Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
poly ( 13/04/2007 02:39)
Akanjofotsin'ny virijiny
raha mbola virijiny ny vevavy iray @ fanambadiany de ny akanjo fotsy no midika fa mbola madio ny vevavy irary,mbola tsy nanao firaisana talohan'ny mariage, akehitriny anefa toa tsy misy mitana an'io i... tohiny
novalian'i hira ny 17/05/2007 13:47
nikopol ( 13/04/2007 01:38)
3h05
Amin'ny telo sy dimy maraina izao... manomboka mavesatra ny masoko... mahatsiaro anao ahO... ary hinoako fa ho resintory vetivety.... miala tsiny raha toa ka miesona ! kony an ! ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/04/2007 14:37
ikaretsaka ( 13/04/2007 00:18)
Fitadiavana kil..fitorianteny.. fiangonana
Hono ho'a: indrindra ho an'ny mpitory teny sy ny shepherd, sy ny mpitana fiangonana rehetra mopera pastera (na sekte izy na tsia) sns sns @ izao vanin'andro aorianan'ny paka izao: tena tsy ... tohiny
salmo1 ( 12/04/2007 23:09)
Kely sisa de ho majeur i jojika
http://www.youtube.com/watch?v=oGW1de8sfHA :°)... tohiny
novalian'i xxx ny 16/04/2007 11:20
sitlo ( 12/04/2007 16:56)
kay
http://www.dailymotion.com/related/1779041/video/x15kg2_incroyable-mais-vrai-worm-in-head any Toliary moa sa any Toamasina koa ilay misy parasy kakana? Fa ilay izy karazana parasy miditra amin'ny t... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/04/2007 09:44
xxx ( 12/04/2007 16:33)
fandovana
salama daolo,sao mba misy malala ny fomba fanaovana mutation ny trano lova na homologuena zany e,inona avy no hilaina ary vetivety vé,misaotra mialoa;-)... tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2007 17:28
Bariry ( 12/04/2007 16:08)
Sinéma gasy
Salut, Miha mahazo vahana ny sinema gasy... Ankoatran'ny Poizina, rainizavona, volomboran 1 sy 2, dia misy an'ireto indray any - Tana Mania - Izefa havanareo - gidram-pitia Mba manao ahona ny... tohiny
novalian'i rakaroka ny 23/04/2007 18:37
doria ( 12/04/2007 14:21)
patisserie rakotovao
Manao ahoana daholo ! asa raha ato no tokony hametrahako an'ity na aiza , fa mba mitady ny adiresy web zareo za raha misy mahafantatra . Raha misy afaka manoro mpanao gateau mariazy tsara enareo de ... tohiny
novalian'i nathie86 ny 13/04/2007 11:59
Aino ( 12/04/2007 13:44)
tsikera @sary
ho anareo namana izay manana sary ka raha toaka misy tsikerako!! izaho be vazivazy ka aza raisina ho zavatra hafa raha misy resaka somary mananiany na hafahafa fa tsy ho enkory manaratsy na anao iz... tohiny
novalian'i Aino ny 15/04/2007 15:19
bobone ( 12/04/2007 13:22)
ahoana ny handraisanareo ity ....
salama daholo ô! ahoana no andraisanareo ity ! " hihinana mba ho velona ny olona sa velona mba hihinana!" misokatra ny hevitra e!... tohiny
novalian'i bobone ny 30/04/2007 14:40
scorpion ( 12/04/2007 11:38)
franchise ho an'ny mpianatra
Misy fangatahana atao amin'ny anaran'ny mpianatra manovo fianarana aty ampita.Io fangatahana io dia miantefa amin'ny Filohan'ny repoblika ary mikasika indrindra ny fanalefahana ny vanim-potoana takian... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2007 12:37
xxx ( 12/04/2007 11:31)
OVERDOSE
le olona eto de hita ny sasany fa voan'ny overdosen' ny internet de miteniteny foana....... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/04/2007 22:07
tsimatimanota ( 12/04/2007 11:19)
Fijerevana film porno be loatra miinciter ny olona @ ratsy..
- ho lasa lesbienne; - na ho pédéraste Sahia manao "TSIA"... tohiny
novalian'i andrylahy ny 03/07/2007 07:47
Piksou ( 12/04/2007 09:42)
BUDGET MENSUEL à BARCELONE !!
Mba te ahafantatra ny tokony ho dépense pendant 1 mois ho an'ny olona izay mahalala ny fiainana any na mipetraka any Espagne en général. Ny zavatra important no tiko ho fantatra (ny sakafo, ny lo... tohiny
novalian'i Aino ny 15/04/2007 08:11
hery ( 12/04/2007 09:08)
Tsy mety tsy misy Andriamanitra
Fomba fijery iray indray no asehon'ny olona iray eto ambany. Milaza ny impossibilité-n'ny tsy fisian'Andriamanitra. Izany hoe tsy manaporofo hoe misy Andriamanitra fa manaporofo hoe tsy azo sainina n... tohiny
novalian'i cutie ny 13/04/2007 21:12
xxx ( 12/04/2007 08:30)
ny vatana, ny ratsambatana
Tena fanina aho aloha hatramin'izay...raha mividy pataloha aho dia somary tery foana ny eo amin'ny fe ankavanana, de toy izany hatrany, rangitra aho hoe fa tena tojo foana ve zà fa diso refy foana ny... tohiny
novalian'i xxx ny 14/04/2007 18:06
xxx ( 12/04/2007 08:24)
RADO mpanoratra
Mba ampidiriko eto ity dinika ity fa vitsy mpitsidika, vonjy aina izy ity rey olona ô.Misaotra antsika rejetra. http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m46093fa1b4c13... tohiny
novalian'i nathie86 ny 16/04/2007 08:34
lapino ( 12/04/2007 08:01)
Hira sy mozika
Betsaka ihany angamba ny ohatra an'ah, tia hira (na dia tsy mahay mihira aza); isan'ny mahafinaritra mihitsy koa ny fiderana an'Andriamanitra. Kanefa : Toa ny hain-teny amin'ny tononkira, ny feon-... tohiny
paris10 ( 12/04/2007 07:14)
lundi de paques
nahafinaritra be ny excursion-nay:misy làlana 15km vao namboarin'ny japonais mantsy,boulevard de tokyo no anarany, na koa bay pass,anelanelan'ny Mandroseza sy route de Tamatave, na route d'antsirabe ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/04/2007 17:39
fijo ( 11/04/2007 21:39)
eric manana
ao amin'ny klipgasy dia misy ny hiran'i eric manana.misy al'ilay hoe "ny ratranao dia feriko" ny fanontaniako dia miova kle ve ny accord ny glta eo sa ahoana fa tsy mety tafavoakko le izy.nefa rehefa... tohiny
novalian'i fijo ny 25/04/2007 21:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.9567