Sokola mampihena tosidra.

1. soanja ( 10/04/2007 14:13)
Nivoaka indray ny fikarohana iray fa mampihena ny be tosi-dra ny sokola mainty indrindra fa tsy ilay be siramamy sy ronono iny akory.
Yam yam. Miakatra indray koa zany ny toekarena Malagasy fa mba miakatra ny fitadiavana sokola tsara. Isika dia manana an'io.
novalian'i Fiffi ny 20/04/2007 19:07
2. ikaretsaka ( 10/04/2007 14:43)
fa dia rehefa misy raha midina toko de tsy maintsy misy raha miakatra foana e eeee.:roll:
ny tosidra midina fa ny aretin'aty miakatra koa
(resaka fahasalamana fotsiny io lazaiko io an)
3. cutie ( 10/04/2007 14:55)
refa hohanina isan'andro kosa ve tsy hampiakatra aretin'aty :lol:
4. booboo ( 10/04/2007 15:04)
tssssssss...singany 4 isan'andro kounkou ve dia hamparary aty ? :°):°):°):°):°)

Be magnésium kounkou ny choco noir = ao tsara ny moral hu hu hu
5. Fiffi ( 10/04/2007 15:13)
sady tsy mampatavy ny sokolaaaaaaaa
6. booboo ( 10/04/2007 15:15)
eka ouz ...mampa botabota fotsiny refa beee lôtra :°)
7. cutie ( 10/04/2007 15:34)
:-D
8. ikaretsaka ( 10/04/2007 15:37)
booboo:

tssssssss...singany 4 isan'andro kounkou ve dia hamparary aty ? :°):°):°):°):°)

Be magnésium kounkou ny choco noir = ao tsara ny moral hu hu hu



raha hiafy @ singany 4 moa haninona? fa ilay izy matetika tonga dia. . . tablette 1 no tonga de majifa!:wink::oops:
Any no ahiako!:roll:
9. Fiffi ( 10/04/2007 15:52)
mba hasiana modération kosa eh !
10. ikaretsaka ( 10/04/2007 16:16)
ka le moderation ange asiana fa rehefa mitsako izay de lasa izao e..
sokola 1 de voanjo 1
11. kally ( 10/04/2007 17:01)
Mangidy be fa ny ahy ilay be ronono sy mamy tsara ihany no tiako kah!(l)
12. bilakarenjy ( 10/04/2007 21:26)
rehefa sokola de milay foana sady tsy mamparary aty izany akory rehefa tena asiana ronono be mafana tsara avy eo .hihihihihihihihiiiiiiii

13. cutie ( 10/04/2007 22:03)
soanja
za tena ti adark chocolate mitsy
mayan chocolate ve efa nohanin-jy, sady fair trade io :wink:
14. paris10 ( 11/04/2007 06:32)
zà misy colesterol fa ny regime-ko:tsy mahazo minana chocolat ry reto a!an3 sady misy trace-na sucre aho ka.
15. soanja ( 11/04/2007 14:53)
cutie:

soanja
za tena ti adark chocolate mitsy
mayan chocolate ve efa nohanin-jy, sady fair trade io :wink:


:( cutie zah tsy mmihinana sokola fa allergika be mihitsiny. Sangy mbaola mangalatra injainjay.
Carabe moa no solony de io no hohaniko refa te hihinana aho. Perte be e.

16. booboo ( 11/04/2007 14:56)
Soanja > hitakoooo ! perte tsy roa aman-tany mihitsy zany tsy afa-mihinana choco zany :-P
17. xxx ( 11/04/2007 15:24)
ikaretsaka:

fa dia rehefa misy raha midina toko de tsy maintsy misy raha miakatra foana e eeee.:roll:
ny tosidra midina fa ny aretin'aty miakatra koa
(resaka fahasalamana fotsiny io lazaiko io an)


Diso : ny chocolat en soi dia tsy maninona mihintsy, fa ny zavatra miaraka aminy no mety hahatonga crise de foie na mampatavy : ronono , siramamy
18. Zina ( 11/04/2007 16:41)
Diso : ny chocolat en soi dia tsy maninona mihintsy, fa ny zavatra miaraka aminy no mety hahatonga crise de foie na mampatavy : ronono , siramamy

Zany mihitsy..:wink:
19. cutie ( 11/04/2007 23:17)
cutie zah tsy mmihinana sokola fa allergika be mihitsiny. Sangy mbaola mangalatra injainjay.
Carabe moa no solony de io no hohaniko refa te hihinana aho. Perte be e.

in zany carabe:roll:
de tsy mihinana brownies koa ve njy
20. soanja ( 12/04/2007 13:38)
cutie:

cutie zah tsy mmihinana sokola fa allergika be mihitsiny. Sangy mbaola mangalatra injainjay.
Carabe moa no solony de io no hohaniko refa te hihinana aho. Perte be e.

in zany carabe:roll:
de tsy mihinana brownies koa ve njy


Hay hay fady be mihitsy ny brownies sy ireny black forest cake ireny. Izay be chocolat de tsy lasa mitsiny. Fa raha gofrety kely ireny dia mety ihany saingy mila misotro rano be dia be mandevona azy.

Ny Carob dia karazana voan-javatra solon'ny cocoa sokola ary mamy koa izy sady matsiro ihany ny tsiro avokany rehefa te hihinana sokola fa tsy afaka.
Ity ny link azonjy jerana.http://www.all-creatures.org/recipes/bev-carob.html





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3871