Ny mpianatra de samy manana; ny adalany, ny fahaizana, ny fahendreny ary fahaditrany...
Ny mpianatra de misy karazany, ary hita avokoa; ny namana manana probleme indraindray...
Nisy mpianatra bandy nanana accident, ary ny tongony dia plastik, ny lohany somary voadona, ny sofiny mikavin-ila; amzay kou mbola midrôgy.
Rehefa niaraka t@ vhv espanol izaho nanao devoire, de iny le bandy fa tonga nanelingelina; nambaniny alou le sipa, ary nihevitra le bandy fa izaho olona miloko de hazony hatao izay tiany hatao.
Sanatria.
Hoy le bandy teo alohany ilay sipa sy izaho: -Ny vhv rehetra dia makorely, izaho tsy manaiky raha tsy homeny ahy tsara ny fitombenany, na iza na iza vhv tsy manaiky anzany de hoteneniko oe: vhv kisoa maloto...
Hoy ilay sipa namaly azy:- Ianareo lhl zany kisoa lahy mpamely kisoa vavy satry tsy mino aho raha enao no hamely biby, raha tsy olona ihany... ( sady mijery ahy ihany le vhv no manao ;-)).
Naleoko nangina.