Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo ( 06/04/2007 21:33)
finoana
mba jereo nareo mpivavaka ny vokadratsin'io finoana io any filipina sy ny karazany iny izao. misy olona homboina,ny sasany mandratra tena.de mbola hoavy koa ny inona????... tohiny
novalian'i cutie ny 03/05/2007 22:11
rakaroka ( 06/04/2007 21:20)
Ny "fahafatesan'i Jesoa"
Isan'ny "état de Dieu" tsy azoko mihitsy ny hoe natolotra ho sorona ny zanany! Tena marina e.N'inn n'inn fahotan'ny olombelona raha Izy koa no nanao hoe "aza mamono olona!" tsy tokony iala avy Amin... tohiny
novalian'i prime ny 17/04/2007 14:00
xxx ( 06/04/2007 19:30)
inn no hataoko?
misy lhl dimy be izao no tia ahy ary tena samy tia ahy be izy hireo, nefa iray ihany no tena tiako @foko manontolo. izaho te hiresaka @izy rehetra hoe avelao ny aminko hivalona any fa midedava hafa... tohiny
novalian'i paris10 ny 09/04/2007 19:11
Aino ( 06/04/2007 19:05)
:(
andro any ve ranga vao mba tonga ny antso hoe. http://www.RNS-CEN.COM/ dia midika izany fa tsy afaka mande ny tena eh!! tara laotra, nefa hisaorako manokana any ilay nampita ny vaovao( de fanja na... tohiny
novalian'i colar ny 09/04/2007 06:28
boubounezy ( 06/04/2007 19:01)
mila fanazavana
itako fa maro bé ny oull mahay baiboly ato ka mba atoroy anah réoull ny lalana tokony aleako fa mbola tena tsy aiko mintsy wé aiza na dé maita iany aza za wé mila araina ny ao @ baiboly. nisy tor... tohiny
salmo1 ( 06/04/2007 17:22)
safidinao amiko manokana - ENY sa TSIA
a- ENY, tena tiako be mihintsy, sady mapte :-* zany ra bandy. b- ENY, fa idraindray masosotra manao resan-jaza... c- Tsia, fa tiako hatao namana. d- Tsia, sady tsy tiako ho hita maso, na mah... tohiny
novalian'i lancia ny 13/04/2007 12:15
lapino ( 06/04/2007 16:03)
Toa ho ENY ihany no handresy
http://www.tv5.org/TV5Site/info/article-Referendum_a_Madagascar__le_oui_mene_largement__moitie_des_bureaux_.htm?idrub=6&xml=070406121238.2c7dtcjr.xml Dia io indray ilay tsy azo hadino mihitsy amin'... tohiny
nenni ( 06/04/2007 14:36)
hiran'ny lanitra
tiako be lay hira ary tena tsara e!... tohiny
lamie ( 06/04/2007 14:01)
ahoana ihany izy ty e?
Votre Excellence, Nous, FANDROTRARANA, ont lancé un appel pour l’abstention au referendum du 04 avril 2007 non pas par ambitions politiques déplacées mais parce que nous sommes conscients quâ... tohiny
novalian'i nathie86 ny 13/04/2007 12:53
lamie ( 06/04/2007 14:00)
vaovao tselatra
Votre Excellence, Nous, FANDROTRARANA, ont lancé un appel pour l’abstention au referendum du 04 avril 2007 non pas par ambitions politiques déplacées mais parce que nous sommes conscients quâ... tohiny
novalian'i Vahinala ny 09/04/2007 21:15
ravatorano ( 06/04/2007 11:48)
fijerena vokatra momba ny referandoma
Efa zatra mijery an ity site an 'ny ministeran ny atitany ity iska fa mba fanamafisana ihany ny ahy e http://www.mira.gov.mg/election/resultrefelection.php http://www.mira.gov.mg/election/ Mazotoa ... tohiny
novalian'i lamie ny 06/04/2007 20:46
hery ( 06/04/2007 11:20)
lol be
Tena toran'ny meh za nahita an'ity fa tsy lainga. Mba tiako ho hita koa i Doudou Michel mihira Kilalaka =))=)) http://klipgasy.blogspot.com/2007/04/tsiliva-i-love-you.html ... tohiny
novalian'i Stretch ny 07/04/2007 13:52
hery ( 06/04/2007 11:13)
Melky be mpitia
Ie, ilay hiran'i Melky hoe Ianao no tiako io no be mpakafy indrindra ao amin'ny Radiovazogasy. http://radiovazogasy.com/?rub=radio/favoris ny lisitra... tohiny
novalian'i lancia ny 17/04/2007 13:34
xxx ( 06/04/2007 05:55)
Ho aiza isika ity e !
Mampanontany tena lalina io referendum io: na handresy aza ny ENY, na resy ny TSIA: inona no dikan'izany raha olona iray no nifidy azy amin'ny efatra tokony nifidy nefa tsy nifidy noho ny antony maro.... tohiny
novalian'i Vahinala ny 06/04/2007 10:37
xxx ( 06/04/2007 01:47)
tiko fa miavona
Inona kay no hataoko? ra misy bandy tena tiko:-* kanefa izy tsy mba mivaky loha ahy mihintsy? fa lay joba hafa foana no adaladalainy sy sangisangiany fa tsy za:?:? de sarotiny be za mahita anazy sy la... tohiny
xxx ( 06/04/2007 00:42)
homo ny zanako
tsy fantatro na inona no mety antony fa homosexuel ny zanako lahy,27 ans izy zao ary manana copain ,mipetraka aty andafy izahay ,nanabe azy @ fomba kristianina ihany aho,ary nitandrina ny frquentation... tohiny
tolona ( 06/04/2007 00:21)
hafa kely homo
homosexualité!mahagaga fa betsaka ny olona miaina io endrika hafa @ fitiavana io ankehitriny,ary efa manomboka tsy miafina intsony ankehitriny fa misy zany na any ivelany na eto mada.ny antony aloha ... tohiny
novalian'i dolph ny 22/05/2007 15:32
tsimiandravola ( 05/04/2007 19:29)
Amiko dia tsy nisy ny Jesoa araka ny NT satria:
-Ny NT ihany dia efa ahafahaka manamporofo an'izany dia ho hitantsika tsikelikely eto izany... tohiny
novalian'i Salut ny 10/04/2007 13:18
salmo1 ( 05/04/2007 19:00)
kiss
Hono wa? fa ahoana ny joba vaza rehefa :* de hampadadizany manerakiny lohany bandy ny vavany; voatsetsitra daholo :ny vava, ny sofona, ny orona, ny andrina sns... Knefa ny joba gasy eo @ vavany ... tohiny
novalian'i xxx ny 08/04/2007 12:09
lanissa ( 05/04/2007 18:56)
ahoana indray ity?
misy namako zay ry zareo hono tsy mahazo manambady olona mainty8O gasy io an...ahoana ko zany?... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 08:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3942