Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Aino
(
10/04/2007 15:01)
de inn no hataonao?
raha ny namanao be kay no mangalatra ny sipanao dia inn no hataonao?
manotany fotsony.(eritreritra mandalo)...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/04/2007 14:57
soanja
(
10/04/2007 14:13)
Sokola mampihena tosidra.
Nivoaka indray ny fikarohana iray fa mampihena ny be tosi-dra ny sokola mainty indrindra fa tsy ilay be siramamy sy ronono iny akory.
Yam yam. Miakatra indray koa zany ny toekarena Malagasy fa mba m...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/04/2007 19:07
dadabary
(
10/04/2007 14:04)
tsy fantatro ny lohateny
Manahoana daolo nareo.Ilay hiran'ny mahaleo le oe:" ekena re tafakatr'ianareo o" iny mba itadiavako tonony e! izay manana mba ampidiro ry zalahy a! okay ;-)...
tohiny
novalian'i McFy ny 10/04/2007 22:13
azzaro
(
10/04/2007 12:59)
Colis Dago
Manahoana,
Sao mba misy mahafantatra ny N° tél n'ilay hoe ROJO mpandefa entana any Dago (eto Paris no misy azy)?
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i vale ny 13/04/2007 21:39
naritsimba
(
10/04/2007 12:11)
MAHALEO ZANDRINY (Faha-35 taona Tarika MAHALEO)
Miarahaba antsika rehetra.
Nanaraka ny fifaninanana Mahaleo zandriny ny tenako.
Ny zavatra azo lazaina dia tsotra:
1-Ankafizin'ny olona rehetra ny tarika Mahaleo.
2-Mankasitraka ny tompon-kevitr...
tohiny
novalian'i lanissa ny 20/04/2007 14:43
salmo1
(
10/04/2007 12:10)
Eritreritra mandalo
izaho gasy sa vaza:?::roll:...
tohiny
novalian'i fanaina ny 20/04/2007 21:58
dadie
(
10/04/2007 11:12)
teraka lahy kely ny namantsika ato @serasera
[quote]Mpandefa : mzksoa
Daty : 09/04/2007 15:30:09 (ora malagasy)
sali
eny alia vao teraka mitsy a zao vao 2sem zay
lahy kely[/quote]
Faly mampandre ny namana rehetra ato am sera2 ny...
tohiny
novalian'i Tokinao ny 13/04/2007 09:13
Fiffi
(
10/04/2007 10:13)
Ireo indray ny resety de humm..........
Ireo ry zareo ny karazana resety de mazotoa daholo de (aza hadino ny anjarako) :wink:
http://ravinala.online.fr/cuisine.htm
http://www.madaconnection.com/index.php?id=36&id_chapitre=150&titre=Cuisin...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/04/2007 06:18
Imahaka
(
10/04/2007 09:41)
mifandefera
Maninona tokoa moa raha mifandefitra?
http://klipgasy.blogspot.com/search/label/Dah%27mama...
tohiny
novalian'i booboo ny 10/04/2007 10:25
xxx
(
10/04/2007 09:02)
lova tsy mifindra ahoana?
hono ho'a ry reto naheno resaka a oe "mpanao lova tsy mifindra", inn kay no tiandry zareo ho lazaina @zany?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2007 11:14
nathie86
(
10/04/2007 08:56)
fanekena fahatelo
Miarahaba antsika reetra.
@nareo manankevitra ambara :mety hisy ve ny fanekena fahatelo?? Ny fiainan'ny zanak'olombelona mantsy toa miha ratsy andro aman'alina. ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/04/2007 18:29
Fiffi
(
10/04/2007 07:36)
Fa maninona.......
Lasalasa hiany ny heritreritro hoe "fa maninona rehefa fotoanan'ny Paska de tsy maintsy be foana ny lozam-piarakodia" ?
Roa no maty, 69 ny olona naratra...
Olona roa no namoy ny ainy ary 69 no ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/04/2007 19:10
rabaradaka
(
10/04/2007 07:35)
Mibaribary loatra ny hala-bato
Tena tsy miafina intsony kosa nama ry zareo mpisolelaka sy mpomba an-dRavalo mangala-bato a ! Aiza ve nama dia zara raha nisy nifidy tany SAVA sy DIANA nefa dia mbola ambony be ny taux de participatio...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 19/04/2007 06:23
tanza
(
10/04/2007 04:34)
raoul
hira miadana na koa hoe slow...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/04/2007 06:59
wooda
(
09/04/2007 22:21)
dedicace ho an'i ririmena
Blague hita t@ internet
Dans un hôtel, en France, un touriste français prend tranquillement son petit déjeuner : café, croissant, baguette, beurre et confiture. Un touriste américain mâchant ...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 16/04/2007 09:17
poly
(
09/04/2007 20:21)
Vehivavy mbola virijiny
Taloha zany manambady vevavy efa tsy virijiny zany tena fady, nefa zao tena tsy de misy olona mametraka olana @zany intsony...asa we ahoana hoy ianao?...
tohiny
novalian'i hajatia ny 17/04/2007 13:07
sitlo
(
09/04/2007 20:16)
dinosaur
Tyrannosaur, raptor sa Brachiosaur
sa Denver?...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 10/04/2007 18:41
fasaly
(
09/04/2007 19:55)
RNS
nahafianritra be tsy nisy otrzany ry zareo ny tany am RNS a! aleo hotondra tatitra eo ny manaraka e!:-P:^):^):-D...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/04/2007 19:52
Vahinala
(
09/04/2007 18:07)
Mpivady tsy mihaona
Raha misy aminareo mba mitovy cas amiko d mba tiako ho fantatra ra mety hoe ahoana no fomba fiainanareo azy. Tsy izany mantsy fa efa ho tapitra tsy ho ela ny congé d maternité ako satria efa nihoatr...
tohiny
novalian'i ratonga ny 11/04/2007 14:08
paris10
(
09/04/2007 17:13)
fiffi
fa nankaiza fiffi?:roll::roll:...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/04/2007 06:50
