mpianatra adala

1. salmo1 ( 30/03/2007 11:50)
Ny mpianatra de samy manana; ny adalany, ny fahaizana, ny fahendreny ary fahaditrany...

Ny mpianatra de misy karazany, ary hita avokoa; ny namana manana probleme indraindray...

Nisy mpianatra bandy nanana accident, ary ny tongony dia plastik, ny lohany somary voadona, ny sofiny mikavin-ila; amzay kou mbola midrôgy.

Rehefa niaraka t@ vhv espanol izaho nanao devoire, de iny le bandy fa tonga nanelingelina; nambaniny alou le sipa, ary nihevitra le bandy fa izaho olona miloko de hazony hatao izay tiany hatao.
Sanatria.

Hoy le bandy teo alohany ilay sipa sy izaho: -Ny vhv rehetra dia makorely, izaho tsy manaiky raha tsy homeny ahy tsara ny fitombenany, na iza na iza vhv tsy manaiky anzany de hoteneniko oe: vhv kisoa maloto...

Hoy ilay sipa namaly azy:- Ianareo lhl zany kisoa lahy mpamely kisoa vavy satry tsy mino aho raha enao no hamely biby, raha tsy olona ihany... ( sady mijery ahy ihany le vhv no manao ;-)).

Naleoko nangina.





novalian'i salmo1 ny 02/04/2007 10:59
2. simplex ( 30/03/2007 12:11)

ela wa aza miteny irery :twisted::twisted:

asivo fanotaniana na zavatra angatahina @ mpamaky.

na koa http://blaogy.org

3. simplex ( 30/03/2007 12:12)

hadino kely,

zakan'la ve zany le sipa sa ahoana? :°):P
4. salmo1 ( 02/04/2007 10:59)
Misy fiteny zay oe: zay manina no manantona.

Ity ary ilay blaogiko fa aza tsssssssss eo elah http://salmo1.blaogy.org/ de milay ve ?:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1817