Sokola mampihena tosidra.
22. sipagasy
(
12/04/2007 16:52)
soanja:
[quote=cutie]
soanja
za tena ti adark chocolate mitsy
mayan chocolate ve efa nohanin-jy, sady fair trade io :wink:
:( cutie zah tsy mmihinana sokola fa allergika be mihitsiny. Sangy mbaola mangalatra injainjay.
Carabe moa no solony de io no hohaniko refa te hihinana aho. Perte be e.
mmhhhhh kay tsy izaho irery no tsy tafa @ ity raharaha manga ity hihihihih, fa tsy mantsy homana ihany e! hihihi ny fanafodiny dia polaramine alohan'ny hihinanana ny sôkolà ary koa misotro rano be dia be hihihi, na koa asio ranona voasary makirana kely aloha alohan'ny hihinanana sôkolà fa mety hanampy koa e!
24. cutie
(
12/04/2007 21:19)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 12-04-2007 15:38:46
Lohateny : Re : Sokola mampihena tosidra.
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
cutie zah tsy mmihinana sokola fa allergika be mihitsiny. Sangy mbaola mangalatra injainjay.
Carabe moa no solony de io no hohaniko refa te hihinana aho. Perte be e.
in zany carabe
de tsy mihinana brownies koa ve njy
Hay hay fady be mihitsy ny brownies sy ireny black forest cake ireny. Izay be chocolat de tsy lasa mitsiny. Fa raha gofrety kely ireny dia mety ihany saingy mila misotro rano be dia be mandevona azy.
Ny Carob dia karazana voan-javatra solon'ny cocoa sokola ary mamy koa izy sady matsiro ihany ny tsiro avokany rehefa te hihinana sokola fa tsy afaka.
Ity ny link azonjy jerana.http://www.all-creatures.org/recipes/bev-carob.html
merci soanja
hojereko @ manaraka:wink:
26. Fiffi
(
14/04/2007 08:12)
fa rehefa mividy sokola de aleo jerena ny ingrédients misy ao fa toa lasa misy gras be mahatsiravina ao an !
27. sakaizakely
(
14/04/2007 08:59)
Fiffi>
de aleoko nena tsy mividy sokolà raha tsy any @ le artisan chocolatier tena mpamboatra azy ireny. Tsy dia be additif toy ireny amidy eny @ mangazay na supermarché ireny dia tena tsapanao fa miavaka be ny tsirony.
Soanja> misy koa sokola natao ho an'ny diabétika asa raha mety mahasoa anao fa ny eto aminao manao an'io ilay mpivarotra fandehanako. Anontanio ze mpivarotra any akaikinareo.

28. Fiffi
(
14/04/2007 09:07)
sakaizakely: aleo lavitra mihintsy any no mividy...le izy koh ange ka autorisé ny fanampiana an'reo fanampiny shhhhhhhhh ireo eh ! de rehefa manao gato ka mila soko de lasa mitsonika menaka beeeee fotsiny :evil::evil:
29. sakaizakely
(
14/04/2007 09:21)
Fiffi>
aza mihinana ny gato sokolà ataoko ndry raha izany :-P:-P:-P
nena tena diboka dobera mits
fa tsy atao matetika an !
isakerinandro fotsiny :-D:-D:-D
aza mihinana ny gato sokolà ataoko ndry raha izany :-P:-P:-P
nena tena diboka dobera mits
fa tsy atao matetika an !
isakerinandro fotsiny :-D:-D:-D
30. soanja
(
14/04/2007 13:04)
sakaizakely:
Fiffi>
de aleoko nena tsy mividy sokolà raha tsy any @ le artisan chocolatier tena mpamboatra azy ireny. Tsy dia be additif toy ireny amidy eny @ mangazay na supermarché ireny dia tena tsapanao fa miavaka be ny tsirony.
Soanja> misy koa sokola natao ho an'ny diabétika asa raha mety mahasoa anao fa ny eto aminao manao an'io ilay mpivarotra fandehanako. Anontanio ze mpivarotra any akaikinareo.
Misaotra aky nizara ry Sakaizakely saingy zah tsy diabetika. Raha vao hoe sokola de tsy mety mihitsy fa tonga de marary e. Allergika mantsy aho. Saingy mihinana ihany aho refa mihetsika ny hadalako. De mivonona fanafody hanalana fijaliana refa avy eo.
Ilay carob aloha no fantatra fa mahasolo tsara zay ilana sokola.
31. sakaizakely
(
14/04/2007 20:32)
Soanja>
ny tiako ho lazaina dia mahay mi s'adapta ireo artisan ireo manko ary mety mahalala ny zavatra ankoatran'ny Carob io azo asolo azy.
Fa hay moa izany Soanja efa afapo am le carob d'efa mety ka :P
Fa hono hoa, efa nanao test ve Soanja ahalalana hoe inona marina no maha alerjika ? Tena le cacao ve, sa le ingredients ampiasaina miaraka aminy ?

32. watafon
(
14/04/2007 21:31)
d hihinana sokolà noir ndray a raha izany kou !
tsy mamparary aty zany ny sokolà k !
tsy mamparary aty zany ny sokolà k !
33. soanja
(
15/04/2007 22:10)
sakaizakely:
Soanja>
ny tiako ho lazaina dia mahay mi s'adapta ireo artisan ireo manko ary mety mahalala ny zavatra ankoatran'ny Carob io azo asolo azy.
Fa hay moa izany Soanja efa afapo am le carob d'efa mety ka :P
Fa hono hoa, efa nanao test ve Soanja ahalalana hoe inona marina no maha alerjika ? Tena le cacao ve, sa le ingredients ampiasaina miaraka aminy ?
Tamin'ny mbola kely aho defa nahafantatra fa tsy mahatanty sokola. Defa tsy nihinana fa na mihinana aza dia voafetra sady marary refa avy eo.
Nony tonga taty zah natao test rehetra fa dia ny sokola sy ny cafe no tsy mety ,tonga de malonilony sy mandoa, marary andoha tsotra izao. Avy eo mijaly tontolon'ny andro. Saingy mbola mihinana fo zah refa tahak'izay.
34. kally
(
16/04/2007 16:10)
Ny ahy pralines ihany mividy 1kg aho dia tsaingohiko isak'izay mandalo dia manao fanahy iniana mandalo matetika eo amin'ilay toerana asiana azy foana.:evil:
35. Fiffi
(
16/04/2007 20:45)
watafon:humm.......fa ny fihinanana ny chocolat noir hono no tena tsara.....
d hihinana sokolà noir ndray a raha izany kou !
tsy mamparary aty zany ny sokolà k !