Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rakaroka
(
04/04/2007 05:44)
"Message " ahoana ary?...
Miodina teo @ resaka "secte" ny resaka farany izao eto @ "serasera" no asahiko miresaka ity "message" vao hitako androany ity! Mba tiako ho hitan'ny mpisera sy hamantarana ny heviny fotsiny:
jereo et...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 11/04/2007 21:53
bazylou
(
03/04/2007 21:36)
mahagaga ihany an!!
olona 80 mahery no matin'ny cyclone , tsy nisy deuil nasinaly na 2 minitra aza fa ny aferandaomy no asesika!! ts aza gasy ra8ista ihany...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/04/2007 12:23
xxx
(
03/04/2007 19:36)
namana
izay kay ny namana tena mafinaritra anao indrindra eto dia iza no tsy tianao indrindra?
ary iza @namana eto no tena mafinaritra eo @fifandraisana ny namana sasany raha sendra mandefa email any amin...
tohiny
novalian'i fanaina ny 08/04/2007 18:14
xxx
(
03/04/2007 18:14)
fanovana anarana
Miarahaba.
Misy afaka milaza eto ny fomba arahina (procedure) raha hanova anarana eo anoloan'ny fitondram-panjakana Malagasy. Izany hoe ny nom de famille no afohezina. Ohatra:
Randrialavanarana, so...
tohiny
novalian'i agoago ny 13/05/2007 08:37
Bita
(
03/04/2007 17:42)
aza mandrora miantsilany
Io indray ry sakaiza fa mba tena mila an'ity hiran'i Clema hoe: manino mamonomono biby valy valy, Biby nataon-janahary...... Biby havantsika,..... Aza mandrora miantsilany. Dia misaotra mialoha Biz a...
tohiny
mmino
(
03/04/2007 16:39)
torine
mba mitady ilay tonon'ny torinne e!
...
tohiny
lapino
(
03/04/2007 15:56)
Einstein :-)
http://www.thegrace.com/fr/lemal.htm (fr)
http://carlafabiana.multiply.com/journal/item/72 (es & en)
Mba mampitsiky kely :-)...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 09/04/2007 09:20
Imahaka
(
03/04/2007 14:45)
tsara ho fantatra
Gasikara?
http://www.madagate.com/modules.php?name=News&file=article&sid=190...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 04/04/2007 11:31
ronaldo09
(
03/04/2007 14:38)
Fambara ratsin'ny fifidianana :Rivodoza
Tahaka ny ho raharaha ratsy izy ity, rey olona ! Mananontanona antsika indray ny rivo-doza vaovao ka raha ny fandiniky ry zareo mpamantatra ny toetr’andro ny fandehany dia mety ho amin’ny talata h...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2007 07:12
Fiffi
(
03/04/2007 14:34)
TGV 574.8km/h
hummm......nahita an'io ve nareo ? io indray zao ny reccord an'le TGV....574.8km/h sao lahy hanidina ny hafaran'izy ity ? :roll: :{...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/04/2007 11:54
tianabloom
(
03/04/2007 13:49)
Slt an!
In'vao2 nareo rehetra ao?
Hatolotr'i Ndremba sy ny namana rehetra.
Hoy i Tiana ...
tohiny
novalian'i dadie ny 04/04/2007 12:27
boubounezy
(
03/04/2007 12:20)
666
iza ndray ary no mba afaka manazava anah io resaka chiffres satry mantsy wé io no atao wé la marque de la bête. ka mba efa naeno oull niresaka io iany za fa tena tsy azoko mintsy lé izy fa otrany ...
tohiny
novalian'i prime ny 07/04/2007 06:43
thya
(
03/04/2007 11:14)
Mbola tia
Mbola tia dia hiran'i Firmin sy Melky...
tohiny
novalian'i anjaran3 ny 05/04/2007 04:42
tsiafoi1
(
03/04/2007 10:57)
MITADY DONS (Baiboly sy boky mahakasika ny fivavahana)
Nandritra ny volana telo teo ho eo, dia nampianatra Soratra Masina an-taratasy maimaim-poana ny tenako, olona eo amin'ny 41 eo no manaraka izany tsy tapaka, ary efa ho tonga eo amin'ny tanjon'ny famar...
tohiny
novalian'i andry44 ny 07/06/2007 10:38
ftma
(
03/04/2007 10:56)
grille de protection
Avy namaky ity lahatsoratra ity aho dia nahatsiaro ny resako tamin'ny olona tany Dago hoe "ohatry ny prison ny trano aty amin'ilay grille de protection sady raha misy loza tsy afaka madositra akory". ...
tohiny
novalian'i ftma ny 04/04/2007 20:48
salmo1
(
03/04/2007 08:58)
blaogy.org
Manasa anao hitsidika ny blaogiko voalohany http://salmo1.blaogy.org/ ;-)
...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 04/04/2007 02:13
Fiffi
(
03/04/2007 08:51)
Herinandro masina........
[img]http://img72.imageshack.us/img72/1941/564d44414e75aa52664ede5bs2.jpg[/img]
Vita iny ny "rameaux [i]l'entrée de Jésus à Jérusalem et le jour eschatologique ou l'humanité entrera définitiv...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/04/2007 07:44
tslem
(
03/04/2007 08:06)
andafy sy vazaha
tam zay mbôla kely oa d ouz dada sy mama oe refa tsy gasy d vazah d refa apitandranomasina d andafy, d nony tonga aty frantsa ohatra d lasa maheno oe rainiboto e, maizina e, tavaratra e sns... ka in...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/04/2007 08:05
armel
(
03/04/2007 07:57)
iza marina
atolotra ho an hery sy mika hoy armel ts manadino...
tohiny
novalian'i kally ny 03/04/2007 15:18
xxx
(
02/04/2007 23:21)
verjine
Firy taona ny vhv de efa tsy veri intsony?...
tohiny
novalian'i ktsif ny 09/07/2007 11:47
