inn no hataoko?
1. xxx
(
06/04/2007 19:30)
misy lhl dimy be izao no tia ahy ary tena samy tia ahy be izy hireo, nefa iray ihany no tena tiako @foko manontolo.
izaho te hiresaka @izy rehetra hoe avelao ny aminko hivalona any fa midedava hafa, nefa tsy mety ilay izy fa efa nandramako teo aloha be dia tsy nety fa nampalahelo ahy indray izy fa lasa tsy nitia an'iza n'iza hintsony hatr@ izao nefa efa taona vitsy izay!!
dia matahotra sy malaelo aho hoe tahaka any izay koa ve ny ahazo any hireo manaraka!!???
inn kay no hevitra mety?

novalian'i paris10 ny 09/04/2007 19:11
2. cutie
(
06/04/2007 19:43)
nefa iray ihany no tena tiako @foko manontolo.
tsy efa voavaly @ io ve le tiana hatao:lol::roll:
5. Vahinala
(
06/04/2007 20:15)
xxx > Enao ihany aza d efa mahavaly ny fanontanianao ko, iray ihany no tena tinao ozy ianao d izay hiarahana, olona tsy tianao v no hiarahanao ts d hampijaly olona fotsiny enao.
6. cutie
(
06/04/2007 20:18)
izaho te hiresaka @izy rehetra hoe avelao ny aminko hivalona any fa midedava hafa, nefa tsy mety ilay izy fa efa nandramako teo aloha be dia tsy nety fa nampalahelo ahy indray izy fa lasa tsy nitia an'iza n'iza hintsony hatr@ izao nefa efa taona vitsy izay!!
dia matahotra sy malaelo aho hoe tahaka any izay koa ve ny ahazo any hireo manaraka!!???
inn kay no hevitra mety?
tsory ny marina we tsy misy tian-jy izy efatra koa
ny hadalan-dry zareo refa tsy hitia an'iza an'iza tsony:lol:
Efa vita ny adidin'jy @iny , sady mbola ho tonga saina ihany izy efatra refa veo we tsy tian-jy fa @ 1 alou no malahelo :cry:
7. Fiffi
(
06/04/2007 20:21)
xxx:heu...de aiza ny olana ? rehefa io iray io no tena tianao am fonao manontolo de zay ! ka inona indray no hanaovana olana am hafa ? avelao any ry zareo fa io tianao io karakaraina sy heritreretina ! harary saina am tsy misy antony ao an !
nefa iray ihany no tena tiako @foko manontolo.
8. tynah
(
06/04/2007 20:28)
d mampirafy zany enao? tonga d lazao ny marina hoe efa misy ol tiko any d zay koh! ianao tia azy izy tia anao, ny ho avinao anie no lalaovinao am zany eh!!! tsy ny anio sy ampitso ihany no jerena fa ny ho mandram pahafaty sy ny ho avin'ny zanakareo kah heritrereto tsara. Sady tsy manahirana be ve zany miaraka am ol 5 be zao zany? Raha i Koto no eo d lasa Balita no vohatonon'ny vava:-P . D aona hoy dada sy mama am zany?
11. Vahinala
(
07/04/2007 15:41)
Ary zay vao tena azoko tsara, hay moa zany miaraka am xxx daoly le 5 ! Tena maharaka kosa enao zany ko, tsy mety zany fa manjary manome fijaliana ny sasany ianao, izay tena tianao ihany hiarahana fa manjary lasa tia tena ianao raha miaraka aminizy 5 foana, aleo lavitra mahita azy malahelo ra lazainao hoe aleo misaraka toy izay ahita azy hahalala hoe kay enao mampirafy azy sady tsy tena tia azy akory, vao maika gravy be. Izay tena tianao sy hatokisanao tazonina e !
12. booboo
(
07/04/2007 16:03)
itsoahy fotsiny izy 4 ambiny dé zay kouh ! ampifilafilao, teneno masiaka sns...tsy ho saina tonga ihany ve zareo ny farany :roll:
13. mandrindra
(
08/04/2007 07:08)
xxx, rehefa maminao izy dimy fa ny iray tantely dia samy omeo ny anjara tandrifina azy daholo e. tohizo foana fa milay be izany manandimy izany:D
ary aza anenenana ny lasa fa ny ho avy banjinina
ary aza anenenana ny lasa fa ny ho avy banjinina
14. ambotsy
(
08/04/2007 17:17)
ka tsy hitako izay atao ko!! raha mitia ilay tiako aho dia hireo hafa manao anao ahoana?
15. ambotsy
(
08/04/2007 17:19)
Mpandefa : tynah [ Valio ] 06-04-2007 22:28:55hihihihi tsy hoe mampirafy aho fa ray t@ ry zareo no tena nerahako hatr@ izay fa ny sasany na ny resaka resahako aminy aza resaka normaly tsy misy resaka hafa.
Lohateny : Re : inn no hataoko?
d mampirafy zany enao?
16. xxx
(
08/04/2007 18:04)
Ny olo-tina aza retsy mila tsy araka ny fikarakarana azy ka inn ny handanina andro hiaraka amin'ny oul tsy tina ?! tsy tsininao mitsy refa tsy te hitia olona hafa izay mandritra ny 20 taona ! sady rehefa mifanena aminy indray i Miss Magique dia afaka wazy ny problem-ny afa aza mitango olana izany.
Fa izay ekana fa hotiavina kosa, dia aoka hotiaviana sy hajaina (l)(l)(l)
mandrindrakooooo, tonga eto indray an :-D
Fa izay ekana fa hotiavina kosa, dia aoka hotiaviana sy hajaina (l)(l)(l)
mandrindrakooooo, tonga eto indray an :-D
17. Vahinala
(
08/04/2007 22:15)
Enjana ihany zany miaraka am olona 5 be zao zany an, ny 2 aza efa manahirana ihany kle, mangovitra lalandava fa matahotra hoe ngo d tratra !
18. tynah
(
09/04/2007 14:46)
ambotsy: zay miaraka aminao sy tena tinao ary tena tia anao hiarahana. Aza mampirafy zany fa mampisy probleme zany. Aza mitady blem zany am fiainana.Tsory fotsiny ny marina fa manjary mapijaly ol fotsiny koa ianao satria ry zareo manantena nefa ianao efa tsy ho anjara fa tsimaintsy iray ihany no ho tompony.
19. simplex
(
09/04/2007 15:21)
xxx:sao d manja loatra kosa ndriko :wink::P
misy lhl dimy be izao no tia ahy ary tena samy tia ahy be izy hireo, nefa iray ihany no tena tiako @foko manontolo.
xxx:sao d mba za zany kle :°):)8)8) (fa ra tsy manja be enao d mety tsy za zany :-P:°))
izaho te hiresaka @izy rehetra hoe avelao ny aminko hivalona any fa midedava hafa, nefa tsy mety ilay izy fa efa nandramako teo aloha be dia tsy nety fa nampalahelo ahy indray izy fa lasa tsy nitia an'iza n'iza hintsony hatr@ izao nefa efa taona vitsy izay!!
xxx:aiza kosa d hoe tsy maintsy otr'zay. Andramo @ izy dimy ireo aloha, fa ra otr'zay ny ataondry zala d afaka manana presumption hoe tena tsy maintsy izay.
dia matahotra sy malaelo aho hoe tahaka any izay koa ve ny ahazo any hireo manaraka!!???
xxx:zao e, refa mandray decision enao d normal be ngamba ra ny mikasika anao aloha no tsinjovinao voalohany. Le mampirafy alou mety manja ihany fa ra ol 5 izany tena siora ah fa tsy misy afatsy problema sur problema izany. Ianao kou 1 no tena tianao. Tsy vahaolana mintsy ny fanaovana toy ny hoe tinao doly izy rehetra. Tot ou tard, tsy maintsy kobo doly ny marina rehetra, ary na le tinao io aza mety hiaps @ zany. Noho izany tsy maintsy ho lazainao ihany le izy.
inn kay no hevitra mety?
Ra matahotra indray enao hoe tena mety voadona doly ry "lelika" d zao fotsiny eritreretina hoe na enao io aza, tinao ve ny hiarahan'ny ol tsy tia anao akory :°) miankina @ le tanjona aloha le izy, fa tsy milay zany mihatsaravelatsihy zany e. Ny bandy tsy voadona izany ra tsy efa latsaka lalina le izy vao najanona an. Izao kou, na manja tahaka ny in aza ny sipa, tsisy bandy manaiky hampirafesina izany. Ka zay le izy e, dieny mbola tsy lasa lavitra ny tantara d ajanony ;-). Sady bandy 5 be zao ve, danza be zany kle :{:{:{
20. fasaly
(
09/04/2007 15:51)
xxx:
aminko
midedava
any hireo
mitovy fanoratra amin'i Aino :lol:
izy kosa efa mba manao xxx de....:-P