teraka lahy kely ny namantsika ato @serasera

1. dadie ( 10/04/2007 11:12)
Mpandefa : mzksoa
Daty : 09/04/2007 15:30:09 (ora malagasy)


sali
eny alia vao teraka mitsy a zao vao 2sem zay
lahy kely

Faly mampandre ny namana rehetra ato am sera2 ny tenako ny vaovao nampitahin'i maksoa ahy(jereo ao am sary rehetra ny sariny t@ bevohoka)
maksoa>toutes mes félicitations akia a
novalian'i Tokinao ny 13/04/2007 09:13
2. tywa68 ( 10/04/2007 11:14)
nomen'Atra ny fara ry mzksoa a ! maroroha taiza e !
3. dadie ( 10/04/2007 11:15)
mzksoa> [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/B%E9b%E9s/bebe.gif[/IMG]
4. booboo ( 10/04/2007 11:32)
Arabaina tonga vahiny dia maroroha taiza ô :D:D
5. karinah ( 10/04/2007 11:49)
Arhabaina zany ooh!:P:P:P:P:P
6. lemenakely ( 10/04/2007 12:17)
iza hono ny rainy
7. karinah ( 10/04/2007 12:23)
hihihihihi
8. nabason ( 10/04/2007 12:29)
mitera 7 lahy sy 7 vavy
9. ANARIM ( 10/04/2007 12:43)
felicitations ô
10. botrabotra ( 10/04/2007 12:58)
felicitations d aza adino ny 7lahy, 7vavy
11. koralie ( 10/04/2007 18:33)
arahabaina izany ! d rahoviana ny vavikely ?
12. pissoa ( 10/04/2007 19:21)
arabaina nahazo bandy kely ... :-*:-*:-*

de pasipasio ny resety oooooo :-D:-D:-D:-D:-D
13. ftma ( 10/04/2007 22:31)
mzksoa: arabaina nahazo fara sy dimby e dia maroha taiza dia arahin'ny vavikely!
14. cutie ( 11/04/2007 00:09)
de pasipasio ny resety oooooo

sahady nga ry pissoa:-D
15. McFy ( 11/04/2007 00:25)
Arabaina nomen'Andriamanitra ny fara!
16. cutie ( 11/04/2007 00:27)
arabaina mzksoa :-*
17. dadie ( 11/04/2007 08:47)
Mpandefa : lemenakely
iaz hono ny rainy

aoka marina e tsy ny vadiny v?:oops:
Mpandefa : koralie [ Valio ] 10-04-2007 20:33:34
Lohateny : Re : teraka lahy kely ny namantsika ato @serasera
arahabaina izany ! d rahoviana ny vavikely

efa manana zanaka vavy 5 ans izy ka :-*
[
quote]Mpandefa : pissoa [ Valio ] 10-04-2007 21:21:11
Lohateny : Re : teraka lahy kely ny namantsika ato @serasera
arabaina nahazo bandy kely ...

pissoa >ih ih ih lé nahazoana lahy sy vavy no tena tsara am lé resety ,,manana zanaka vavy kely 5 ans izy :P

de pasipasio ny resety oooooo[/quote]
18. dadie ( 11/04/2007 08:49)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/B%E9b%E9s/8.gif[/IMG]

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/B%E9b%E9s/bebe10.gif[/IMG]
19. fleurdedago ( 11/04/2007 09:23)
arabaina nomen'Andriamanitra fara sy dimby e :-* :-*
20. princesseN ( 11/04/2007 14:18)
de hotsara taiza e!arabaina zany ry maksoa a!:P:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8424