory. Akombony vava sao mamoron-dainga eo indray. Mahaiza manaja tena.
22. LazaDaddy ( 02/04/2007 02:24)
Gaga aho fa betsaka diso hevitra eto na tsy mamaky Baiboly angaha ny marina; na mety mamaky ihany fa mitsimpona na dia mihevitra ny tenany ho tsy mitsimpona aza.

Ny vehivavy dia efa nisy tokoa nitondra ny vahoaka Israely tao @ Testamenta taloha. Ary nisy tokoa ny nitondra ny Fianakavian'ny Fiangonan'Andriamanitra tao @ TEstamenta vaovao.

23. ikaretsaka ( 02/04/2007 02:26)
dia izao ary e!
naninona I Jesoa no tsy vehivavy?
24. LazaDaddy ( 02/04/2007 02:36)
ikaretsaka:
dia izao ary e! naninona I Jesoa no tsy vehivavy?
Tsy anjarako ny mamaly izany ry ikaretsaka fa azafady raha tsy mahafa-po anao. Tsy mety tafiditra ato an-dohako akory mantsy ilay fanontanianao noho ny fanajako ny hasin'i Jesoa.
25. cutie ( 02/04/2007 02:38)
Lohateny : Re : Pretra vavy
dia izao ary e!
naninona I Jesoa no tsy vehivavy?

:-D:-D:-D:-D
because it's always a man :-D
26. cutie ( 02/04/2007 03:08)
Tsy anjarako ny mamaly izany ry ikaretsaka fa azafady raha tsy mahafa-po anao. Tsy mety tafiditra ato an-dohako akory mantsy ilay fanontanianao noho ny fanajako ny hasin'i Jesoa.

:-D
27. hery ( 02/04/2007 08:23)
LazaDaddy> Iza indray izany apostoly vehivavy izany? :-)
28. LazaDaddy ( 02/04/2007 11:01)
Hery> niresaka "apostoly" angaha aho? Raha toa ka eto aza moa isika mamaky vilana dia mba ahoana no ahaizantsika mamaky ny Baiboly?
29. pissoa ( 02/04/2007 11:07)
:-D:-D:-D:-D:-D
30. simplex ( 02/04/2007 12:15)
Laza:
Ny vehivavy dia efa nisy tokoa nitondra ny vahoaka Israely tao @ Testamenta taloha. Ary nisy tokoa ny nitondra ny Fianakavian'ny Fiangonan'Andriamanitra tao @ TEstamenta vaovao.


* nitondra io fa tsy mpisorona an ;-)

* aiza le reference fa manjary mino ze lazain'la fotsiny zay

:)

31. ikaretsaka ( 02/04/2007 12:45)
Samy hafa ny misorona sy ny mitondra ry Laza an
Ny fitondrana dia Ok amin'ela ahako hoe nisy vehivavy
fa ny fisoronana tsy mbola nisy ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.6692