blaogy.org

1. salmo1 ( 03/04/2007 08:58)
Manasa anao hitsidika ny blaogiko voalohany http://salmo1.blaogy.org/ ;-)

novalian'i salmo1 ny 04/04/2007 02:13
2. karinah ( 03/04/2007 09:20)
tsara !:wink:
3. lanto ( 03/04/2007 09:21)
=D=D
4. ftma ( 03/04/2007 09:22)
salmo1 tsy misy azoko fa teny tsy fatatro :wink:
misaotra nizara e
5. sipagasy ( 03/04/2007 10:17)
hihi zolie Ftma za koa akia mba niserana fa niala maina ihany annn hihihi:-* ihany salmo1 na izany aza e!
6. Vahinala ( 03/04/2007 11:42)
fa iza amreo moa zany salmo e, sa salmo vhv kay !
7. pissoa ( 03/04/2007 13:49)
=D=D=D
8. cutie ( 03/04/2007 13:56)
milay ry salmo a
nety ihany nga le izy :lol:
le hira alou tiako daholo :lol:
9. simplex ( 03/04/2007 15:23)
^:^^:^
=D=D=D
10. simplex ( 03/04/2007 15:23)
hadino kely,

Laia moa no iza less :P:°):roll:;-)8)8)
11. salmo1 ( 03/04/2007 16:59)
simplex: zah tsy saropiaro fa tongava elah aty raha haka anazy 8)
de ho lasa havako elah avy eo :°) (tandremo tsy zaka)

Tongava elah aty miaraka @ ''pach'' :-P
12. simplex ( 03/04/2007 17:20)
:-D:-D:-D
o letia, miady varotra tapimaso alou fa fianakams a tsssssssssss :°)

mavesatra be nga no tsy hozaka :roll:8) le teny espagnol no tena tsy napety azy :-P:-D:-D
13. simplex ( 03/04/2007 17:23)

ary pach aza tsy nataon'la tao anaty lisi-pifidianana akory t@ le election kou :) nga tsy Anna.es.ned ndray no izy ;-):-w:-w
14. salmo1 ( 03/04/2007 17:37)
Mazava wazy!
ozy elah oe fianakams a tsssssssssss,
de pach kou zany fianakams a tsssssssss :D:°)

15. sitlo ( 03/04/2007 17:39)
16. cutie ( 03/04/2007 17:40)
fiakavian'iza i pach:roll:
17. simplex ( 03/04/2007 17:43)
:D:D:D
pach alou tsy fianakams-ko e :-P fa ra ohatra ozy ela hoe tokony ampidirina fianakams izy tsy koi :-D:-D otran'ny mba metimety ihany manko izy iny :b:b:)

vazivazy zany fa sao d marary fo eo toi an ;-):-*
18. sitlo ( 03/04/2007 17:43)
salmo> ary toa vitan'ialahy loopy(replay) ilay izy?
19. cutie ( 03/04/2007 17:45)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 03-04-2007 19:43:49
Lohateny : Re : blaogy.org

pach alou tsy fianakams-ko e fa ra ohatra ozy ela hoe tokony ampidirina fianakams izy tsy koi otran'ny mba metimety ihany manko izy iny

:-D:-D:-D:-D
20. simplex ( 03/04/2007 17:45)
zany anie wa ry sitlo e :roll:

salmo: andefaso hafatra izy wa ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2508